Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsoupou ( 09/09/2006 07:56)
ATO MORA KOKOA
Nisy olona roa (lahy sy vavy) nanantona ny 1er sexologue malagasy. Izy 2 : Manao ahoana ianao profesora Prof : Salama tsara ka, inona no azo anampiana anareo 2 ??? Lehilahy : Mba mangataka zay 2 ho... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2006 18:41
tsoupou ( 09/09/2006 07:47)
ACCIDENT DE LA ROUTE
Any am firenena iray zay hono ny 40% n'ny lozam-pifamoivoizana dé nataon'ireo mpisotro toaka. 60% izany ataon'ireo mpisotro rano sy jus na ronono LESONA : Aleo zany misotro toaka ??? =)) =)) =))... tohiny
rabaradaka ( 09/09/2006 07:45)
Tany rehetra tany na atoandro na alina
Salama daholo aloha fa elaela zay tsy nifampitafa. Sendra tany rehetra tany ny tena nijery ny nanatrika ny zava-misy raha ny any ambanivolo aloha dia tsotra ny azy : nahavita sy mahavita azy i Ravalom... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2006 22:06
tsoupou ( 09/09/2006 07:43)
TANDREMPO NY TAOKA !!!
Nisy accident mahatsiravina be, rava tanteraka lé fiara 2, ny iray vehivavy no nitondra azy ary ny iray lehilahy. Nandady mitsy ry zareo vô tafavoaka tao. Vehivavy : Izao ngamba lé lahatr'Andriama... tohiny
novalian'i pissoa ny 09/09/2006 10:37
tsoupou ( 09/09/2006 07:35)
CONGRES DES FEMMES
Nisy fivoriamben'ny vehivavy mba hitadiavana izay hampitovy zo ny vehivavy rehetra izay, dé zao ny zavatra re tao Nitsangana ny italienne iray Italienne : Isabella no anarako, noteneniko ny vadiko ... tohiny
tsoupou ( 09/09/2006 07:27)
HEROS AMERICAINS !!!
Any amerika hono zao an, 3 ny héros any dé reto avy : 1- Super-man : manidintsidina eny am tours 2- Spider-man : mihanika anlé tours 3- Musul-man : mandrava anlé tours :-w :-w :-w :-w :-w :-w... tohiny
novalian'i enteme ny 11/09/2006 16:09
tsoupou ( 09/09/2006 07:18)
ALLO ALLO, MAMA ???
Nisy blonde 1 tao frantsa, te hi-téléphone ny mamany any amerika izy dé nefa zefa be, tsy hitany hono ze hiantsoana dé nankao am France Telecom zay eo akaikiny izy. Gardien no tao Gardien : Ahoan... tohiny
novalian'i kala ny 20/09/2006 14:11
tsoupou ( 09/09/2006 07:12)
VAKIO TSARA !!!
AM teny frantsay lé izy fa manjary tsy mi-rime raha adika am teny malagasy an :D [b]La nuit était noire La lune était blanche Nous étions seuls Elle et moi Sa peau si douce Ses yeux si bleus... tohiny
novalian'i nanoukely ny 12/09/2006 18:46
tsoupou ( 09/09/2006 07:09)
FIANARANA AMBONY
Nisy olona iray (belge hono lery e) handeha hianatra miaraka am tohatra lavabe Gaga ny mpianatra sy ny prof ka nanontany azy - Fa maninona sé no eny ambony tohatra eny nefa misy seza malalaka ety a... tohiny
novalian'i nanoukely ny 12/09/2006 18:45
tsoupou ( 09/09/2006 07:06)
IZA ARY IO Ô ???
Lalao kely ty, iza io mangataka fanondrotan-karama io ze mahalala fa ty ny taratasy nataony ??? Tompoko, Mba mangataka aho ny hanondrotana ny karamako noho ireto antony manaraka ireto : - Miasa any... tohiny
novalian'i nanoukely ny 12/09/2006 18:44
soanja ( 08/09/2006 19:51)
Mpanjamben'ny tany.
Tsy leo nareo an? zah manko tena adala-na ireto resaka ireto e. Mba hazavao amiko anie ilay hazo mpanjakaben'ny tany dia inona no tena asan'io teo amin'ny Gasy fahina na izao raha mbola misy? Misaotra... tohiny
novalian'i vale ny 12/09/2006 22:00
Bocassa ( 08/09/2006 16:40)
Vaova farany> Tsy te hirotsaka hofidiana intsony Ravalo!
Salama daholo e! Fantatra ankehitriny fa tsy te hirotsaka hofidiana intsony ny filoha am-perinasa Ravalomanana, araka ny nambaran'ny mpitondra tenin'ny fiadidiana ny repoblika. Maro ny antony nahaton... tohiny
novalian'i kala ny 20/09/2006 14:06
mamzelkely ( 08/09/2006 13:11)
ny nahalany tamingana ny dinosaures...
http://chezcaro.free.fr/files/JurrasicFart.wmv na http://chezcaro.free.fr/files/JurrasicFart.wmv ts haiko we iza no mande fa toy izao hono no nahalany tamingana ny dinosaure =))=)) aza bedes... tohiny
andraina7 ( 08/09/2006 12:08)
telepatiiiiiii
misy marina wa le oe telepatiiiiiiiiiiiiiiiiii e:?::?::?::?::?::?:... tohiny
novalian'i fens ny 25/09/2006 13:49
andraina7 ( 08/09/2006 12:01)
Nareo ve...
Nareo ve efa naheno le ohabilana oe:"fanambadian'Ankatso ka rehefa tonga ny vacance de samy mody any @ ray amandreniny":?:... tohiny
novalian'i Noslid ny 08/09/2006 19:32
filozofy ( 08/09/2006 11:25)
FANTOMES
Nareo ve mino ny fisian'ny FANTOMES ?... tohiny
novalian'i belaza ny 14/10/2006 08:37
xxx ( 08/09/2006 09:54)
correspondance avec copin ou copine avant
azo atao ve ny mifandray@copin na copine anao taloha nefa ianao efa manambady ahoana no fandraisanareoan'izany de tsy milaza ny marina aminy ianao hoe efa manambady ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 20:48
hery ( 08/09/2006 09:27)
Ny fitsipi-pifehezana eto @ forum
Miarahaba ny rehetra. Ity fitsipi-pifehezana eto amin'ny forum.serasera.org ity dia hitanao etsy amin'ilay hoe Fitsipi-pifehezana etsy amin'ny fanoroam-pejy http://forum.serasera.org/index.php?rub=... tohiny
novalian'i Simpona ny 11/09/2006 15:58
majesty ( 08/09/2006 08:35)
lakroa ????
Marobe ny olona no mino fa [b]ny lakroa[/b] dia famantarana ho an'ny kristiana (satria io no nanombohana an'i Jesosy)rehefa nandinika ny baiboly @ dikan-teny samihafa anefa aho dia mahita fa misy mila... tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2006 12:27
andraina7 ( 08/09/2006 07:12)
Inn no atao ozy nareo
Ra nareo no eo @ toerako, in no atao fa za wa te hisaraka @le sipko zay saingy le itenenako anazy no sarotra be!Ny toetrany lou mafinaritsa iany fa tsy haiko mitsy ze ts hitiavako azy; izy an galant,... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/09/2006 08:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.152