ALLO ALLO, MAMA ???

1. tsoupou ( 09/09/2006 07:18)
Nisy blonde 1 tao frantsa, te hi-téléphone ny mamany any amerika izy dé nefa zefa be, tsy hitany hono ze hiantsoana dé nankao am France Telecom zay eo akaikiny izy. Gardien no tao
Gardien : Ahoana ny anao zay mamzely ??? (tsy mamzelikely io an :D)
Blonde : Naika hiantso any amerika a, azafady
Gardien : 50 Euros zany
Blonde : Tsy manana an'zany a fa vonona ny hanao zé tinao rehetra a, retraretra mitsy
Gardien : Zany ??? Araho ary aho
Dé nanaraka lé sipa niditra am efitra anankiray
Gardien : Mandôliha dé vahao ny braguette-ko
Dé nataon'ilay blonde zé notenenin'ilay gardien
Gardien : Avoahay dé tohizo amzay
Dé navoakan'ilay blonde lé izy dé hoy izy
Blonde : Allo, allo, mama ???
novalian'i kala ny 20/09/2006 14:11
2. loharanoniaina ( 11/09/2006 08:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. marcocofa ( 11/09/2006 09:19)
marina kosa ny azy.telefonina no tadiaviny de naita mofo akondro izy,tsara iany ka ahahahahahahahahahaha
4. pissoa ( 13/09/2006 12:10)
Dain - tsy azoko :roll::-D:-D:-D:-D:-D
5. ravakamalala ( 17/09/2006 21:59)
pissoa aaaaaaaaaaaaaa!!!!:-D:-D:-D
6. antsotokana ( 18/09/2006 09:09)
=))=))=))=))
7. pissoa ( 18/09/2006 15:57)
ravaka - ito zah ka :-D:-D:-D

=))=))=))
8. kala ( 19/09/2006 14:06)
allo, allo, pissoa est là?=))=))=))=))=))
:-* ny an'i toi de bony kourazy
9. pissoa ( 20/09/2006 13:53)
kala ngah blondy :roll:

=))=))=))=))=))

melsiii :-*:-*:-*
10. kala ( 20/09/2006 14:11)
blondé bronzée :-D:-D:-D:-D

teniteny foana ndray io zaza io an! :D de ampy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0914