Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i andraina7, milahatra araka ny daty
andraina7
(
08/09/2006 12:08)
telepatiiiiiii
misy marina wa le oe telepatiiiiiiiiiiiiiiiiii e:?::?::?::?::?::?:...
tohiny
novalian'i fens ny 25/09/2006 13:49
andraina7
(
08/09/2006 12:01)
Nareo ve...
Nareo ve efa naheno le ohabilana oe:"fanambadian'Ankatso ka rehefa tonga ny vacance de samy mody any @ ray amandreniny":?:...
tohiny
novalian'i Noslid ny 08/09/2006 19:32
andraina7
(
08/09/2006 07:12)
Inn no atao ozy nareo
Ra nareo no eo @ toerako, in no atao fa
za wa te hisaraka @le sipko zay saingy le itenenako anazy no sarotra be!Ny toetrany lou mafinaritsa iany fa tsy haiko mitsy ze ts hitiavako azy; izy an galant,...
tohiny
novalian'i pissoa ny 13/09/2006 08:39
andraina7
(
08/09/2006 06:06)
Za kou mbô......
tonga de:)no iarabako anaroe retsaretsa:!:Za kou mantsy vô vaovao de mbola tsary manana namana mitsy.
Za mou r'reto mbô ataovy namana e! Nareo nge ono mafinaritsa be dôlidôly e!OK daholo e^:^...
tohiny
novalian'i ninih ny 12/09/2006 09:13
andraina7
(
07/09/2006 12:15)
PARE: rond sa carré?
8O:lol:lol:Blague iany ty ka blague!!!!
Nisy vevavy izay ono nametraka vola t@ banque(200 000 000AR).Da zendana le directeurn'le Bq ka nanontany; toy zao no resaka:
-Ahoana kay no nahitanao io vola ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 07/09/2006 20:33
