Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
velosoa
(
12/09/2006 14:54)
tsy maty manota
Mba lasa ny saiko manontany tena hoe : amin'izao fotoana izao dia mbola misy ihany ireo olona mihevitra ny tenany ho tsy maty manota ka manao izay danin'ny kibony....
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 22/09/2006 11:22
dolby
(
12/09/2006 14:35)
Raha samy mivavaka dia iza no mandresy
Mba lasa ihany ny saiko rehefa misy ekipa roa mifanandrina (baolina kitra ohatra) dia samy mivavaka na ny andaniny na ny ankilany. Raha atao hoe mitovy ny hivavahana dia iza izany no maharesy ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 06:54
rasoul
(
12/09/2006 14:07)
racisme
mitombina ve zany eto dago? ...
tohiny
novalian'i stone ny 05/06/2012 21:16
xxx
(
12/09/2006 12:04)
olon-tiana taloha
hono hoa ry reto mitombona ve ny todim-pitia na
hoe manana aalhelo aminao ny olon-tianao taloha...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2006 18:42
dolby
(
12/09/2006 12:00)
Mamba -bavy
Teo amin'ny firy taona lisany no nahatsapa hoe tena mamba-bavy be :)
Ilay hoe 'be' na tsara valiana fa tsy ilay hoe mamba (io mantsy mety mitohy foana) ......
tohiny
novalian'i heribe ny 23/12/2006 09:45
dolby
(
12/09/2006 11:57)
Ny any an-dafy any hono ...........
Maninona raha samy mba milaza kely izay zavatra hitany fa marina tsy araka ny hiheverana azy any Madagasikara.
Mba hiomanan'ireo izay ho avy sy hampitony ny sain'ireo izay any.
Ohatra :
- Ny ...
tohiny
novalian'i ilafy ny 23/12/2015 20:56
mimich
(
12/09/2006 11:13)
tache na holatra
misy fomba ve ahafahana manala ny tache mainty na holatra kely vokatry ny fery na ratra tamin'ny vatana...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2006 21:23
dolby
(
12/09/2006 09:55)
Mangetaheta be
Tonga dia valio izay valiny tonga aloha ao an-tsaina hoe fa aza mieritreritra.
Raha mangetaheta be ianao dia misy olona miteny hoe inona no tianao omeko rano iray vera zao sa afaka roa andro dia om...
tohiny
novalian'i mimich ny 20/09/2006 06:53
dolby
(
12/09/2006 09:54)
Lafo loatra ny hetra (douane) amin'ny fiarakodia
Fa maninona no dia atao lafo be ny hetra aloha amin'ny fiarakodia ? Aiza no mety ho tombony ?
Hoe mety mampitombo haingana ny toekarena ve ny hetra azo sa ny fanomezana fiara ireo olona any ambanivoh...
tohiny
novalian'i prime ny 06/10/2006 14:57
xxx
(
12/09/2006 09:45)
fitiavana vady
tsy haiko reto nareo ve manao ohatr'ahy za tena miraikim-po be @vadiko ka raha vao tsy hitako izy de mila marary mihintsy za nefa tsy de tokony hatao ve sa ahoana?SA ve izy tsy de tena tia ahy ...
tohiny
novalian'i booboo ny 05/10/2006 11:07
rix
(
12/09/2006 09:06)
pneu bonne occasion
Mitady pneu bonne occasion mbola mizotra tsara ho vidiana.
[u]Dimension[/u]: 900par20; 12par20; 1000; 11/22.5; 185par14; 13/22.5.
Misaotra mialoha amin'ny fiaraha miasa.Antsoy ny Tél:032 02 185 47 ...
tohiny
Fiffi
(
12/09/2006 08:07)
Fiarahamonina: Zary fomba ny manary zaza .
[b]Saro-pady ny ain'olombelona[/b]
Efa tsy tahotra tsy henatra intsony ny ray aman-dreny sasany ankehitriny, fa dia ny menaky ny ainy mihitsy no zary sahiny ariana etsy sy eroa. Tao anatin'ny ha...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:12
xxx
(
12/09/2006 08:00)
FIFANDRAISAN4NY VINANTO SY NY RAFOZANA
HONO HOA RY RETO TOKONY HANDEFITRA FOANA VE NY VINANTO N'inona n'inona ataon'ny zao-bavy sy ny rafozany azy de tsy mahazo mitaraina @vady fa hoe mampiady mba hazavao ny hevitrareo@izany...
tohiny
novalian'i vahatra22 ny 24/10/2006 14:10
berado
(
12/09/2006 07:29)
Ho an'ny mpakafy Tselatra rehetra
Slt daholo nareo eh!
Mba mtady tononkiran'i Tselatra reetra(akoatr'izay efa ato @ site) eh!
Ohatra oe Anantena an'iza
Msôtra betsaka eh
AKAMA DAOLO NAREO EH!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/09/2006 06:34
ANARIM
(
12/09/2006 06:39)
moa misy marina va?
tiako raha misy afaka manambara eto fa efa nahita, niaina, na nitrangana zavatra hafahafa (azon'ody hoy ny fitenintsika mahazatra azy) ka afaka izara amiko ny mety fitrangany, ny vokany, ny fomba naha...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 09:09
lemenakely
(
12/09/2006 06:14)
Fivarotan-tena ao ANTSIRABE roboka koa ny lehilahy!
Asa isika izay nahita ny lahatsoratra ao @ wanadoo.mg na ny gazetiko androany 12 septambra fa dia misy lahatsoratra ao momba ny fivarotan-tena ao ANTSIRABE.
Ny fivarotan-tena ve moa atao ahagàga f...
tohiny
novalian'i kitjo ny 04/11/2006 06:25
jimna
(
12/09/2006 05:15)
Jesosy Kristy, Andiamanitra sa zanak' Andriamanitra?
raha ny Baiboly no vakiana dia milaza fa zanak'Andriamanitra i Jesosy, nefa maro @tsika...
tohiny
novalian'i prime ny 06/10/2006 09:59
cutie
(
11/09/2006 23:50)
Ny fahitanareo
Ahona ny fahitanareo an'reny bandy manambady vhv efa manan-janaka reny nefa tsy zanany akory le zaza:?:
Tsy mba special ve ry zareo reny :lol:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2006 20:00
xxx
(
11/09/2006 22:04)
sarin'iza
nijery ireo sary hoa za ry reto, dia nahita fa be dia be amin ireo sary tao olona tsy mandray anjara eto loatra. raha ohatra hono ka te hahita sary ianareo amin ny olona mpandray anjara.. dia sarin iz...
tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 06:12
Zina
(
11/09/2006 21:31)
Dia maha ontsa mihitsy ndray ity
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=281934
ahona ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 08:02
