Dia maha ontsa mihitsy ndray ity

1. Zina ( 11/09/2006 21:31)
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=281934

ahona ny hevitrareo?
novalian'i prime ny 03/11/2006 08:02
2. cutie ( 11/09/2006 23:58)
mampalahelo fa atao ahona :roll::roll::roll:
fiainana zany.
3. patrick2002 ( 12/09/2006 02:01)
ka ianareo vehivavy ihany anie no mitady hitovy zo @ lehilahy eh! mba aleo koa izay lehilahy mba hitovy zo @ nareo vehivavy, mitombo ray indray izany ny asa fanaon'ny lehilahy :-D:-D:-D
4. Ralay ( 12/09/2006 07:54)
Toa handeha hanokatra agence spaciale any dago indray zah mikarakara ny vhv mitady lehilahy fa toa handeha ny tsena zany :lol:
5. Fiffi ( 12/09/2006 16:17)
Ralay: zany an ? tena agence specialy mihintsy ?
6. Zina ( 14/09/2006 02:27)
mampalahelo fa atao ahona
fiainana zany.

cutie nisy an'io ve taloha? zany no tiako lazaina eto oe niova mihitsy ilay fiainana...izay no mba tiko hizarana anareo an;ilay izy fa tsy inn akory:roll::roll::roll::roll:
7. cutie ( 14/09/2006 02:28)
de tsy haiko mitsy :roll:
8. Zina ( 14/09/2006 02:53)
Lasa ny eritreritro dia mba ahona re zany lahy manao an'io zany e? to otrany ratsy be .... hahahha
9. cutie ( 14/09/2006 02:54)
ratsy ahona??
efa mitovy zao ny lahy sy vavy
10. Zina ( 14/09/2006 03:07)
hahahhaha mitovy ahona kle? physionomie ve? za kosa tsy la ka
11. cutie ( 14/09/2006 03:07)
mitovy zo ka
12. Zina ( 14/09/2006 03:14)
hay ve e, zay aloha e mais quand meme c'est drole, tsy zatra ny maso
13. cutie ( 14/09/2006 13:39)
:-D:-D:-D:-D
de aza mandeha mijery eny koa
14. Zina ( 14/09/2006 14:05)
za aloha mbola tsy nahita e fa andeha hijery ihany za hihihiih
15. cutie ( 14/09/2006 14:06)
:-D:-D:-D:-D
de tantarao refa avy any
16. Zina ( 15/09/2006 01:37)
cutie a, za tsy any Dago ko aty tsy mbola misy an'io.. rehefa mande any dago aho zany dia ho lazaiko eo ihany...... to mbola ho ela ko....
17. cutie ( 15/09/2006 09:35)
ok:lol:
18. vakiniadiana ( 18/09/2006 11:32)
Ilay hoe maty gôsy no nahataitra ahy
19. prime ( 03/11/2006 08:02)
cutie, zina> :-D:-D:-D... masaka ery ny programanareo zany an...:-D:-D:-D
vakiniadiana> :roll::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0454