Mamba -bavy

1. dolby ( 12/09/2006 12:00)
Teo amin'ny firy taona lisany no nahatsapa hoe tena mamba-bavy be :)

Ilay hoe 'be' na tsara valiana fa tsy ilay hoe mamba (io mantsy mety mitohy foana) ...
novalian'i heribe ny 23/12/2006 09:45
2. jimtex ( 12/09/2006 12:36)
le hoe bavy lo esorina fa fady . teo@ 19 ans teo tena nanao livraison fona ny star tanjombato ndrindra refa teny akantso
3. Fiffi ( 12/09/2006 12:43)
inona aloha ity mamba-bavy :?::roll:
4. booboo ( 12/09/2006 12:58)
5. andry08 ( 12/09/2006 13:13)
Sao dia lasa lavitra @ ity mamba-bavy!
6. dolby ( 12/09/2006 13:54)
andry08:

Sao dia lasa lavitra @ ity mamba-bavy!

Lasa lavitra aiza ?


7. booboo ( 12/09/2006 14:18)
any Andavamamba :lol:
8. ninih ( 12/09/2006 15:05)
Toa tsisy mahasahy mivaky hoa e!
9. dolby ( 12/09/2006 15:11)
Za koa aza gaga. Za teo amin'ny 22 - 24 ans teo ho eo.
10. diamondra27 ( 12/09/2006 15:14)
11. hery ( 12/09/2006 16:18)
Rehefa mahita metimety :-D
12. cutie ( 12/09/2006 21:29)
tsy azoko in ny dikan'zany mamba-bavy :roll::roll::roll:
nefa refa mahita le valin-teny ato,ohtran'ny azo ihany fa mbola tsy sur :-D:-D:-D
13. tsi ( 15/09/2006 11:11)
mamba-behivavy no dikan'zany. mbola tsy azon'là iany ve e? atao dessin?
14. HESHA ( 15/09/2006 14:43)
iangaviana ni vehivavy hamaky fotsiny
15. simplex ( 15/09/2006 15:14)
HESHA:
iangaviana ni vehivavy hamaky fotsiny
16. rama ( 16/09/2006 13:31)
te hanao foana leity no dikan'izany ah, sa tsy marina zany?
17. pimaso ( 20/11/2006 07:03)
mambam-bavy foana ny bandy rehefa avy depucellé, entre 15 à 20 ans eo,
izay sipa tratra eo dia mahazo ny asany daholo, mazava?
18. heribe ( 23/12/2006 09:45)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4336