Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
adidy
(
13/09/2006 19:48)
télé gasy
Hono ho aho ry reto! Mety hoe mahazo télé gasy ve aty Frantsa ? Dia câble ve sa canal satellite sa TPS no mahazo ?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 04/12/2006 03:10
hery
(
13/09/2006 16:18)
Olona ki-sé-tou
Nareo ve mba sendra an'ireny olona qui-sait-tout ireny? De inona no tokony hatao rehefa miresaka amin'izy ireny? Indraindray aloha tena misy zavatra hainy be mihitsy... ary tena mpiasa be izy amin'in...
tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 07:43
helitiana
(
13/09/2006 15:29)
havatsa
Hono ho aho ry Hery ,toa tsy hitako intsony ho aho ny havatsa.upem.frantsa.org ;ka aiza no mety mba ahitako an'izay.MISAOTRA INDRINDRA...
tohiny
novalian'i helitiana ny 19/09/2006 22:07
fsj
(
13/09/2006 15:17)
Te ho any aminao - Raboussa
???? Sao dia mahita an'ny tononkiran'io hira io ianareo??? Na ilay hira mihintsy raha misy manana.
Misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i fsj ny 01/10/2006 21:54
jimtex
(
13/09/2006 15:08)
INONA NO ATAONAO RAHA TRATRANAO MAMPIARAKA NY SIPANAO ?
Mba inona no mety ho réactionao raha tratranao mampiaraka ny sipanao?.Ny mety ho tohin'ny fiarahana!...
tohiny
novalian'i mamafara ny 20/09/2006 13:18
jentilisa
(
13/09/2006 11:48)
nametraka ny firotsahany sahady Ravalomanana
Vao omaly ny omaly no nolazaina lavabe tao amin'ny televizionam-panjakana ny dekre momba ny fifidianana ho filoha dia efa nametraka ny azy sahady Ny filoha ankehitriny Ravalomanana androany maraina......
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:12
prime
(
13/09/2006 10:49)
sinema b ny 11 septambra 2001
Efa mihamiseho tsikelikely ankehitriny ny zava-miafin'ny WTC...
Mifanjohy efa ela ny zava-miseho rehetra fa tsy zava-baovao ary misy manao manipulation @ resaka géopolitico-stratégique sy dominati...
tohiny
novalian'i raygasy ny 02/10/2006 14:02
dolby
(
13/09/2006 10:15)
Niaraka tamin'ny sipa tao am-piasana
Mba tantarao hoe. Ataovy anonyme raha matahotra ny hoe gain !!...
tohiny
novalian'i Ankazomanga ny 11/01/2007 08:08
soanja
(
13/09/2006 10:10)
Reny nisara-bady de manambady hafa
Mba tiako ho fantatra ny hevitrareo momba ny mety ho eritreretin'ireny zaza kely latsaka ny 10 taona ireny raha nisaraka ny ray aman-dreniny dia nanambady hafa indray ny reniny na ny dadany na manao s...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/10/2006 21:06
madagasikara
(
13/09/2006 06:36)
Fandefasam-bola
Manahoana daholo,
Misy namako izay manafatra zavatra amiko hoe entiko rehefa mankany mada za, fa nasaiko nandefa vola izy mba hialana am olana satria efa nataony toy izay za in-1 andro. Ary izy tsy h...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 06:53
madagasikara
(
13/09/2006 06:31)
Zaza sary
Manao ahoana daholo,
Matetika ny zaza sary dia victime eo am fiarahamonina, indrindra any antsekoly rehefa mameno antontan-ttsy... satria tsy mba misy anarana eo am RAY.
Marina fa tsy misy olona ts...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/09/2006 15:26
diamondra27
(
13/09/2006 06:27)
fahafatesana
Araka ny henoko @ manodidina dia misy cas ny olona ianjadian'ny fahoriana olona maromaro misesy.
Ahoana no ataon'i tompo manjo mba tsy ho kivy @ fiainana.
ohatra: misy olona iray maty vady , dia ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2006 19:57
naze
(
13/09/2006 06:24)
Mila akama fa...
Salut! Mbôla vaovao be ahako de tsy mbôla mahita zay atsimo sy avaratra @ ty serasera ity ka mba ampio ry akama akama zay tokony atao e! merci:-P ...
tohiny
novalian'i fiderana ny 23/09/2006 11:13
lapino
(
13/09/2006 02:22)
Diso adiresy
Handeha vakansy any Toliara hono ireto izy mivady avy any Antsirabe. Nisy nahatazona azy tampoka Ramatoa ka tsy maintsy nahemotra ny ampitso ny fandehanany. Rangahy kosa tonga dia nandeha hikarakara i...
tohiny
novalian'i pissoa ny 26/09/2006 07:07
boubounezy
(
13/09/2006 00:50)
MENU DU JOUR
SALADE DE RIZ aux concombra et au fines herba
andraoy mitsiratsiraka tsara ny vary ho maina
dé refa vita atokany
teteo ny concombra en dés
teteo madinika kely ny ciriandre, tongolo ravina, tongo...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 13/09/2006 22:55
haridera
(
12/09/2006 18:50)
tononkira "Bonne Chance mon garcon"
miarahaba,
sao mba misy manana ny tonon'io hira hoe "Bonne chance mon garcon" io? tsy haiko izay tompon'i Hira fa i Luc sy Mahery ary Rija no nihira azy indray tamina Cabaret.
misaotra indrindra....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2006 19:33
adidy
(
12/09/2006 17:08)
otraotra
Vaovao mahafaly ho antsika tia otraotra fa t@ nandalo tany Dago dia nanao an'ilay massage tao @ homéopharma aho fa dia efficace tsara. Tsy misy effet @ poids aloha mazava ho azy raha ny fihinana kal...
tohiny
novalian'i adidy ny 24/09/2006 20:49
booboo
(
12/09/2006 16:21)
Lova
Isaorana mialoha zay afaka manorotoro ny tena tokony ho fandehan-draha. Tsy mihatra amiko ilay olana fa fahitako sy fahenoko matetika ilay hoe miady lova :^).
Toy izao no mitranga ( any M/car no m...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2006 20:42
hery
(
12/09/2006 16:08)
Marathon: Hazakazaka lavitr'ezaka Antananarivo
Amin'ny 20 oktobra ho avy izao no hotanterahina ny Hazakazaka Lavitr'ezaka Iraisampirenena Antananarivo faha 10.
Ireo rehetra handray anjara dia afaka mifandray amin'ny
Stade d’Alarobia, BP 3370,...
tohiny
novalian'i hery ny 12/09/2006 22:26
velosoa
(
12/09/2006 15:02)
zava-misy
Misy zavatra mitranga ao amin'ny orinasa lehibe iray eto tana. Hatramin'izao anefa tsy hita hoe ahoana na ahoana ny tena fandehany. Dia avela ho afa-maina ve ny mpanao ratsy ?
...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:16
