havatsa

1. helitiana ( 13/09/2006 15:29)
Hono ho aho ry Hery ,toa tsy hitako intsony ho aho ny havatsa.upem.frantsa.org ;ka aiza no mety mba ahitako an'izay.MISAOTRA INDRINDRA
novalian'i helitiana ny 19/09/2006 22:07
2. hery ( 14/09/2006 06:56)
Oups... adino ny nametraka azy nandritra ny fifindra-monina. Andraso fa haveriko.
Fa iny koa anie toa tsy ovaindry zareo mpikarakara azy intsony e.
3. era ( 14/09/2006 12:38)
nefa toa ohatry ny hanao hetsika angaha rizareo ireo ato ho ato ? iza no manam-baobao ?
4. hery ( 15/09/2006 10:21)
Io efa mandeha io ilay site fa dia anjarandry zareo sisa ny manatsara azy.

5. helitiana ( 15/09/2006 18:50)
[quote=hery]
Io efa mandeha io ilay site fa dia anjarandry zareo sisa ny manatsara azy.

:D Dia misaotra indrindra ry Hery t@ fahasahiranana a,asa aloha raha efa mandeha fa vao hijery aho izaho.:P:P:P

6. Oully ( 17/09/2006 21:07)
Hanao fihetsiketsehana tokoa ny Havatsa eto Frantsa, ka ny azo ambara aloha hatramin'izao dia momban'ny taona DOX, hisy antsan-tononkalo hotanterahana amin'ny asabotsy izao 23 sept ao amin'ny FIAP @ 8ora.
Sy amin'ny volana Novambra ny 11, teatra "Amina Batsola", tantara nosoratan'i Dox.
Holazaina eny ihany angamba ny sasany.
Misaotra anareo liana amin'ny Haisotra Malagasy.
Mihaona eny ihany sika.
Andamioly.
7. helitiana ( 19/09/2006 22:07)
Oully:

Dia misaotra anao Oully fa dia tsara ho raisina naoty dieny izao ny mombamomba ireo .ONITRA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.086