Fandefasam-bola

1. madagasikara ( 13/09/2006 06:36)
Manahoana daholo,
Misy namako izay manafatra zavatra amiko hoe entiko rehefa mankany mada za, fa nasaiko nandefa vola izy mba hialana am olana satria efa nataony toy izay za in-1 andro. Ary izy tsy hoe olona tsy manana moyen fa mety hoe somary fetsy2 fotsiny. Dia nilaza izy fa hoe: tsy afaka manao virement hono ny bq ( miala avy am compte-ny mandeha am compte-ko), tsy azo andefasana vola mankaty ievlany hono am WU.
Fanontaniana ny ahy ry zareo: marina ve izany? Somary gaga za fa kosa manontany an'ireo izay mety mahalala aloha.
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 06:53
2. booboo ( 13/09/2006 09:05)
Ny fantatro dia iƩ : tsy mandefa mankaty ivelany ny WU any M/car.
Misy ilay mandat postal ( moa fiantso azy ? ) eny @ Poste dia folo isan-jato angamba ny frais-n'izy zay, raha tsy diso aho :-/. 2 andro dia tonga ny vola ary azo antoka.
3. andry08 ( 13/09/2006 10:44)
Mandat international io ary eo @6 euros ny frais hatr@120 euros d'envoi. Raha mihoatra dia mitombo ny frais.:)
4. booboo ( 13/09/2006 10:57)
andry08 > hihihih misaotra nanitsy ilay anaran-draha
5. madagasikara ( 13/09/2006 17:01)
HAy ve ka misy fomba azo atao ihany e, dia io no holazaiko azy.
Misaotra anareo nanazava e.
6. xxx ( 13/09/2006 17:32)
manao ny banky ahoana no andefasan'i neninay vola aminay raha tsy mandefa ry tsamy
7. Fiffi ( 13/09/2006 18:10)
mety io kah! hitanareo fotsiny zao ny ankizy mianatra aty ivelany de manao versement isam-bolana ny RAD-ny avy any dago de mahazo foana ny zanany .
8. dadin ( 15/09/2006 07:40)
Na avy any amin'ny faritany ve no mandefa vola mankaty ivelany dia mety foana? Sa ny avy ao tana ihany.
IZay ihany.
9. Fiffi ( 17/09/2006 06:53)
toa mety daholo io fa tsy haiko raha ohatra ka hoe te-handefa vola fotsiny zao ! ny zavatra fantatro aloha de ny mpianatra mandray vola avy @ RAD-ny isam-bolana fa tonga de versement io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3412