Reny nisara-bady de manambady hafa
1. soanja
(
13/09/2006 10:10)
Mba tiako ho fantatra ny hevitrareo momba ny mety ho eritreretin'ireny zaza kely latsaka ny 10 taona ireny raha nisaraka ny ray aman-dreniny dia nanambady hafa indray ny reniny na ny dadany na manao sipa ny reniny de indraindray miovaova ilay sipa satria mbola mitady ny tena izy.
Misy fiantrakan'ny amin'ny zaza mantsy ny fahitako an'io. Dia ahoana ny fomba hanomanana ny sainy sns. Ny zaza amerikanina mantsy efa miaina ao anatin'io foana matetika satria misaraka daholo ny eo ho eo @ 90%n'izay nanao mariazy ao anatin'ny 10 taona. Fa mba tiako ho fantatra raha ny fianakaviana malagasy. Misaotra mialoha.

novalian'i Fiffi ny 02/10/2006 21:06
2. nikopol
(
13/09/2006 10:16)
miankina amin'ny fomba firesahan'ny reniny azy ihany io. Raha zaza izy dia mora mi-s'adapte saingy miankina amin'ny vavan'ny manodidina koa. saingy anjaran'ny reny no manazava ny zavatra
3. Fiffi
(
13/09/2006 11:13)
indraindray tena zavatra sarotra be ho an'le zaza io fa hanjaran'le reniny fotsiny ny miresaka aminy tsikelikely.
Tsy tonga de hampafantarina azy aloha hoe miaraka ry zareo fa maninona moa aloha raha hoe hatao izay mampinamana azy ireo ? milalao baolina , mijery cinéma sns...de halefa tsikelikely ny resaka .
Ilay lhl koa etsy an-danininy miresaka aminy tsikelikely , manao blague hoe raha mba zah no dadan'ialahy de...

4. sarobidy
(
13/09/2006 12:39)
Miombon-kevitra am Fiffi a satria raha ilay lehilahy no hiara-hiaina sy hiara-honima aminy eo de tsy maintsy maka ny fony(ilay zaza) tsikely² aloha izy.
5. xxx
(
13/09/2006 13:25)
zavatra iainako io de aleo mba tantaraiko ni hevitro momba azi.
Ni raini zao tonga de nabaribarini azi, entini miara-mitsangatsangana amini fa modi nataoni hoe mpiasa ao amin'ni fiasanani, de za ndrai no mamboatra ni saini hoe meti ho lasa vadin i dada ini fa tsi maninn.
zao de efa amboarina ni saini satria tsi maintsi hisi fotoana hahatongavan zani. Ni important ho an ni zaza de ni fanomezana toki azi fa i dada si mama iani no dada si mama fa afaka misara-toerana ireo refa tsi mifanaraka ari afaka manambadi hafa ra misi ol tiani.
ni ahi ndrai alou tsi ataoko itani ra tsi zavatra matotra kosa e, ni reni tsinn akaiki kokou ni fon ni ankizi ka ra ni reni no hiovaova fitenenana na fihetsika de manjari hafahafa amini

6. ferrari
(
14/09/2006 20:15)
soanja:
Mba tiako ho fantatra ny hevitrareo momba ny mety ho eritreretin'ireny zaza kely latsaka ny 10 taona ireny raha nisaraka ny ray aman-dreniny dia nanambady hafa indray ny reniny na ny dadany na manao sipa ny reniny de indraindray miovaova ilay sipa satria mbola mitady ny tena izy.
Misy fiantrakan'ny amin'ny zaza mantsy ny fahitako an'io. Dia ahoana ny fomba hanomanana ny sainy sns. Ny zaza amerikanina mantsy efa miaina ao anatin'io foana matetika satria misaraka daholo ny eo ho eo @ 90%n'izay nanao mariazy ao anatin'ny 10 taona. Fa mba tiako ho fantatra raha ny fianakaviana malagasy. Misaotra mialoha.
Il y a de plus en plus de divorcé(e)s avec enfant de 10 ans à Mada qui se remarie. Je pense qu'il faut préparer le terrain avec l'enfant en communiquant et bien lui expliquer que le beau pere ou la belle mere ne se substituera pas au véritable parent. Si problème il y a il est préférable de voir un psy . A cet age les enfants sont fragiles,le risque de rejet existe.
8. soleil
(
27/09/2006 07:28)
miankina @ ankizy tsirairay ny fandraisana ny fananana ray na reny " hafa " satria samy manana ny fony daholo , mety misy zaza tsy mahazaka ka ireny indray ² ny mahatonga le échec scolaire na comportement hafa mihitsy ,
mety manaiky zay resaka lazaina eo ny zaza nefa ao anatiny ao ny mifanohitra @ zany satria mihevitra izy fa tsy manan-tsafidy intsony na resahina ary ka manaiky fotsiny ny situation manoloana azy ary ireny koa ny mahatonga ny fahadisoan-kevitra sy ny sisa
nefa koa ny zavatra tokony ho tsapan'ny ankizy de hoe mila miaina ny ray sy ny reny nefa moa @ maha-zaza azy de ny fitiavan-tena no betsaka ao aminy
ny tsara indrindra amiko aloha raha ny hevitro manokana de ny manao fiainana hafa mihitsy tsy miditra sehatra lalina intsony