Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 18/09/2006 17:15)
film le retour de antson fo
antson fo alo ty an,fa sady ady hevitra ko nefa, fa refa manambady sy mananjanaka sy manana sipa b d b ve de tsy mahazo manao antson fo ntsony,sa we ny samy manabady sy manajanaka ihany no tokony hiar... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/10/2006 20:23
diamondra27 ( 18/09/2006 15:07)
krepy
te hihinana krepy za zany na sucré na salé mety doly iza no afaka hanome re7 de m'si... tohiny
novalian'i melody ny 27/10/2006 19:15
soleil ( 18/09/2006 09:45)
Fanaovana asa ivelan'ny asa mandritry ny congé
Miarahaba antsika rehetra aho ary saika hanontany hoe ahoana hoy ny lalanan'ny asa raha ohatra ka misy olona iray mandritry ny congé-ny manao asa hafa ivelan'ny orinasa misy azy , azon'ny mpampiasa a... tohiny
novalian'i fiderana ny 03/10/2006 09:29
mamzelkely ( 18/09/2006 09:11)
mariage...
ho antsika zay liana rht de ireto avy ny anaran mariage isaky ny mitsingerina (ts haiko ny manazava azy :-D) le chiffre midika ny taona nivadina: 1 Coton 2 Cuir 3 Froment 4 Cire 5 Bois 6 C... tohiny
novalian'i fiderana ny 21/09/2006 15:00
mimich ( 18/09/2006 08:55)
kambo-tenda
Samy manana ny heviny ny dr amin'io resaka kambo-tenda io , misy ny milaza fa tsy de tsara loatra ny manala azy io satria ilaina ilay izy. Misy ny milaza fa mitarika aretina maro izy io ka tokony eso... tohiny
novalian'i valkev ny 15/03/2011 23:12
xxx ( 17/09/2006 20:40)
lhl gasy ve ti!!!!!!!!!!!!!!!!!
marihina fa vhv ny tenako!!! @zao fotoana izao mba mila ny hevitrareo a hoe ny lhl gasy ve ty atao "fellation"(lehoe tia tetrafina ny anibna nareo)dia mba mahazo tsirony!!!!!!!!!!8O8O8Oraha ny %no jer... tohiny
novalian'i belaza ny 22/10/2006 20:36
majakely ( 17/09/2006 18:59)
gateaux à la crème
hono wa ...mba misy afaka manampy ahy ve amin fanaovana crème na gateaux reny??...le matsiro be reny miamm miamm,,zah tena tsy mahay fa ataoko chocolat foana ny ahy nefa zah mba te hanao gatô feno c... tohiny
novalian'i majakely ny 19/09/2006 19:16
besoiiin ( 17/09/2006 18:45)
ORERA BEEEEEEEEEEEEEE.....
hono hoa! mba efa nisy nahita MATOUTOU ANGATRA sy MPAMOSAVY ve nareo???? Mba tantarao hoe?... tohiny
novalian'i besoiiin ny 24/09/2006 06:51
besoiiin ( 17/09/2006 18:39)
Borizano sy Antakarana
tonga teto diego aho volana vitsivitsy izay hamita iraka. Tena valalanina aho mahita ny tsy fitiavan'ny olona aty ny merina ( borizano hoy izy )n'aiza n'aiza dia hitanao sesilany ny fankahalany anao, ... tohiny
novalian'i romi16 ny 28/08/2016 18:40
Henricko ( 17/09/2006 11:27)
Slip sa boxer?
Ino kay no tian'lisany hanaovana kokoa: Slip sa boxer? Ho ahy aloha de boxer eh. Toa mihinana ny helakelapehako zany ly sisin-tslip iny kle! sady mba mahatsiaro libro kokoa ao anaty boxer indrindra ... tohiny
novalian'i Nickovy ny 28/10/2006 10:55
Achia ( 17/09/2006 09:03)
vehivavy
Inona moa no hevitry ny vehivavy raha ny Baiboly no jerena ?... tohiny
novalian'i prime ny 14/11/2006 10:28
Fanja1 ( 17/09/2006 08:33)
CRN. Nitory ny Filoha Ravalomanana any amin’ny ONU
16-09-2006 / 11:16 Fantatra izao fa nitory ny Filoha Marc Ravalomanana any amin’ny Firenena Mikambana ry zareo ao amin’ny Crn tarihin’Ing. Zafy Albert. Ny antony moa, noho izy hoe tsy manaiky n... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:06
ravatorano ( 17/09/2006 08:19)
fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago
Faly mihaoana aminareo indray amin ny alalann ity lohahevitra ity :D Omena anreo eto izany ny fiketrehena ny fety sy fihaonana ary ny asa hatao ho an ny namana serasera Dago , fandaharam-potoana hatr... tohiny
novalian'i mbaliana ny 04/01/2007 17:20
mahni ( 17/09/2006 08:08)
RESEAUX SY NY ATERINA ETO
ô ry zareo ah! tairo mba atoroy fika za mba hahafahako mianatra Réseaux (administration ) rapida b sy ny pitsopitsony rehetra momba ny connexion. marihako fa efa bacc+3 za zao ary 1 ans nanaova... tohiny
novalian'i fabio ny 16/10/2006 12:58
boubounezy ( 17/09/2006 01:28)
MENU DU JOUR
gigot d'agneau légumes andraoy @ rano tapakiny vera sy sira sy dobéra kely ny karoty sy navet zé efa vodio sy vôtetika eo @ 4 na 5cm eo;tsy atao masaka fa avela msomary mikarepoka andraoy mito... tohiny
boubounezy ( 17/09/2006 00:55)
ELY,ELY, LAMASABAKTANY
zany wé Andrenaitr'ô! Andremanitr'ô! naona no mafoy ahy Enao. otrany somary toiny hevitry jimna ty hevitra ty satry ra ny falalako azy dé wé Jesôsy dé Andremanitra nitafy nofo, mba amonjena tsi... tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 07:15
lost ( 16/09/2006 18:13)
Nijery fandaharana tany TEXAS aho momba ny lalàna
Tsy haiko na mety na aona fa otrany diso tafahoatra loatra angamba hoy aho ra izay no zavanisy tany(texas)Nisy Doc nandè t@ tele d hafa kely ny fampiharana lalàana any @ity toerana ity(Kanssas-city)... tohiny
novalian'i pissoa ny 27/09/2006 13:16
xxx ( 16/09/2006 17:26)
mangataka hira
manaona daolo o! azafady ry reto a! mba miangavy anareo sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hira hoe ZAZA KAMBANA iny dia mba mangataka raha azo atao fa tena mba tiako iny hira iny.Ny mpihira azy al... tohiny
xxx ( 16/09/2006 13:58)
Inona ny fiantraikany @ ilay zaza?
Za sy le jobako mifanalavitra be ny toerana, refa niaraka indraycmandé izahay d bevohoka i kala za lavitra anefa lazainy fa ahy io,eny matoky azy ihany aho alou, fa ny hahazo an'ilay zaza no tsy haik... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2006 21:19
xxx ( 16/09/2006 13:47)
Tsy miteraka vavy
Sali dole ! Za d tsy miteraka vavy h@ izao efa 2 ny zanako d lazain'olo fa tsy manao sport hono,anefa za mba manao sport, arakan'ny nolazainy tamiko d ny lehilahy sportif d miteraka vavy satria mi-... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7723