Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Rovampitia
(
21/09/2006 07:45)
Firy % ny vehivavy no nanambady ny tena "destin"?
Matetika tsy de ilay lehilahy tena hoe tena tiana be ireny no lasa vady fa olona tsy ampoizina akory no lasa anjara? ahoana ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i anjely ny 09/11/2006 13:31
fasaly
(
21/09/2006 06:00)
"morfolozia"
Tena me miova hono ny morofolozia na ny toe-batan'ny vehivavy.....
lasa large kokoa eo am niveau ny valahana de ny tratra mitombo volume, ary tena maha remarké anzany mitsy aho am lay ankizy vavy m...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/09/2006 05:58
totofy
(
20/09/2006 19:22)
mbola resaka musicien ihany ...!
misy couple hono zany.. samy musicien daholo izy mivady ...ka eo dia note sy solfa foana no atao maraina ataondro hariva......
indray andro lasa ny feeling an' lé rangahy , sady te hanao crack crack...
tohiny
novalian'i kala ny 05/10/2006 08:55
totofy
(
20/09/2006 19:14)
tena musicien.....!
ity zavatra ity aloha dia zavatra tena nisy hono , tao Tana... ary miala tsiny raha sendra ka havanareo ilay olona ... ary ho tantaraiko araka ny nilazan' ilay olona nitantara tamiko ....:wink:
tsy m...
tohiny
novalian'i kala ny 29/09/2006 15:22
besoiiin
(
20/09/2006 17:28)
tianao v ny ahafantatra ny andro ahafatesanao??????
Mba tianao marina v ny ahafantatra ny andro ahafatesanao e..?? kanefa raha tsy tia surprise de asa mijery sao izaho indray no mahazo tsiny kouuuuu,
en espagnol ity site ity fa ho an'ireo tsy dia avan...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/10/2006 09:02
dailynews
(
20/09/2006 17:08)
ny fametrahana ny faingo
Raha afaka manaraka ity torohevitra maika be ity dia tsara fa raha tsia dia tsy maninona.
Ny fampiasana faingo dia juste aorian ny teny, dia misoty indray izay vao manoratra, mila misy malalaka kely...
tohiny
novalian'i lapino ny 23/09/2006 05:58
nikopol
(
20/09/2006 17:06)
Volana
Mba mihina ravitoto ary ve ny olona mipetraka eny amin'ny volana? misy tsy mazava mintsy sa resaka politika ilay izy, tena aferana safira io raha tsy diso aho, zay indrindra,ny mahamalagasy antsika no...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/10/2006 06:05
dd
(
20/09/2006 16:41)
Skype
ho antsika rehetra mipetraka eto antanindrazana, ka manana Skype! dia miantsoa an'ireo havana ao la France fa maimaipoana aloha h@ noely ny fampiasana azy. Izay niomerao 0033 rehetra ka tsy finday dia...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/11/2006 13:01
dolby
(
20/09/2006 12:50)
Teny tsy fantam-piaviana
Misy maro ireo karazana teny tsy fantam-piaviana fa tongatonga ho azy teny. Eo hoe izay mba mahita mba samy miteny sy manazava ny dikany. Indrindra ireo argo fampiasan'ny tanora.
[b]odoie[/b] : ity...
tohiny
novalian'i sitlo ny 03/03/2007 18:11
jimtex
(
20/09/2006 12:43)
TOKONY NY VEHIVAVY NO MITORY FITIAVANA FA MARO.............
...Maninona moa ra mba ny vehivavy no mitory fitiavana sady ry zareo no maro an'isa matahotra ho lany zara !...
tohiny
novalian'i bebegeante ny 21/10/2006 07:33
bobone
(
20/09/2006 12:22)
izay tia adala
Lasa ho a! ny saina fa misy vhv tena tia be an'ilay LhL ary mahagaga fa ilay Lhl tsy de rototra @ ilay VHV nefa ilay VHV mihtsy no manome zavatra betsaka @ ilay LHL exp: vola , fiara sns...
de ahona ...
tohiny
novalian'i bobone ny 26/09/2006 05:54
little
(
20/09/2006 12:10)
Linux - ubuntu
Maba firy eo ho eo reto ny olona mampiasa linux any dago? ary iza no mba afaka manampy fa tsy afaka tsy tafiditra ao anaty espace disk ny programm ubuntu-ko ka sao mba misy afaka manampy mahay mamaha ...
tohiny
novalian'i sakaleona ny 10/11/2006 19:14
tasca
(
20/09/2006 11:48)
ina n atao fa kay efa nteraka anam sisin daolo ny kofa amzao
efa ela be aty aoriana vao fantatra oe ay efa misy zàzà ,...
tohiny
novalian'i comany ny 22/09/2006 13:40
mimich
(
20/09/2006 11:29)
fitsaboana tatsinanana
Malaza efa hatry ny ela ny fitsaboana tatsinanana ary tena nanana ny nahaizy azy tokoa hatramin'izao. ahoana ny hevitrareo amin'io , ankasitrahinareo ve indrindra fa ianareo Dr izay azo lazaina fa nif...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:00
booboo
(
20/09/2006 11:26)
angoisse, anxiété ?
Misaotra mialoha ho an'izay afaka manazava ny maha-samy hafa an'ireto. Dia akory fitrangan-dreo sy ny fomba fiadiana aminy ? Ay, dia ny mahatonga an-dreo ?
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 16/10/2006 18:54
PISOPETA
(
20/09/2006 10:32)
MANANTENA - HIRAH
Mba vonjeo tonon kira fa marary eeee!!! MANANTENA ANAO IO AHO!!!! MANANTENA HIRAN' I HIRAH
(l)...
tohiny
novalian'i hniala ny 21/09/2006 04:57
prime
(
20/09/2006 09:12)
Azo ahena ny consom...
Consommation d’énergie: Un économiseur d’électricité arrive sur le marché
Arilala R.
19-09-2006
La facture d’électricité a toujours été un poste de dépense non néglige...
tohiny
novalian'i prime ny 10/11/2006 15:15
booboo
(
20/09/2006 09:00)
anniversaire
Zoyeuh zaaaaniverseeeeera Majakely :-*:-*:-*:-*
Mirary soa indrindra dia hifanantitra amin'ny zanaka aman-jafy eeeeeeee. Manaova fety sambatra sy finaritra ô :-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i tsingy ny 20/09/2006 19:27
dd
(
19/09/2006 21:27)
Tena marina ve ity? (azafady fa tsy voadika!)
Le président malgache privé de son avion pour aller à Cuba
ANTANANARIVO (Reuters) - Le président malgache Marc Ravalomanana a été contraint d'emprunter un avion de la compagnie nationale Air ...
tohiny
novalian'i AndryGTI ny 14/11/2006 07:36
pissoa
(
19/09/2006 20:46)
Voahangy: Santa Maria
Miarahaba
Raha mba misy mahay njay ny tonon'io hira io dia mba omeo ooo.
Ilay tamin'ny teny gasy izany an :-D
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i mandrindra ny 28/09/2006 09:00
