izay tia adala

1. bobone ( 20/09/2006 12:22)
Lasa ho a! ny saina fa misy vhv tena tia be an'ilay LhL ary mahagaga fa ilay Lhl tsy de rototra @ ilay VHV nefa ilay VHV mihtsy no manome zavatra betsaka @ ilay LHL exp: vola , fiara sns...
de ahona no handraisanareo izay sa izany tokoa no tonga @ ilay teny hoe izay adala tia
novalian'i bobone ny 26/09/2006 05:54
2. dolby ( 20/09/2006 13:27)
Ie betsaka zany fa matetika aloha ny mifanohitra amin'izany no mitranga. Ilay lehilahy (tompona orinasa lehibe, .....) no manome vola, fiara ary trano !!

Henjana rehefa jamba ao anatin'io fa ny tenin'ny observateur ety ivelany aza lasa tsy inoana intsony.

Enga anie mba tsy ratsy saina ilay lhl amin'io cas lazainao io fa raha tsy zany mety ho gotry eo
3. ninih ( 20/09/2006 15:39)
ka refa tsy afaka homena fitiavana tsotra ve tsy hotambazana harena! :-D :-D :-D :-D :-D
4. dailynews ( 20/09/2006 23:14)
mividy fitiavana izany izy.
5. soanja ( 21/09/2006 00:39)
bobone:

Lasa ho a! ny saina fa misy vhv tena tia be an'ilay LhL ary mahagaga fa ilay Lhl tsy de rototra @ ilay VHV nefa ilay VHV mihtsy no manome zavatra betsaka @ ilay LHL exp: vola , fiara sns...
de ahona no handraisanareo izay sa izany tokoa no tonga @ ilay teny hoe izay adala tia


Raha lehilahy manaiky ka mandray an'ireo vola sy harena koa aloha de lehilahy adala. Ka raha miaraka ireo roa ireo de samy adala tafaray.
Saingy ny fitiavana tsy mba manampetra fa mitranga amin'ny fomba samihafa. Eo ny vahivavy na lehilahy tsy mahay mikoty amin'ny vava fa fanomezana dia midika hoe tiako ianao. Ao indray le manaratsy nefa tara ao ambadika sns ka samy manana ny takitikany io ny fahitako azy fa izay tsy mihaino ny sainy sy ny fony no adala.


6. rotary ( 21/09/2006 05:18)
matoa izy manao izany dia tena tia tokoa,nefa tsy tokony ho tambazana zavatra izany mihintsy aloha e !:-*
7. lapino ( 21/09/2006 05:59)
Tsy mba ho afaka hifankatia sy hiaraka mihitsy angamba ny olona tsy mitovy fari-piainana ka! Ny fifandraisana mety misy eo amin'izy mitsam izany tsy mety raha tsy ampilaharina amin'ny vola sy fananana foana ve? Raha ilay karazan'olona lôvilôvy be ireny izao ilay bandy dia holazaina indray hoe "sipa manana ve moa tsy ho tian'i lery e?". :roll:

Fa amin'ity tranga iray ity, ny fitiavana andrasan'ilay sipa amin'ilay bandy ve izany, tambin'ny vola fa tsy vokatry ny fo? Raha izay manko dia tokony ho nifanarahana mazava hoe ohatrinona ny kilao.
8. ari.malala ( 21/09/2006 06:59)
Henjana rehefa jamba ao anatin'io fa ny tenin'ny observateur ety ivelany aza lasa tsy inoana intsony.
Marina mmintsy io voalaza io! fa

Tsy mba ho afaka hifankatia sy hiaraka mihitsy angamba ny olona tsy mitovy fari-piainana ka!
kosa tssy ekeko e! misy olona tena tia @fony kosa e!
9. jentilisa ( 21/09/2006 07:38)
lapino:

Tsy mba ho afaka hifankatia sy hiaraka mihitsy angamba ny olona tsy mitovy fari-piainana ka! Ny fifandraisana mety misy eo amin'izy mitsam izany tsy mety raha tsy ampilaharina amin'ny vola sy fananana foana ve? Raha ilay karazan'olona lôvilôvy be ireny izao ilay bandy dia holazaina indray hoe "sipa manana ve moa tsy ho tian'i lery e?". :roll:


Izaho aloha miteny hoe aza dia miditra ami'izany loatra indrindra fa ilay vehivavy no ambony fari-piainana. Ataovy misy olana io dia jereo amin'izay no ho zakanao ny onjany na tsia.

Lasa karazany ilay vehivavy indray manko no mamelona ka manimba ihany ny toe-tsaiko rehefa dinihina. Lasa toy ny reny indray manko no fieritreritra azy fa tsy vady. Asa anefa!

10. HESHA ( 21/09/2006 09:13)
izay tia adala e. Marina zani le fitenenana.
Fa zao kosa, ny adala mety sitrana.
11. diamondra27 ( 21/09/2006 12:42)
la mbola tsy tafahaona ny tia sy ny manina de tsy mety le izy; tsy rototra le keh na de tambazana izao retra retra zao aza

ny tena fitiavana: na de trano bongo aza no misy anao tsy mahasakana anao tsy hitia le olona izany.
12. fens ( 21/09/2006 12:49)
ka ra adala daolo zany ze tia! marina mafy tsy hisy anjanamasina bedabe kle!:lol::lol:
13. ari.malala ( 21/09/2006 12:50)
marina ky zanyry diammondra
14. jennifer2 ( 21/09/2006 13:06)
Ny fitiavana voajanahary fa tsy misy tambiny zany na voavidin'ny vola!
Raha mandinika nareo tsy de milamina loatra ny tokatrano tsy tena miorona @ fitiavan fa niorina t@ harena fotsiny!
15. rasoul ( 21/09/2006 13:33)
mampalahelo
16. jennifer2 ( 21/09/2006 13:50)
inona no mampalahelo ry rasoul?
17. fiderana ( 21/09/2006 14:31)
hoy Jenny hoe:

"Ny fitiavana voajanahary fa tsy misy tambiny zany na voavidin'ny vola!
Raha mandinika nareo tsy de milamina loatra ny tokatrano tsy tena miorona @ fitiavan fa niorina t@ harena fotsiny!"

-fa jennifer kosa ve izany dia manaiky raha tsy manana harena aho fa manana fitiavana bdb tsy hay tohaina sy tena ampoka?
aleho ihany jenny mba somary miaraka ireo fa efa mafy anie ny vidim-piainana ê!
fa tsy milay kosa aloha ilay hoe tambatambazana vola ilay lhl ê!, aza manome tsotry ra-vhv â!,ilay olona mitsy no adala fa tsy ny hoe izay tia adala raha izany
18. ari.malala ( 21/09/2006 15:15)
fa ny inona no zavadehibe e! ny fitiavana sa ny vola? v sa f? ny vola zareo tsy hangidy rahoviana fa rehefa ihfankatia de mifankatiava tsara a! :-*:-*
19. Badobado ( 21/09/2006 16:32)
refa tsy mety aza terena e! Io fitiavana io ihany ange no mampinan'ny anganony e! tsy voavidy le fitiavana fa aleo andeha ze tsy tamana.
20. bobone ( 26/09/2006 05:54)
:D:D
misotra anareo @ hevitra
fa ny hay de izao!
Ny fitiavana tsy voavidy vola aman-karena!
Na sarotra aza ny fiainana !ka tena ao @ olon-droa tokoa ny fitiavana de maivaina izany!
Mahafinaritra ilay phrase hoe "Na tranobongo aza ny misy anao de tsy hahasakana anao hitia an'ilay olona izany!"
@ ilay fiteny hoe trano bongo misy tantely!
ao anatin'ny zava-tsarotra no tena hahafantarana io fitiavana io!tsy mijery harena , voninahitra, na fahaizana na fahalalana , fa ilay fo mahay mametraka ny tena fitiavana @ toerany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6311