Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
kalina80 ( 19/09/2006 19:35)
te hanontany
Mba te hanontany ry reto fa ireny vergéture na tsatsakotra reny ve mety afaka ihany sa ahoana ? ... suite
répondu par diamondra27 le 20/09/2006 21:36
xxx ( 19/09/2006 16:31)
nanala zaza
za ry reto efa nanala zaza efa in dimy angamba ... dia mety tsy hampiteraka intsony ve izany na hampisy problema ny fiterahana? marihina fa nanenina be aho (azonareo bedesina eto) ary io dia nitranga ... suite
répondu par fijo le 05/10/2006 21:00
robot ( 19/09/2006 16:18)
fa aiza daholo ary
salut fa hono ho aho ry zareo an diso ve zah raha toa ka milaza an zan eto fa maninona hoa ny ol sasany tsy mba mamaly mihintsy refa andefasana msg eh, nefa anie ka izy ireo ihiany no milaza fa mi... suite
répondu par robot le 27/09/2006 10:11
soanja ( 19/09/2006 15:50)
MP4
Mba lazalazao indray anie sao mba misy mahalala ny mahatsara sy ny maharatsy ny MP4 azafady. Misaoatra mialoha. ... suite
répondu par filoratana le 06/10/2006 19:18
ralos ( 19/09/2006 15:24)
Dedesse : Festival "Taloha sy Avaizo"
Vaovao farany momba io festival io izay fankalazana ny 35 taona nihirany mantsy izy ity. Efa nisy tao ihany ity fa diso daholo ny fandaharam-potoana. Ito ary ny fandaharam-potoana tena raikitra ... suite
quartermoon ( 19/09/2006 14:19)
fanotaninana KELY
Manahoana daolo!aona kay ry reto ny fomba ahazoana C.S.S na Certificat Sécurité Sauvetage ho an'ireo izay te-hanao PNC(Hôtesse de l'air/steward)? aiza no tokony hanantona ankoatry ny eny amn bureau... suite
répondu par mamzelkely le 20/09/2006 06:56
ari.malala ( 19/09/2006 14:18)
tonga indray e
Miarahaba anareo namana rehetra indray aho, tonga indray aho araka ny lohateny napetrako. Misaotra betsaka anareo rehetra na ny eot an-toerana na ny any am_pita fa tena namana tokoa ianareo, ary m... suite
répondu par Fiffi le 27/09/2006 20:56
ox ( 19/09/2006 13:51)
Za tsy kobo fa mba resao kely ry reto a!
Faly aho (tsy anarako io fa faly fotsiny e!),za tena tsy mana-namana mihitsy fa vao teraka vao teo d mba atoroy d tiavo d ampianaro... suite
répondu par Fiffi le 22/10/2006 17:33
xxx ( 19/09/2006 13:38)
vehivavy mola (Elia Ravelomanantsoa)
Nahoana no ataoko hoe vehivavy mola? Satria ny tenany ary tsy velony koa hirotsaka, hirotsaka, tsy mitovy anie ny mivaro-tena sy ny mitondra firenene e!samy miatomboka @ mi fa tsy mitovy e! Ny zanan... suite
répondu par fijo le 05/10/2006 23:05
xxx ( 19/09/2006 13:30)
Mivavaka tokoa Ve aloha RaFaly (ravalominana)
Tsy hiteny a hoe minana inona izy fa zay e minana izy.Nataoko hoe ra faly satria izy isak'izay tany alehany dia ny ao am-bavany d ny hoe faly aho vao manombaka ny teniny, iza moa no tonga eo ka tsy ho... suite
répondu par razily le 09/10/2006 01:28
LALAINA07 ( 19/09/2006 10:13)
tsy fifankazahoana eo @ mpivady
manahoana daholo mba misy fanontaniana kzly tsy tsara miarak ve ny olona mitovy signe ohatra hoe samy sagittaire dia mba inona ny zavatra tokony atao satria izahy dia efa mpivady fa tsy mety mifanarat... suite
répondu par fiderana le 02/10/2006 09:53
lemenakely ( 19/09/2006 10:06)
Ireo artista malàza sy ny zava-mahadomelina!
Tsy resaka honohono fa dia resaka marina izy ity ,tsy hita ihany ny momba and-raolombelona ity fa dia tadiavina ny vola nefa rehefa azo ka be loatra dia tsy hita intsony fa dia lasa manaonao foana. ... suite
répondu par lapino le 23/09/2006 22:24
dolby ( 19/09/2006 07:47)
Nisaraka dia avy eo mifanena
Ataontsika hoe nisaraka tamin'ny sipanao ianao, dia aty aoriana ianao mifanena aminy indray fa izy miaraka amin'ny sipany vaovao (mbola tsy hitanao). Inona avy no mety manitikitika ny sainao ao ? m... suite
répondu par kanto10 le 27/10/2006 09:45
rabaradaka ( 19/09/2006 06:11)
Papa Norbert, ilay mahay manangeza
Malaza sady ilaharana be ny mankao amin'ny papa Norbert fa mahay manalehibe araka izay ilaina ny mahalehilahy. Tena marina io hoy ny gazety Malaza omaly izay.... suite
répondu par Ratitih le 27/03/2017 13:02
rabaradaka ( 19/09/2006 06:09)
Mitady ra, hono
Rehefa hanao zavatra iray amin'ny fomba feno devoly ny olona iray dia manome ra, fa tsy nanaiky ity kalanoro tamin'ny tany fady iray any Ambanja fa ran'olona no ilainy, dia nanapahan'ingahy kely ny fa... suite
répondu par booboo le 19/09/2006 10:31
rabaradaka ( 19/09/2006 06:02)
Misy tsy mety mihitsy ao amin'ny paositra malagasy ao
Aiza ve nama dia efa hita mibaribary ny halatra ataon'ny sasany dia jeren'ny fanjakana fotsiny, sa hanaovana propagandy angamba ny vola nangalarina tao ? Dia azo inoana ve fa vola amina miliara no mih... suite
répondu par fijo le 28/09/2006 20:05
rabaradaka ( 19/09/2006 05:59)
Ho avy indray ny fety
Samy mijerijery izay azo haleha sy hidirana ny vahoaka fa ho avy ny fizarana vary, ny fanomezana teeshirt, kasikety, ny fizarana yaourt, ny tsinjaka be vata. Amin'ny vahoaka tsotra dia matetika adino ... suite
répondu par papala le 19/10/2006 11:48
xxx ( 18/09/2006 23:36)
Mythomane!
Mba saika hanontany anareo namana re ry zareo e! Inona no tokony hatao amin'ireny olona mythomane ireny? Ilay tia mitantara valamaty izany e! Tsy izany mantsy fa tao anatin'ny olana goavana aho no se... suite
répondu par andry08 le 21/09/2006 15:22
Aino ( 18/09/2006 20:00)
blog ny sipa ny serasera
resaka nande teo ihany ity ka ny ahy rehefa hoe ho ataoko izay dia hataoko!! dia miala tsiny @ nareo akama isany fa izay sary tiako tato dia nalaiko sy ho alaiko ho ataoko @ ity blog ity dol, de ho a... suite
répondu par Aino le 25/10/2006 06:13
lagoon ( 18/09/2006 19:13)
Mbola maro ireo hanohana an'i Ravalomanana
Le Député Mfm Maurice Ramarolahy soutient le candidat Marc Ravalomanana Mis en ligne le 18/09/2006 Allant à l’encontre de la position de son parti d’origine, le Député Mfm Maurice Ram... suite
répondu par fijo le 28/09/2006 20:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3185