Ho avy indray ny fety

1. rabaradaka ( 19/09/2006 05:59)
Samy mijerijery izay azo haleha sy hidirana ny vahoaka fa ho avy ny fizarana vary, ny fanomezana teeshirt, kasikety, ny fizarana yaourt, ny tsinjaka be vata. Amin'ny vahoaka tsotra dia matetika adino ny tena hevitry ny fifidianana fa ny fety no maharoboka.
novalian'i papala ny 19/10/2006 11:48
2. Fiffi ( 19/09/2006 08:03)
ka inona no tianao ry rabaradaka ? hifety sa ny fisian'ny korontana sy ady ?
Tsy aleo ve izy hi-fety kosa eh!
3. booboo ( 19/09/2006 08:21)
tsinjaka be vata gratos sy vary gratos kosa io kouh ! ...na izany aza miombon-kevitra @ ingahy zà t@ ity ndray mitorakaa ity
4. ninih ( 20/09/2006 14:31)
ka raha noana hono ny vatana mivezivezy ny fanahy koa! sitrany ahay aloha vola kely tombony ho an' ny maro izany anie e!
5. papala ( 19/10/2006 11:48)
zanyzany lay fitenenana hoe samy jamba 8)8)8): ny ol jamban'ny zaraim-potsiny, ny sasabt jamban'ny fifidianana?:b:b:b:b:b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9764