tsy fifankazahoana eo @ mpivady
1. LALAINA07
(
19/09/2006 10:13)
manahoana daholo mba misy fanontaniana kzly tsy tsara miarak ve ny olona mitovy signe ohatra hoe samy sagittaire dia mba inona ny zavatra tokony atao satria izahy dia efa mpivady fa tsy mety mifanaratsaina no tsy mety miresaka tsara misaotra
novalian'i fiderana ny 02/10/2006 09:53
2. booboo
(
19/09/2006 10:29)
atao zay fomba rehetra hifampiresahana tsara klou dia avy teo mitady marimaritra iraisana ( fifanarahan-tsaina ), na miaraha ndray @ signe hafa mifanaraka @ sagittaire e :°)
Satria manisy lanjany ny signes astro ianao dia fantatrao zany hoe inona aby ny points forts sy ny points faibles-nareo roa dia reo travailler-na e ! Tsy haiko mety hoe samy fortes têtes, ohatra, dia mianara milefitra na ohatr'ohatra zany e !

3. miantra
(
19/09/2006 11:50)
Ho ahy manokana tsy misy dikany izany hoe signe izao e! sns...
Ny tokony hatao dia izay hahazoanareo ora mifampiresaka tsara; Tsy voatery hoe raha vao miresaka ange dia hoe hifampibedy sy hifampimenomenona foana e!
Tokony samy hihezaka hifampihaino sy hazoto hanao carte sur table (milaza tsy ankiolakolaka ny ao am-po)mandrakariva.Rehefa misyf itiavana sy tsiky io mandeha foana.
Fanampiny aza adino ny mametraka ny fiainana amin'Andriamanitra e!

4. dolby
(
19/09/2006 12:06)
Ilay samy sagittaire mety hoe ianao miezaka mijery ny antony tsy mampifanaraka anareo dia io no hita haingana hoe mampitovy dia raisina ho antony; nety mety zavatra hafa mila vaha-olana toy ireo voalazan'ny namana eo ambony ireo.
Ilay antony tsy mampifanara-tsaina anareo koa tena antony mitombina sa vao miteny ny iray dia mitifitra ny iray; raha izay mantsy mila dinihina kely fa mety zavatra monotone be ao.
Ilay antony tsy mampifanara-tsaina anareo koa tena antony mitombina sa vao miteny ny iray dia mitifitra ny iray; raha izay mantsy mila dinihina kely fa mety zavatra monotone be ao.
5. mandrindra
(
19/09/2006 12:26)
raha tsy mifanaratsaina dia ny hevitra no tsy mitovy fa tsy ny signe astrolozika no antony. raha ny hevitra fototra mihitsy no samy hafa dia tsy hisy raha vanona. raha toa kosa resaka détail no hifandrohitana dia tafa sy dinika amin'ny fo tony dia milamina ny raharaha.
7. little
(
20/09/2006 12:24)
Zany mitovy signe izany aza no tena tsara ko! (@ ankapobeny) saingy mila mahay miaraka fa manajry lasa any @ extreme roa raha tsy izany. Na miaraka maditra be na miaraka hendry be. Raha samy sagittaire no jerena an! Signe mahery (Fort) manko io ka na samy degany na tena modely. Fa tsy misy tsara toa io signe io nefa satria mahay mifanaraka @ rehetra io signe io. Mbo kozy e!!!
8. pissoa
(
20/09/2006 21:40)
LALAINA07:
manahoana daholo mba misy fanontaniana kzly tsy tsara miarak ve ny olona mitovy signe ohatra hoe samy sagittaire dia mba inona ny zavatra tokony atao satria izahy dia efa mpivady fa tsy mety mifanaratsaina no tsy mety miresaka tsara misaotra
Sao tsy ny signe no tokony ho jerena fa ny finiavana sy ny toetra ananan'ny tsirairay, sns. Sao tokony ampiana kely ny capacite d'ecoute ohatra. Raha omena ny signe ny tsiny dia tsy hisy zava-banona mihitsy eo ; fa raiso ny andraikitra raha mbola tina ho raisina. Hatsarao izay azo hatsaraina rehetra :-*
9. HESHA
(
21/09/2006 09:09)
koa aona nareo nifanaraka be fa ho mpivady de lasa nivady tokoa ?????
Inona no tokoni tsi ampifanaraka anareo am zavatra hafa ?????
kestion de feeling fotsini zani fa amboari e, ny iray ra miteny mafy, de enao mba mihantahanta, :wink:
ra ny iray mandefitra de enao ndray mba masiaka e

10. soleil
(
27/09/2006 07:40)
amiko tsy miankina velively à signe astro ny fifanarahan-tsaina na tsia , eny mety manampy anao hahafantatra ny toetra sasany iny fa tsy misy afa-tsy ny dialogue ihany ny vaha-olana indrindra na mpivady io , na ray aman-dreny sy zanaka na mpiray tampo fa ny fahaizana mihaino sy miresaka no base mahomby indrindra
11. Mimih
(
02/10/2006 01:23)
Tu sais, il n'y a que la tolérance pour que vous puissiez vous entendre car si vous êtes du même signe astro, cela veut dire que vous avez les mêmes caractères. Deux personnes qui ont les mêmes caractères ne peuvent pas s'entendre si elles ne font pas d'efforts. Je m'explique, comme vous êtes pareils, vous vous comportez donc de la même façon même si vous n'avez pas le même avis. Par exemple, dans une situation précise chacun de vous a son opinion et croit avoir raison. Comme chacun a la même envie de convaincre l'autre à accepter son point de vue alors la discussion ne passera jamais. Comment veux-tu dire à une personne que t'as raison alors qu'elle pense la même chose et est-ce qu'il t'arrives de te dire que quand tu te demandes pourquoi cette personne n'accepte pas ta façon de penser c'est que de son côté elle se pose aussi la même question.
12. fiderana
(
02/10/2006 09:53)
Fa ozy ny ao @ baiboly:
"ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra:
-Ny finoana,
-Ny fanantenana,
-Ny fitiavana,fa ny fitiavana no ambony indrindra @ izy ireo.....", asa raha mba misy diso ny nanoratako azy, fa amiko tsy dia miakina loatra @ signe astral ny fifankazahoan'ny mpivady fa ny tsy fanajana ireo teny ireo, satria na tsy mpivavaka aza ka tsy manampitiavana dia mora handairan'ny tsy fifankahazoana, ka mba hezaho ihany ny manaraka io teny io fa ho tonga hoazy ny fifandeferana, ny fahaizana mifamperesaka sns ......rehetra ê!