Liste des messages

Liste des messages, inserés par fiderana, par ordre de date
fiderana ( 18/06/2007 11:13)
tsy lafo ny......!
Ny vidin'ny sigara 2 dia mahazo simenitra 1kg, tsy lafo ny simenitra!..... Ny vidin'ny menaka 1 litatra dia mahazo solika 2litatra, tsy lafo ny solika.....!hihihih...... :-D:-D:-D:-D:-D:P... suite
répondu par sympa le 19/06/2007 20:38
fiderana ( 24/05/2007 07:29)
mahay mivarotra ve ny malagasy sa....!
miarahaba anareo indray aloha ê!, matetika dia mitranga ity indrindra eny @ taxi-be, efa tafiditra ianao sady efa mandeha ilay fiara no mitaky ny frais ny resevera, dia milaza izy fa tsy manana hame... suite
répondu par Bita le 21/06/2007 17:50
fiderana ( 07/05/2007 16:14)
tena mahafinaritra ny namana ato......
asa aloha ianareo fa mahafinaritra ny namana ato ê!, na dia misy aza ny somary maningana kely, na izany aza namana ireny, fa tsy hoe tsy namana, fa mahatonga connection mahafinaritra sy maha-velombol... suite
répondu par johnnyandri le 10/05/2007 04:11
fiderana ( 16/01/2007 07:54)
batemy ny mpirevy.......
FANAOVANA BATEMIN’NY MPISOTRO TOAKA Mandohalika eo anoloan’ny TAVOAHANGY SY NY VERA NY MPISOTRO TOAKA ARY HAPETRAKA AMINY IRETO FANONTANIANA IRETO HO VALIANY TSIRAIRAY AVY ALOHAN’NY HANOSORA... suite
répondu par fiderana le 23/01/2007 09:58
fiderana ( 26/12/2006 09:15)
please release-me
Miarahaba anareo tratry ny fety ny noely sy ny faran'ny taona ary taona vaovao 2007 sahady ô!,mba mitady ny tonon-kira ny Elvis ilay hoe: "Please release-me", dia mba hilazao hoe efa mba nisy nanao i... suite
répondu par fiderana le 26/12/2006 09:44
fiderana ( 14/12/2006 08:09)
krismasy
amin'izao andro akaiky krismasy izao dia hita ao analakely na @ andro an-toandro na alina i" Pety Papa noel" nefa tsy samborina izy fa maika ary miantso anao haka sary miaraka aminy:-D... suite
répondu par aigredoux le 19/12/2006 08:32
fiderana ( 14/12/2006 08:04)
tsy misy misambotra sa.......
hotran'ny malaina zareo ny olona hisambotra an'i Pety fa tsy mba misy sôsy 100.000.000 ariray ngamba sa ahoana ny fijerinareo ilay raharaha?... suite
répondu par fijo le 21/12/2006 22:50
fiderana ( 07/12/2006 12:42)
sakafo ambany fôtra........??????.
Hita fa tena maro be tokoa ny olona misakafo ambany fôtra ankehitriny, eny fa na dia ireo heverina ho manana ny ampy sy tomombana aza eo @ vola sy ny harena.......?????.... suite
répondu par bichette le 01/01/2007 00:45
fiderana ( 01/12/2006 11:23)
azo sokajiana ho sakafo ve?.....
Misy olona raha vao hividy toaka dia marisika ery, fa raha vao hoe lasopy na gatô dia mikisina be ilay vola , azo sokajiana ho isan'ny sakafo ve izany ny toaka?........ suite
répondu par pissoa le 20/12/2006 11:05
fiderana ( 26/10/2006 06:44)
mitady tononkiran'i Nanie
izay mba manana fa tsy misy ary ambadika @ ilay tonokira, " nofiko", dia misaotra mialoha:lol:... suite
répondu par fiderana le 26/10/2006 09:07
fiderana ( 17/10/2006 15:11)
size mifampitohy
araka ilay size dia mifampitohy daholo ny zavatra soratako sy ny fandehan'ny tantara havaliko ny size hafa, izao mantsy: 1/ size n'dolby: mitsaty de mihaona dia misipa... 2/lasany ny bison'oroka d... suite
répondu par fiderana le 27/10/2006 12:00
fiderana ( 09/10/2006 09:14)
Maro ny fomba entina hanaovana hoe je t'aime............
Hoatran'ny faly be izany aho fa hafa ny size nosoratako, fa hafa tsy nampoiziko ny valiny,ahoana hoy ianareo,milazalaza profil avy hatrany no hitako ao, dia miteny hoe vonona ny hiaraka avy hatrany, h... suite
répondu par jobala le 30/10/2006 15:42
fiderana ( 02/10/2006 13:44)
Resaka mpanofa trano sy tompon-trano
Inona daholo moa ny droit ny tompotrano raha handroaka mpanofan-trano izy nefa ilay mpanofa trano mahaloa ara-dalana ny hofan-trano hatrizay?, dia toy izany koa ny an'ilay mpanofan-trano inona no fiar... suite
répondu par fijo le 05/10/2006 21:28
fiderana ( 02/10/2006 09:17)
lasany ny bison'oroka..........dia...................
Miarahaba anareo indray, Lasa, lasany, lasany soa aman-tsara, lasany tsotra izao ilay bison'oroka:o. ahoana hoy ianareo no nahatonga izany, izaho aloha tsy dia mahalala loatra ity hatao hoe bizon'or... suite
répondu par diamondra27 le 03/11/2006 09:31
fiderana ( 27/09/2006 15:35)
ilayna foana ny profil natsy misy sary aza........sa ahoana?
Miarahaba an-tsika rehetra, eto dia tsy mbola mitaky sary, fa na izany ary mba fenoy ny mombamomba anao rehetra, indrindra mitady namanana mahafinaritra ianao, fa tsy misy dia manaikitra loatra eto, ... suite
répondu par fiderana le 11/10/2006 12:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0276