Miarahaba anareo tratry ny fety ny noely sy ny faran'ny taona ary taona vaovao 2007 sahady รด!,mba mitady ny tonon-kira ny Elvis ilay hoe: "Please release-me", dia mba hilazao hoe efa mba nisy nanao interpretation ve io hira io dia iza no nanao azy?, misaotra mialoha anareo namana:lol:.
hotran'ny tsy mahalala izany aho , fa ngaha moa izany no fitsipika, raha tsy azo hatao dia tsy mamerina intsony ka!, fa raha azo hatao maninona moa, gasy mifanakalo isika:lol: