sakafo ambany fôtra........??????.

1. fiderana ( 07/12/2006 12:42)
Hita fa tena maro be tokoa ny olona misakafo ambany fôtra ankehitriny, eny fa na dia ireo heverina ho manana ny ampy sy tomombana aza eo @ vola sy ny harena.......?????.
novalian'i bichette ny 01/01/2007 00:45
2. Fiffi ( 07/12/2006 13:18)
inona ity sakafo ambany fôtra ? :roll:
3. mimich ( 07/12/2006 14:11)
fiffi< ny atao hoe sakafo amabny foitra dia sakafo kely , tsy ampy , sakafo tapa-kibo , izay angamba no mety ahazoanao azy kokoa
Fiderana< marina izany
ho an'ny tsy manan-katao dia efa voafetran'ny fahefa-mividy izy ka tsy afa-manoatra
Ho an'ny manan-katao , dia matetika ny fotoana no mametra ka tsy ahafahana mihinana sakafo ara-dalana
fomba fijeriko io fa asa????
4. Fiffi ( 07/12/2006 15:30)
mimich; hay ? de ohatran'zay akia zah vao mba nahare an'io an !
5. vivi ( 07/12/2006 18:10)
ary io ilay mitondra tsy fahasalamana mihintsy , ary na ny ankizy anie tratranio koa e , ny tanora moa zany , @ tony regime itony
6. xxx ( 09/12/2006 20:10)
Ny fijeren'ny olona filme x no mahatonga io fihinana sakafo ambanifoitra io hmmm zava-doza :roll:
7. ikaretsaka ( 09/12/2006 21:04)
ny mpanao regime koa de tia loatra io sakafo ambany foitra io..
tandremo ny anorexie e
8. simplex ( 09/12/2006 22:09)

mimich:
Ho an'ny manan-katao , dia matetika ny fotoana no mametra ka tsy ahafahana mihinana sakafo ara-dalana
fomba fijeriko io fa asa????


za ndray mieritreritra hoe mihanana ambany fotra fa mihinana isaky ny adiny 2 ;-)
9. xxx ( 10/12/2006 01:22)
ambany be izany hevitry simplex izany
10. xxx ( 10/12/2006 01:37)
Fiffi:

inona ity sakafo ambany fôtra ? :roll:
8O8O8O


11. xxx ( 10/12/2006 16:43)
sous crile :-P
12. simplex ( 10/12/2006 17:46)
xxx,
hevitra ambany fotra fa mamorona hevitra isaky ny adiny 2 ;-):-P:°):-D:-D
13. fiaritiana ( 10/12/2006 19:59)
hihiih, zay zà vô naheno an io fiteny io oe sakafo ambany foitra zany!! zvt hafa no nieritreretiko lol lol
14. simplex ( 10/12/2006 20:59)

in no noeritreretin'i fiaritiana in ? :°)
15. fiderana ( 11/12/2006 05:58)
hevitra te-hiitatra io
.......??????.
, fa ny milaza izay heritreretina anie tsy maha diso ê!, izany moa fiaritiana ô!...:lol::lol:.
16. fiaritiana ( 14/12/2006 09:08)
simplex, fiderana:narahako ara bakiteny lé izy koa lol lol:-D:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 14/12/2006 09:20)
xxx:
Fiffi:

inona ity sakafo ambany fôtra ? :roll:
8O8O8O
ka tsy aiko aza de ahoana kosa eh ? :roll::roll:


18. fiderana ( 19/12/2006 08:22)
hoy i Fiffi:
ka tsy aiko aza de ahoana kosa eh ?


dia ho nôna be eo njy, mihinana ihany norma fa izay no tsara:lol:
19. naughtyboy ( 29/12/2006 18:19)
masaka be zany koziny fiderana zany :any ambany fotra de midika fa mampaharamaka lava ary le voky hatrany antendakely de tsy mampahazo aina fa le norma tko no tsara ka ataovy zay mety aminy ts1-1..
20. bichette ( 01/01/2007 00:45)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1364