mitady tononkiran'i Nanie
1. fiderana
(
26/10/2006 06:44)
izay mba manana fa tsy misy ary ambadika @ ilay tonokira, " nofiko", dia misaotra mialoha:lol:
novalian'i fiderana ny 26/10/2006 09:07
2. tslem
(
26/10/2006 07:12)
fiderana:
izay mba manana fa tsy misy ary ambadika @ ilay tonokira, " nofiko", dia misaotra mialoha:lol:
ty ve zany?
Toa zary nofiko ny fahitako anao indray anilako eo...
valio aloha aho raha io fa manjary reraka b eto fotsiny ah handika hatram farany ra tsy lé izy
3. fiderana
(
26/10/2006 07:34)
tena mba io ilay izy, fa tsy vitako tsianjery ny tonony, handrafitra kara @ io manko aho, dia raha mba azo hatao , dia ilay mba tena marina homena raha sitrakao, dia misaotra ê!.
4. tslem
(
26/10/2006 07:40)
fiderana>>ty ary raha zay zany fôna e,dia ataovy milay ny kara an!fa andraso kely aloha omaniko de refaveo
5. tslem
(
26/10/2006 08:25)
ty dé mifalia ry fiderana a ,
Toa zary nofiko
ny fahitako anao indray anilako
toa hoe tsy mampino
manontany tena indraindray ,ianao ve io?
Hatrizay,hatrizay,
izaho foana no naniry ho anao
nikaroka,nitady hevitra
ho tianao,ho tianao no masaka an-doha
Fahagagana ho ahy
hoe ianao indray no mitady ho tiaviko
azoko antoka
f' ho tapitra hatreo 'lay ianao nilalao
Hatrizay.......masaka an-doha
'Zaho tsy handatsa anao intsony
zay lasa taloha foanako
fitia vaovao ho ahy sy ho anao, zay no tanjoko.
Toa zary nofiko
ny fahitako anao indray anilako
toa hoe tsy mampino
manontany tena indraindray ,ianao ve io?
Hatrizay,hatrizay,
izaho foana no naniry ho anao
nikaroka,nitady hevitra
ho tianao,ho tianao no masaka an-doha
Fahagagana ho ahy
hoe ianao indray no mitady ho tiaviko
azoko antoka
f' ho tapitra hatreo 'lay ianao nilalao
Hatrizay.......masaka an-doha
'Zaho tsy handatsa anao intsony
zay lasa taloha foanako
fitia vaovao ho ahy sy ho anao, zay no tanjoko.
