lasany ny bison'oroka..........dia...................

1. fiderana ( 02/10/2006 09:17)
Miarahaba anareo indray,
Lasa, lasany, lasany soa aman-tsara, lasany tsotra izao ilay bison'oroka:o.
ahoana hoy ianareo no nahatonga izany, izaho aloha tsy dia mahalala loatra ity hatao hoe bizon'orika ity, inona no tena dikany, ny ahy ny oroka dia mivantana ihany no mba tena ankafizako azy, fa ny naha lasa ny saiko dia izao, mba tiany hono ny hifanerasera amiko, dia nangataka bison'oroka izy dia ny fanoratra en pv in-5 teo ngamba izahay dia tsy hita intsony izy mandrak'ity ny androany, asa sahirana ngaha.........8),fitiavana daholo no nahatonga izany re olona..........:lol:
2. diamondra27 ( 02/10/2006 10:53)
euhhhhhhhhhh

:-*:-*
3. fens ( 02/10/2006 11:11)
fa inina marina kalou ny dikan'ity bizoroka e?
4. Fiffi ( 02/10/2006 12:24)
ny dikan'ny biz'oroka ? :-*:-* io ! de raha mba te-:-* an'ny namana enao de manomé azy :-* :)
fiderana: de efa nanontanianao azy ve hoe fa nisy inona ? de tsy namaly intsony ve izy ?
Ny ahy kosa aloha raha zah no teo @ toeranao de tsy nomeko satria ohatran'ny hoe lasa santazy zany le izy nefa jereo zao ny valiny !
5. fiderana ( 02/10/2006 13:24)
Ngaha izany fotsiny ê! tao anatin'ny 2 andro fotsiny dia nomeko azy daholo ny bison'oroka 2 mba nananako, dia tsy namaly intsony izy dia nanoratra foana aho tsy nisy valiny,.....tsy maninona fa efa vita iny, fa @ manaraka homeko an'i Fiffi indray,..izaho anie namana mahafinaritra ê!,mbola hanoratra ho anao @ hiran'i Fanja Andriamanantena , no hataoko.8)8)8):D
6. fasaly ( 02/10/2006 15:20)
atao ahoana zany fa efaz lasany ny bizoroka zany e! mahazo efatra isambolana ange e!:wink::-*
7. diamondra27 ( 02/10/2006 16:42)
toa tsy mahazo manome bizoroka plus de olona 4 samy hafa ry reto a!
8. fasaly ( 02/10/2006 18:10)
hummm! diamondra, hitako atsy zao ndriko nahazo laharana faha dimy am bizoroka de nahazo bizoroka dimy ihany kou:roll: nefaz bizoroka efatra ihany no azo alefa donko njy nahavoa:-D:-D
9. chipie1 ( 02/10/2006 19:50)
dia malaelo ve i fiderana fa lasany ny bizoroka ? tsy tam fo zany no nanomezana azy :-D:-D
10. diamondra27 ( 02/10/2006 19:54)
fasaly: ka za efa nahazo bizoroka talohan'io ka!:lol:
11. Fiffi ( 02/10/2006 19:58)
fiderana:
mba tiany hono ny hifanerasera amiko, dia nangataka bison'oroka izy .
fitiavana daholo no nahatonga izany re olona..........:lol:
chipie: sady fitiavana kosa hono akia no nahatonga an'izany koh!
Fa le hoe mba tiany ny hifaneraserahana de mangataka biz'oroka aloha de raha ohatra hoe mandaha de ahoana zany ? tsy hifanerasera indray zany ?:roll:


12. fiderana ( 03/10/2006 11:03)
Izaho indray aloha tsy mampaninona ahy na hanome bison'oroka 1.000.000 namana mahafinaritra ao na anatin'ny 1 andro aza, fa mba tsy misy ato 4 indray izao no hitako ato,sady izaho anie re olona manomboka @ 8 maraina dia oneline ka hatramin'ny 18 h 30mn hariva, tsy holasa daholo ve raha halefa izany, fa izao no mba fanotaniako, mahazo loka ngah raha mahazo bizonoroka maro ao anatin'ny 1 volana? raha izany mba homeo aho re!:lol:.Fa izao tiako daholo ny namana rehetra mifandray amiko, dia homeko bisonoroka daholo raha ampy ka, sady ampiako fitiavana koa , manana ny amby ampy ny aty f'aza matahotra8)8)8):D!
13. ninih ( 03/10/2006 12:19)
ka le bison' oroka anie ry reto no lasa fa tsy ny bizoroka e! sao de samy hafa ireo aza aloha e!
fa na izany aza toa nampalahelo kosa i fiderana e! soa ihany fa nanana ny amby ampy. de toa tsy lany izany raha ataoko ny kaonty e! mbola misy any
14. kala ( 03/10/2006 12:50)
fiderana > raha lasany ny bizoroka nalefanao ka lany, misy ilay tantara momba ny "histoire de baiser" iny sao dia mahasoa anao fa omeko maimaimpoana satria azoko maimaimpoana koa :-*:-*:-*

aza malahelo ê! ny manetsa be mbola ho avy :wink:
15. pissoa ( 03/10/2006 17:15)
Mbola tsara rehefa mbola ny bison'oroka fotsiny no lasany dia nanjavona izy ka :) Raha hafa, ohatra hoe vola be na ny hafalianao ... dia mety ratsy :-*:-D:-D:-D
16. fiderana ( 04/10/2006 14:45)
Kala mba homeo ahy ary izany hampiononako ny tenako , tsy misy izany ary tsy maintsy miononako, maika misy anao mba manome izay fiononana be izany, omeo rahavako fa vonona handray soamatsara ny aty ê!, dia misaotra mialoha anao Kala â!:o:D8)
17. ninih ( 05/10/2006 09:15)
tsara le mahay mifanohana an!:-*
18. Fiffi ( 06/10/2006 06:15)
19. fiderana ( 09/10/2006 08:27)
kala aiza ilay histoire, fa miandry tsara aho? ianao an....!8):D
20. jobala ( 30/10/2006 15:46)
Ntsô!...lasany d tsy hita izy!...aza matahotra fa omeko bizn'oriky enao d za tsy hitsôka fa eto ihany!:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0548