krismasy

1. fiderana ( 14/12/2006 08:09)
amin'izao andro akaiky krismasy izao dia hita ao analakely na @ andro an-toandro na alina i" Pety Papa noel" nefa tsy samborina izy fa maika ary miantso anao haka sary miaraka aminy:-D
novalian'i aigredoux ny 19/12/2006 08:32
2. xxx ( 14/12/2006 10:33)
REFA tsy zaka ny daina de ndana mande fa aza aty no ideraderana
3. booboo ( 14/12/2006 10:37)
:-D:-D douzy tany ndray xxx dé ny hafa no lazaina fa tsy nahazaka :-D:-D:-D
4. mika117 ( 14/12/2006 10:50)
fitadiavambola daholo zany ry fiderana ;fa mba misy hafak'andro kosa ny ankizy mijery lay ao Analakely an
5. vegas ( 14/12/2006 11:53)
hahahaha merci letsy fiderana a! Iny ndray no tsy hitako "Pety Papa Noel"
6. xxx ( 14/12/2006 12:08)
xxx ngamba zanak'andahindrenin'i Pety Papa noel

:-D :-D :-D :-D

7. ari.malala ( 14/12/2006 12:22)
:-D:-D:-Dpety papa noel amin'ny ahoana aza! =))=))=))=))=))
8. belaza ( 14/12/2006 12:51)
hajanono marina le zavatra fa io ihany no tsy maha-Pety ny resaka mandeha eto=))
9. sitlo ( 14/12/2006 16:14)
xxx tlop lota izany
fidelana: milay kah :-D, mety amin'ileny mitsy zao lely
10. kelly13 ( 14/12/2006 19:48)
:-D:-D:-D d vao maika kou za ato =))=))=))
11. totofy ( 15/12/2006 08:58)
Pety Papa noel > :roll::?::-D:-D:-D
hay ve ho avy ny KRIZY mafy é ! (azafady : krismasy:-D:-D)
12. fiderana ( 15/12/2006 09:29)
xxx>> ngaha ialahy mahazaka daina leisy :lol: ampio tsiky kely leisy dia mandeha io Pety Papa noel io an dia mba 8) fa in'ary ity ê!
13. Achia ( 15/12/2006 09:45)
Papa noel manotra zany le eo analakely raha azoko tsara :^)
14. xxx ( 15/12/2006 14:02)
pety papa noel
quand tu seras liquidé par ...
:-D:-D:-D:-D
15. tota ( 15/12/2006 14:25)
mahazo vola daholo zany ny vahoaka mandalo ao analakely satria nahita ny misy an'i PETY papa noel


16. papounette ( 15/12/2006 15:52)
xxx:

REFA tsy zaka ny daina de ndana mande fa aza aty no ideraderana



Itony xxx tony marina mampme=))=))=))
17. xxx ( 15/12/2006 16:32)
averiko indray: REFA tsy zaka ny daina de ndana mande fa aza aty no ideraderana eo
18. xxx ( 15/12/2006 17:38)
:@:@:@:@ maina be eno zany raxxx a !
19. Bakobako2 ( 16/12/2006 15:30)
8)hhhein ! sady mamovoka daina ato zany , sady mbôla pety sy prout kou !
20. fiderana ( 18/12/2006 10:27)
xxx>> ndao leisy hiaraka hifoka isika dia ny an'lah daina be dia ny ahy good look be â!, dia ny an'lah ampian-tsika jus'na canne dia ny ahy bierre kely, dia rehefa dozy ialahy dia entiko posy â!:-D:lol:8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4493