ilayna foana ny profil natsy misy sary aza........sa ahoana?
1. fiderana
(
27/09/2006 15:35)
Miarahaba an-tsika rehetra,
eto dia tsy mbola mitaky sary, fa na izany ary mba fenoy ny mombamomba anao rehetra, indrindra mitady namanana mahafinaritra ianao, fa tsy misy dia manaikitra loatra eto, dia fantaro fa pseudo anie no hatao eto, ny an'ny namana sasany ary ny anarany mihitsy, aza dia menatra fa hifandray tsara isika, sa ahoana hoy ianao namana?

répondu par fiderana le 11/10/2006 12:09
2. vale
(
27/09/2006 17:54)
ie, rehefa tsisy sary dia tokony mba fenoina ny momba2, marina zany kah!:wink:
3. Fiffi
(
27/09/2006 19:12)
ié ! betsaka hiany aloha ny namana mbola tsy nameno ny momba azy ka rehefa mba mamaly dinika izy de mba mitazana ny momba azy nefa...:wink:
4. dailynews
(
27/09/2006 23:23)
tsy haiko aloha ry reto fa ilay mombamomba ny tena rehetra tenenina ao anie manahirana ihany raha tenenina daholo satria ny olona akaiky anao dia mety hahalala anao. anefa ny hanaovana pseudo dia ny mba hahafahanao tena mivalampatra miresaka tsy misy hoe ianona mahalala ahy sns...ny ahy aloha ny tena tsy tiako hanoratana ny momba ahy eto dia izao e, indraindray ny resaka eto misy resaka momba ny sexe ohatra sy ny hevitra momba izany na ny zavatra adaladala nataon'ny tena taloha ..dia sahirana be aho raha ny anadahiko mahafantatra hoe izaho io manoratra io satria toa eto ihany koa izy. indrindra moa izany fa ny sary, manjary lasa gain be....
tsy hita fa mbola gasy ny tena e....sa diso aho fa tokony halala tsaina kokoa? asa aloha e!
tsy hita fa mbola gasy ny tena e....sa diso aho fa tokony halala tsaina kokoa? asa aloha e!
5. fens
(
28/09/2006 04:39)
dailynews:
...ilay mombamomba ny tena rehetra tenenina ao anie manahirana ihany ..., manjary lasa gain be....
tsy hita fa mbola gasy ny tena e....sa diso aho fa tokony halala tsaina kokoa? asa aloha e!
MMM! de lainga daoholo ve zany no ande hamenoana ny mombamomba antsika any amle profil ary???:?::?::?:
za kousa mahita fa aleo mba fenoina tsara ihany na de tsy asiana sary aza e! de rehefa hamaly le dinika hafahafa ireny enao de ataovy XXX e! sa tsy mety zany????
6. dailynews
(
28/09/2006 13:38)
tsorina aloha fa voatery nandainga aho t@ taona-ko e, ilay izy tsinona tsy maintsy mameno fa tsy manana choix ianao dia mazava ho azy fa nofenofenoiko fotsiny ny ahy, farafaharatsiny mba omena choix ilay izy hoe tsy voatery mameno dia tsy voatery mandainga ny tena.
eny e, ilay xxx aloha mety e.
ny sisan izay marina, izany hoe afaka manome izay kely tiako havoaka aho fa tsy hanome azy rehetra kosa ary mba tsy handaingana dia tsy valiana fotsiny izay tsy tiana lazaina fa izay kely ao kosa mba tokony ho marina.

7. booboo
(
28/09/2006 14:15)
Ilay izy ange tsy voatery hoe aia tranonareo, ia aby anaran'ny vadinao sy zanakao zao et tout et tout. Na laoka tsy tiana indrindra na trucs kely bidules ohatra zany fotsiny no hamenoana ilay mombamomba dia efa ça va. Mba ahafantaran'ny namana sasany hoe fotsiny hoe mitovitovy raha tiana dia ndeha horesahiko ohatra.....
8. pissoa
(
28/09/2006 14:34)
Marina io tenin'i booboo io - mba ho fantampantatry ny namana fotsiny hoe mitovitovy aminy ny zavatra tinao ohatra.
Raha resaka hoe miafina izany dia heveriko fa tsy izay voasoratra ao amin'ny mombamomba no tena mamaritra anao ka mety hahafantarana anao ; fa ny ady hevitra mahaliana anao + hevitra tohanana + ny reactions sns ... Ny olona tena mahafantatra anao dia mahafantatra an'ireo.

9. mandrindra
(
28/09/2006 14:40)
pissoaaaako, ary ahoana ary izaho no tsy misy mahafantatra raha izany. ny mombamomba efa nofenoiko tsara, ny fomba firesako tsy miova mihitsy, :-w:-w:-w
ny famenona na tsia an'io aloha dia taratra voalohany ahitana na te hizara na tsia ny olona iray. mety hoe tsy mameno aloha amin'ny voalohany fa te hitsapa ny halalin'ny rano fotsiny; dia raha majhazo fafiny dia mameno avy eo. misy indray ny tsy te ho fantatra mihitsy hoe iza izy ..........

12. Fiffi
(
02/10/2006 20:53)
booboo::-D:-D:-D mampihomehy ahy akia ndry ry booboo an! @ ity trucs bidules ity :-D:-D:-D:-D
Ilay izy ange tsy voatery hoe aia tranonareo, ia aby anaran'ny vadinao sy zanakao zao et tout et tout. Na laoka tsy tiana indrindra na trucs kely bidules ohatra zany fotsiny no hamenoana ilay mombamomba dia efa ça va.
13. arson
(
03/10/2006 07:37)
marina mitsy zany volaza retra zany fa tokony ho fenoina tsara doly na de atao lainga kely aza ny sasany.:-D:-D:-D:-D:-D
15. arson
(
04/10/2006 07:07)
fiffi:ary ianao ko to niome!tonga de fantako ny ao antsainao an! ianao an!
18. fiderana
(
06/10/2006 15:23)
inona no mampime anao, sy mahatapa-tsinay toy io mba
lazao dia miaraka mihome ê!sa aza misy miteniteny, sao mitsako tsy misy eo.Fiffi an! ianao ve io?...:lol:
lazao dia miaraka mihome ê!sa aza misy miteniteny, sao mitsako tsy misy eo.Fiffi an! ianao ve io?...:lol:
19. flamboyante401
(
09/10/2006 07:18)
salut a vous les hommes!
une jeune femme simple agé de 30ans,facile a vivre,souriante
genereuse surtout en amour.
je mesure 1m72,pour 68kg,cheveux blond,yeux marrons
je cherche un homme de 30ans a 45ans
celibataire,qui mesure 1m69 a 1m85(pour 60kg a 80kg)
doux,comprehensif,genereux,affectueux.......
pour une relation serieuse
je sais que tu est là quelque part,mais il fallait
attendre le bon moment.........
ecris moi,excuse d'ecrire en francais,car j'ecris mal en malgache,a tout de suite bébé(l)

20. fiderana
(
09/10/2006 09:05)
flamboyante, je suis ton homme si tu veut. Mésure 1.72, 60kg,32 ans trôp comprehensif,genereux, calin,...ect..ect, et serieux,mais avant pourra tu completer ton profil car tu savais bien qu'il avait un lieu specifique pour ça, je pense que tu veut dire que c'est moi l'homme que tu cherche, est je peux te dire que tu ne trompe pas alors, allons en pv si tu veut ma chere.
je voudrai tant te dire que tu pourrai être la femme de ma vie, alors,à toi de decidé,je te rendrai heureuse, compte sur moi , j'suis serieux(l)(l)8):D.
je voudrai tant te dire que tu pourrai être la femme de ma vie, alors,à toi de decidé,je te rendrai heureuse, compte sur moi , j'suis serieux(l)(l)8):D.

:-$