ilayna foana ny profil natsy misy sary aza........sa ahoana?

21. Ruby ( 09/10/2006 13:10)
fiderana, inn ary ty? ianao izany anie mora tara beuh lotra e...mety himomehezan io fotsiny ianao izao.
22. booboo ( 09/10/2006 13:13)
moramora ihany ra-Fiderana a !
23. fasaly ( 09/10/2006 13:23)
:P(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
24. fiderana ( 09/10/2006 14:57)
Milay ilay izy ka, raha mitovy ve ny tadin-dokanga handeha hijery lavitra ny tenako, ton'de lasa izao , azo anaovana izany koa anie eto @ serasera ê!, raha raikitra, mahazo fasana ianareo....nefa miakina @ sosy ihany io..:lol::lol:8)
25. fiderana ( 09/10/2006 15:06)
homeko fanasa, fa tsy fasana rê! reolona â!, azafady indrindra ê!
26. Fiffi ( 09/10/2006 21:09)
humm..
27. fiderana ( 11/10/2006 12:09)
:-w lasa eritreritra fotsiny ny fangatahana profil ihany no nahatonga izany izao:snif:!^:^.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.9857