Maro ny fomba entina hanaovana hoe je t'aime............

1. fiderana
(
09/10/2006 09:14)
Hoatran'ny faly be izany aho fa hafa ny size nosoratako, fa hafa tsy nampoiziko ny valiny,ahoana hoy ianareo,milazalaza profil avy hatrany no hitako ao, dia miteny hoe vonona ny hiaraka avy hatrany, hifankatia io an! izany no fijeriko azy, sady tena mba tsy @ teny gasy ilay izy fa teny frantsay.
mbola mba misy manana hafa noho io ve? msokatra ny dinika....8)8)8):D(l)
mbola mba misy manana hafa noho io ve? msokatra ny dinika....8)8)8):D(l)
novalian'i jobala ny 30/10/2006 15:42

2. Fiffi
(
09/10/2006 10:12)
hitanao aiza kay zany ? ka raha nahazo an'zany enao ! inona indray no tadiavina mihoatr'zany ?

3. fiderana
(
09/10/2006 11:05)
Ao @ ilay heo namana vaovao, fa izaho no nanao an'ilay size, dia miheritreritra aho hoe izaho ilay hiantefan'ilay soratra, jereo dia hitanao.:D milay ilay izy an!....

5. fasaly
(
09/10/2006 12:32)
mba mitobmina ve alou lay hoe je t'aime raha mbola tsy nifakahalala akory na nifanoratra akory e!:wink:
hihihi! raha zay oul manao jtm rehetra zany de mahadobodoboka ny fo dool:-D:-D hummmm!:°)
hihihi! raha zay oul manao jtm rehetra zany de mahadobodoboka ny fo dool:-D:-D hummmm!:°)

6. dailynews
(
09/10/2006 13:03)
fiderana:
Hoatran'ny faly be izany aho fa hafa ny size nosoratako, fa hafa tsy nampoiziko ny valiny,ahoana hoy ianareo,milazalaza profil avy hatrany no hitako ao, dia miteny hoe vonona ny hiaraka avy hatrany, hifankatia io an! izany no fijeriko azy, sady tena mba tsy @ teny gasy ilay izy fa teny frantsay.
mbola mba misy manana hafa noho io ve? msokatra ny dinika....8)8)8):D(l)
fiderana an, mitandrema ny amin izany fa alohan ny hidiranao lalina dia fantaro aloha fa tena misy io olona io fa tsy olona eto izay manana pseudo 2 na 3 na 4 dia hampiresahiny fotsiny ianao sady mitsapatsapa fotsiny izy. mety ho lehilahy ihany izy ohatra fa miseho ho vehivavy sns...tandremo ihany, aza mbola faly loatra aloha fa tsy hainao mihitsy..ento mora.
hitako mantsy ilay resaka nifanaovanao t@ ilay vehivavy tatsy ambadika tatsy dia averiko fa manadala an ilay izy angamba ianao..satria tsy noeritreretiko hoe resaka serieux akory anefa ny fahitako ity resaka ity dia toa tafiditra ihany ianao ..koa mitandrema ihany re... bonne chance aloha raha izy no izy.

7. fasaly
(
09/10/2006 13:11)
:-D:-D:-Dhay ve lahilahy ity fiderana e! noheveriko fa sipa fa azafady an!:-D

8. booboo
(
09/10/2006 13:17)
fiderana > moramora ihany eeee. Manohana tanteraka ny hevitr'i Dailynews zà.

11. fiderana
(
09/10/2006 14:11)
izay fotsiny ve no tadiavina, rehefa mba mifanohitra @ size voasoratra , dia azo adika tsotsotra ilay izy,heveriko mitory fitia izany aloha ê!,faha2, izaho tsy manadala izany ka, toy ny manjono io raha tsy tilapia ve tsy ho trozona na barawa, na karpa, fa aleo aloha tsy ho requin, fa mahafaty ireny.Fa izao tokoa aloha ê!, ngaha hatahorana ho misy olona iray manana pseudo maromaro, hafa indray izany.tsy olana amiko izany ka, 8)8)8)fotsiny aloha :D

12. fiderana
(
09/10/2006 14:31)
fasaly lhl aho , fa mahafinaritra ahy raha mba vhv indray no manao 1 ere pas hoatran'ireny,amiko tsy voatery ho lhl fôna no tia voalohany, farafaharatsiny mba miaraka, mety ve izany?.

13. soanja
(
09/10/2006 14:44)
Fiffi:
hitanao aiza kay zany ? ka raha nahazo an'zany enao ! inona indray no tadiavina mihoatr'zany ?
=))=))=))

15. ninih
(
09/10/2006 16:00)
le je t'aime ve tsy efa voatokana ny mahazo izany e! raha mahazo izany za toa mihembotra kely aloha mandinika ny tenin'ilay olona. nefa raha efa fantatro ilay izy de faly za hiteny azy koa ze tokony tenenina. sa aleo indray ilay vhv ve no manome vonikazo?

17. fasaly
(
09/10/2006 19:58)
fiderana:
fasaly lhl aho , fa mahafinaritra ahy raha mba vhv indray no manao 1 ere pas hoatran'ireny,amiko tsy voatery ho lhl fôna no tia voalohany, farafaharatsiny mba miaraka, mety ve izany?.
manja ka! tsisy maharatsy izany ka! zà kou raha misy bandy tiko ts mahamenantra ahy na mampaninona ahy ny milaza zy hoe jtm(l)(l):°)anefa izy tsy hilaza de...aleo manao prmeier pas zany kou!:wink:

20. fasaly
(
10/10/2006 06:00)
in ndray no enjana e???:roll: hita falifaly be teo kou no ho enjana ahoaa ndray fangah tsy raikitra???:wink::-D:-D izy kou lou flamboyante be mitsy e!:-D:-D:-D