Maro ny fomba entina hanaovana hoe je t'aime............
21. fiderana
(
10/10/2006 09:25)
k'izy ary tsy hita intsony nefa vao soratra no natao k'inona indray!:lol::lol:.azafady ary flamboyante, tokony tsy ho izay no namaliko anao, miverena aty sao very any ianao, izaho anie namana mahafinaritra be ê!.:D(l)
22. fasaly
(
10/10/2006 18:32)
injay aza ry fideràna de tsy fay foana ve?8O:roll::roll: NY BIZOROKA lasa nanidina fotsiny tsy hita tsony lay nahazo azy de zao njay nandalovn'i flamboyante indray miserana de torotoro ny fo! sao mba i toi ihany no tokony hikoty aza!:°):-D:-D:-D
23. Fiffi
(
10/10/2006 19:41)
fasaly: mba mampalahelokosa izy fa lasa nanidina le biz'oroka sady nanjavona koa le nomena azy ! :wink::-D
24. fiderana
(
11/10/2006 06:19)
fantsy izany re olona!, aza mba voa ihany marina!, zah tsy mba mora kivy ka!, voaraiko soamatsara ilay bison'oroka fa aza matahotra, avy @ ilay namana mahafinaritra io an!.
fo torotoro sy feno fitiavana,
hatolotro anao izay tia ahy koa,
fo tena feno, izay re rahavana,
Io no lapa sy harena ampoka soa.
Mahay ve? zah.
fo torotoro sy feno fitiavana,
hatolotro anao izay tia ahy koa,
fo tena feno, izay re rahavana,
Io no lapa sy harena ampoka soa.
Mahay ve? zah.
26. fiderana
(
11/10/2006 07:02)
ndeha hamboariko en pv any izy raha mahavita mamaly, tokony mba hamaly izy raha mba serieuse na tsia, satria mbola fangalampiery anie no hatao eto ê!.8)
27. xxx
(
11/10/2006 07:23)
Ka mba omeo indice aloha hoe iza le izy e! sao de mba za kosa ary izany e?
28. fiderana
(
11/10/2006 07:53)
aleo halefa ko aloha dia hita eo ny famaliny raha mitovy amin'ny anao xxx.
30. fiderana
(
11/10/2006 11:38)
K'izay ilay teneniko hoe:" tsy hay visavisaina sy tohaina ary metarina ilay fipololotran'ilay fietseham-po ko..!":D:D,, ilay fitiavana ihany no mahatonga izany,:lol:
32. fiderana
(
16/10/2006 13:42)
Fiffi>> tsy hita ihany ilay fitiavana...!8)
Mbaliana>> Ka sendran'izay mahay manao 1 er pas ts'inona ny tenanay.:roll::lol::lol:!
Mbaliana>> Ka sendran'izay mahay manao 1 er pas ts'inona ny tenanay.:roll::lol::lol:!
