Rehefa hanao zavatra iray amin'ny fomba feno devoly ny olona iray dia manome ra, fa tsy nanaiky ity kalanoro tamin'ny tany fady iray any Ambanja fa ran'olona no ilainy, dia nanapahan'ingahy kely ny fanondrony mba hampandeha ny ra dia nitrerona, hono, ilay kalanoro hoe ny ranao rehetra homena. tena tantara marina io fa lasa nitsoaka moa ilay rangahy dia lasa adala. Lesona azo tsoahina : tandremo ny manaonao foana