Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
ainaheri ( 22/09/2006 08:47)
Fihaonandohan'ny presi tao @ siege ONU
Asa ra naharaka vao2 nareo fa otrany diso tafahoatra ny fomba fitsikerana ny filoha amerikano nataon'ny filoha Venuzuela,asa na nanao ahoana ny tohiny fa amiko to miantsy ady ilay izy!!... suite
répondu par raygasy le 02/10/2006 14:28
lapino ( 22/09/2006 05:07)
baiboly.org : niverina ny fikarohana
Niverina indray ny fikarohan-teny ao amin'ny baiboly.org, isaorana ny mpikarakara aloha Fa ilay baiboly azo telecharger-na kosa no tsy ao indray. ... suite
répondu par prime le 26/09/2006 10:40
diamondra27 ( 21/09/2006 22:52)
méditation
Indraindray dia ilaina ny manao méditation eo @ fiainana. Misy mahalala hoe: inona no atao mandritra io méditation io ve? Dia misy firy karazana ny méditation fantatrareo?... suite
répondu par Flavien le 05/11/2006 17:33
hira72 ( 21/09/2006 20:08)
Ireo hiran'i Ejema rehetra, kaiamba rehetra,raha te hihaino.
Ny tanjoma moa tsy hoe ho-concurence an'ny radiovazo gasy(radio en ligne izay ankafiziko tokoa sady henoiko tsy tapaka )fa ny mba hampita ny kely hananana e! gratos moa mazava ho azy. Tsy manome ... suite
répondu par xxx le 04/02/2007 13:02
fasaly ( 21/09/2006 18:38)
Torimaso
Fa maninona wa ny vehivavy sarotra mahita otry kokoa noho ny lehilahy e, ny lehilahy vao midaboka de mierotra ny vehivavy efa misy mihinana fanafody izany na tanora io na antitra de tsy matory ihany..... suite
répondu par Fiffi le 05/10/2006 18:14
fasaly ( 21/09/2006 18:30)
vehivavy soumise
"etre soumise" ve otran'ny hoe vehivavy te ho vehivavy idealy manoloana ny vadiny e!:roll: sa fitiavana fotsiny tsotra zao de aleo hoe soumise, izany hoe tiana lotra lay vady???... suite
répondu par fasaly le 23/10/2006 13:09
mijajika ( 21/09/2006 17:14)
hiran'i mahaleo ilay miaraka @ franciailay hoe embona
mba mila ny tonon'iny hira iny fa irery e!aty lavitra... suite
répondu par mandrindra le 22/09/2006 08:20
ravakamalala ( 21/09/2006 15:17)
"grammaire" malagasy
sendra tadidiko tampoka ny reaka enti milaza sy ny lazaina, fa inona moa ny filazana ny "sujet" amin ny teny gasy? azafady... suite
répondu par belaza le 18/10/2006 12:12
balite06 ( 21/09/2006 14:48)
ny fahafahana sy ny fivavahana
Ny fivavahana dia fitaovana entina manjanatsaina mba ho entina hangoronana amin'ny fomba mihaja ny fanananolona,amporisihina ny olona mba tsy ho tia vola ary etsy andaniny efa asiana vata kely hand... suite
répondu par prime le 27/09/2006 09:30
niny ( 21/09/2006 14:31)
fanovana ny rafi-panambeazana
Tsy miankina loatra @ fanovana ny rafi-mpampianarana ny fahombiazana azo eo @ fanambeazana ny zaza malagasy ,ka raha atao 5taona io na atao 7taona raha mbola mbetsaka ny effectif par classe d mbola iz... suite
répondu par ravakamalala le 23/09/2006 11:17
Fanja1 ( 21/09/2006 14:22)
Les bailleurs de fonds : « Complices de M. Ravalomanana »
[url]http://www.lagazette-dgi.com/[/url]... suite
répondu par Simpona le 02/10/2006 16:43
hery ( 21/09/2006 13:28)
Olana Karajia
Misy olana kely mandritra ny ora vitsivitsy ny karajia (Mandra-pifindrany ao amin'ny serasera.org). Eo am-piandrasana dia azonao atao ny miditra eto ambany http://connexion.asterochat.com/?id=37... suite
répondu par myamorsu le 21/09/2006 17:23
Kamoufle ( 21/09/2006 13:25)
Ny vehivavy gasy sy ny firaisana
[i]Italic text[/i]Maninona ry zareo ny tovovavy gasy ,menamentra izany rehefa hanao firaisana aranofo??Tsy mba audacieuse na cochonne mihitsy..... suite
répondu par fasaly le 14/10/2006 17:52
jentilisa ( 21/09/2006 13:10)
mpanakarena gasy nizara vola tao Tsaralalàna
Nizara vola teo Tsaralalana tamin'ny talata teo anoloan'ny singer na Bibliomad taloha ramatoa Lucille Ramanandraibe. Nahazo 50.000 ka hatramin'ny Ar 1.200.000 ny olona nanatona azy ka nilaza ny olana ... suite
répondu par valinaka le 10/11/2006 15:37
baholy ( 21/09/2006 12:36)
Zanak'ampielezana Ambohimasina Ambatondrazaka
Hilazana isika rehetra nandalo na notezaina tao @ fiangonana Ambohimasina Ambatondrazaka fa hisy indray ny fihaonana ny Alahady 8 Octobre 2006 à 9 ora ao @ salle E College Rasalama Mitondra izay zak... suite
répondu par Ketaka99 le 17/10/2006 12:41
soamihanta ( 21/09/2006 11:23)
tiko izy
tikou izy na mainty io na inona filazanao azy, diso ve aho raha milaza anizany:?:(l):-*:?:... suite
répondu par mandoline le 28/09/2006 06:34
ramy ( 21/09/2006 11:05)
Salama !
Vao samabany no anoratra eto,ary maniry ny mba anana namana tsara eto @ity serasera ity, koa miandry anareo rehetra aho eh !!ary manerana izao tototlo izao an !!!!... suite
répondu par Fiffi le 19/10/2006 06:00
Aino ( 21/09/2006 10:44)
mba tahaka ny ahoana?
raha ianao kay mitia na mifidy vhv na lhl @ ilay tianao dia tahaka ny ahoana? ny halavana, endrika,tohetra,vatana,habe,fomba sa inn no tena hitiavanareo azy?... suite
répondu par Kamoufle le 22/09/2006 08:20
Aino ( 21/09/2006 10:38)
ari.malala
ory zoky malala ah!! aiza @izay ilay vahiny fa efa mba miandry anie izay eh!! tsy efa velibe izy ao , tsy vahiny tsony aza fa ho tompotanana ny serasera koa, ilay sary no tiako jerena, raha azoko jere... suite
répondu par Aino le 28/09/2006 19:09
mimich ( 21/09/2006 08:20)
mianatra miteny
vakio miadana tsara aloha an!!!, dia hafainganina arakaraka ny fahazarana: [b]"Voropotsy fito fotsifotsy foto-tsofina"[/b]... suite
répondu par mimich le 05/10/2006 12:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7941