Zanak'ampielezana Ambohimasina Ambatondrazaka

1. baholy ( 21/09/2006 12:36)
Hilazana isika rehetra nandalo na notezaina tao @ fiangonana Ambohimasina Ambatondrazaka fa hisy indray ny fihaonana ny Alahady 8 Octobre 2006 à 9 ora ao @ salle E College Rasalama
Mitondra izay zaka mba hanampiantsika ny fanamboarana ny fiangonan'ny fahazazan-tsika e
novalian'i Ketaka99 ny 17/10/2006 12:41
2. Fiffi ( 26/09/2006 19:35)
de mahavità soa koa eh!
3. baholy ( 27/09/2006 11:43)
Misaotra Fiffi a ! tongava re raha afaka e
4. texe ( 11/10/2006 11:39)
tena miala tsiny fa efa vita le izy vao itanay tato anaty serasera le afatra. de amin'manaraka indray e!de mba omeo information zay e! ok
5. Ketaka99 ( 17/10/2006 12:41)
Tena tara be koa aho vao nahita ilay message. Fa isa-taona ve misy io fety/ fihaonana io foana? Iza avy no tao??? Maro be ve ianareo no tao???
Mpanazava tao mantsy aho.
Mahereza e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2541