Ny vehivavy gasy sy ny firaisana

1. Kamoufle ( 21/09/2006 13:25)
Italic textManinona ry zareo ny tovovavy gasy ,menamentra izany rehefa hanao firaisana aranofo??Tsy mba audacieuse na cochonne mihitsy..
novalian'i fasaly ny 14/10/2006 17:52
2. booboo ( 21/09/2006 13:40)
cochonne

ay ay ay, resak'akoho, resa-gana, zao resa'kisoa ndray ...handalo aby ny biby fiompy raha zao lé
3. xxx ( 21/09/2006 13:41)
sûr ve enao fa menamenatra?
sao dia tsy mbola nahita tsara?
:oops:
4. mandrindra ( 21/09/2006 13:52)
ka nareo aza mi kamoufle ko
5. ninih ( 21/09/2006 14:02)
mety tsy menatra fa manaja tena e! misy anefa ireo tena efa goaika antitra e!
6. adda ( 21/09/2006 14:18)
aaa, izy dolo zany fa ny marina mbola eo ihany ny hoe tsy fomba fanao ny manao zao sy zao, de lasa fady zany rah ankoatran normal
7. fiderana ( 21/09/2006 14:22)
Eny amin'ireny mpivarotra entana @ alina ireny handramana raha mahasahy ary dia ho hitanao raha menatra izy,ianao indray no hitsoaka , raha ny fahitako azy, eny an-dalana ary ianao efa manontany izy hoe hipasazy ve , ka inona no ahamenatra azy aminao eo?....... aleo hisokatra eo io resaka io, sady hitako hiova izao ny size fa eo ihany, izany rakamoufle ê!
8. xxx ( 21/09/2006 14:24)
Kamoufle:

Italic textManinona ry zareo ny tovovavy gasy ,menamentra izany rehefa hanao firaisana aranofo??Tsy mba audacieuse na cochonne mihitsy..



Nahalala firy ianao nahafahanao nilaza fa ny tovovavy malagasy dia toy izany avokoa ?
9. ari.malala ( 21/09/2006 15:12)
ko efa hoe tovovavy ve ho lasa kisoa e :-D:-D:-D:-D
10. Badobado ( 21/09/2006 16:27)
aza mikamoufle aloha e!
ny sipa gasy ve? ampirisiho ange de hitanao ny zava-bitany ao anaty fandriana e! kozy moa zany!;-)
11. diamondra27 ( 21/09/2006 16:52)
adda: ie , zay mitsy
12. lemenakely ( 21/09/2006 19:00)
Par pudeur e! fa raha izaho manokana dia mahita fa mahay manao ny vehivavy malagasy fa manafi-talenta fotsiny aiza jkoa moa no hisy vehivavy ka tsy tia an'io izany e! mandainga
13. soanja ( 22/09/2006 03:49)
Kamoufle:

Italic textManinona ry zareo ny tovovavy gasy ,menamentra izany rehefa hanao firaisana aranofo??Tsy mba audacieuse na cochonne mihitsy..


Mazava ny tianao anontaniana saingy ny fomba famoahanao azy no manova ny tokony ho valiny.

Marina izany, Menamenatra ny zatovovavy Malagasy raha toa ka fantatra fa mavitrika ara-piraisana ara-nofo. Zany hoe miendrik'Anjely daholo zany ny fisehon'ny vehivavy Malagsy na dia hafa aza ny mety ho mahadiavolana ny fony sy ny fon'ny lehilahy.
Ny antony dia satria notaizana tao anatina fiaraha monina milaza fa ny firaisana aranofo dia RATSY sady TSY MENDRIKA indrinadra raha tsy ao anatin'ny tokatrano.
Isika Malagsy dia manadala ny fahendrena. Ka anisan'ny fahendrena Malagasy taty aorian'ny nidiran'ny Misionera Anglisy nitondra ny fivavahana no nilaza fa tsy fahendrena ny fisehoana fa tia miray sy mavitrika arapiraisana aranofo ny vehivavy iray satria io no voasoritra ao amin'ny baiboly.
Dia lasa raiki-tapisaka tao andohan'ny vehivavy io fisainana io.
Fa ny fanafodiny sy ny fanalahidiny dia ny fitondran'ny lehilahy ny vadiny. Rha hainao ny milaza amin'ny vadinao fa tsy misy maharatsy ny manaram-po momba an'io eo anivon'ny fanambadiana dia ho sitrana izy.



14. soanja ( 22/09/2006 04:02)
Diso tsipelina azafady :" Isika Malagasy dia mandala ny Fahendrena"
15. sipagasy ( 22/09/2006 08:35)
mmhhhh, tsy haiko aloha e! fa nahoana moa ny ho menatrahihih zavatra tsara be io hihih ho an'izay efa nananjana ann, tsy ho an'ilay virja izay hihh
16. kabotal ( 22/09/2006 10:13)
Azo sokajiana maromaro ny vehivavy e, ny sasany tsy menatra zany mihitsy (le goaika antitra io hoy ninih), fa ao koa ireo tovovavy kristiana sy le manaraka fahendrena malagasy voalazan' soanja, dia mipetraka le fahamenarana ary ny sasany aza vao iresaha ny momba ny firaisana dia menatra.
17. mandrindra ( 22/09/2006 10:14)
kabotal , dia aleo izany tsy resahina izy raha mentara fa tonga dia anaovana
18. apache ( 22/09/2006 11:07)
Maka tsirony izy fa try menatra zany.
19. comany ( 22/09/2006 13:27)
Tsy ny vehivavy malagasy irery no maneho fomba ivelany toy izany ra namana a! ny vehivary rehetra @ ankapobehiny no toy izany, tsy midika akory izany fa tsy mavitrik'izy eo @ firaisana ara-nofo. fa na tsara bika ohatry ny inona aza ra-vehivavy dia tsy maintsy misy famenarana kely raha hiboridana voalohany anolohan'ilay lehilahy anao firaisana @,eny na dia efa nanao t@ olon-kafa talohan'io aza izy.
fantaro koa fa tsy ny vehivavy irery ihany ange no manao toy izany fa ny lehilahy koa, fa na be entana aza razoky d tsy maintsy mihaotra kely fa sao dé tsy ahafapo an-dravehivavy.
20. xxx ( 22/09/2006 18:46)
shiii mainsyyy mifanena anssikkaaa aa!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7646