Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
colar
(
26/09/2006 21:35)
reveillon rome 2006
misy fety milay b eto roma refa faran taona, entanina ho tonga zay maniry ho avy,betsaka ny fanampina azo atao,maro ko ny akama eto,efa hita ny lesoka, hiezaka hanao revy milay tsara,atao zay tsy hial...
suite
répondu par colar le 19/10/2006 20:58
lemenakely
(
26/09/2006 19:18)
Izao izany ny hoe mihanika hazo an!
Tandremo aza ianarana sao maratra! ny entana efa hita mbola mianjera koa en plus:°):°)
http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?ImageID=16148...
suite
répondu par ninih le 06/10/2006 13:20
Robert
(
26/09/2006 19:09)
Fifidianan sy ny vola be
Ireo nilaza fa ho-kandida @ fifidianana manaraka de hita fa hampiasa vola be daholo. Tena fitiavan-tanindrazana ve ny an-dry zareo sa investissement personnel. Rehefa mahazo seza hitomba zato heny ny ...
suite
répondu par prime le 02/10/2006 13:28
ftma
(
26/09/2006 19:02)
reveilllon 2006 namana serasera
Ny reveillon 2006 ny namana serasera dia atao any Nice ny 31 décembre 2006, ny fihaonana dia ataontsika manomboka ny 29 décembre ka atramin'ny 1 janvier hoan'ireo izay afaka tonga aloha.
Programmes...
suite
répondu par mbaliana le 03/01/2007 14:00
xxx
(
26/09/2006 19:00)
Mpivady vao misara-toerana
Izany hoe mifankatia izy roa...
Handeha hianatra any ampita-dranomasina ny iray (1 na 2 taoana) de natao ny raharaha rehetra.
Aharitra ve ilay voady ny fanaovana? Sa resiny fakam-panahy.
...
suite
répondu par mandrindra le 02/10/2006 15:03
Jayaho
(
26/09/2006 13:16)
Krismasy dejà
Mba andefaso scenario atao any ampiangonana @ krismasy ry reto a!!...
suite
répondu par prime le 13/11/2006 08:59
xxx
(
26/09/2006 13:08)
conseil pour obtenir un regroupement familial vers la france
Bonjour,
je suis ici en france, je suis enceinte et je me suis separé de mon mari.helas, je suis tte seule ici en france.
J'ai besoin de ma mere pour m'aider et m'assister pendant mon accouchement ...
suite
répondu par Fiffi le 11/10/2006 05:43
soasoafy
(
26/09/2006 12:27)
kiste- fibromme
Inona no mety mahatonga ny kiste sy ny fibromme?
Misy milaza fa ny tsy fanaovana firaisana no mahatonga azy,mitombona ve izany? Nefa maninona no misy ireo olona manambady ara-dalàna tratran'io areti...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 29/01/2015 05:07
Aino
(
26/09/2006 10:42)
mba mangataka
ho anareo izay manana ny tononkira ny Raboussa dia mba omeo kely aza fady!!
ilay titre aloha tsy tadidiko fa ilay hira aiko ihany ilay hoe " ity misy tantara anank'iray, niarahako t@ izay joba izay.....
suite
répondu par Aino le 03/10/2006 17:07
Fiffi
(
26/09/2006 10:14)
Nosy Maorisy: Be mpivarotena malagasy !
[b]Mampalahelo ny toe-zavatra tahak'izao nefa atao ahoana moa ?[/b]
"Manao ahoana ?". Vao niditra ilay toeram-pandihizana iray ao Grand Baie (Maorisy) ireto andiana lehilahy Malagasy vitsivitsy, ...
suite
répondu par prime le 25/10/2006 15:01
Angie
(
26/09/2006 09:36)
Fihaonana Aout 2007 Mahajanga
Nataoko mitokana mihintsy ity ho an'ireo namana avy aty ivelany la mikasa ny hanatrika io fihaonana Aout 2007 io toa ahy.
Araky ny progs efa vitan'ireo namana mpikarakara any an.toerana zany dia ...
suite
répondu par melody le 30/05/2007 22:58
nenipita
(
26/09/2006 08:30)
parfum, deodorant, lait pour le corps
manao ahona daoly ianareo,
raha resaka parfum indray de inona kay no fampiasanareo? na deo, ary ny lait?...
suite
répondu par nenipita le 15/10/2006 07:50
mioucool
(
26/09/2006 07:42)
mpakafy AmbondronA
mis forum zay wa ity:ambondrona.myrealboard.com d manasa atsik mpakafi AA REETRA e!!!
mis resak maafinaritra ao !!...
suite
répondu par amylee le 13/10/2006 08:03
lapino
(
25/09/2006 23:10)
André RAKOTONDRANAIVO
Nahavita be tokoa io ramose io.
- Kajy fototra
- Fahalalana tsotsotra
- Fanabeazam-boho ny teny (tsy tadidiko fa boky malagasy)
- Kajy velona
Nameno ny fahazazan'ny maro amintsika angamba ny bo...
suite
répondu par lantoratsida le 13/02/2018 12:20
fens
(
25/09/2006 20:28)
Viriosy! Anti viriosy
HOno wa! mba iza no afaka manoro oe inona ny anti virus tsara sy matanjaka e! mba manana karazany ihany zahay ato fa de tsy mety fa mbola infecté ihany le machine e?
Ny ato zao ohatra de MCAfee, N...
suite
répondu par vale le 12/11/2006 00:10
xxx
(
25/09/2006 18:45)
tsy mahita asa
Tsy haiko na ato alou no tokony hanoratra ity fa zao ry reto a:Manana namana akaiky izay aho tena tsy mahita asa mitsy hatramzao satria izy tsy manana bacc fa niveau terminal d tena mijaly be mihitsy....
suite
répondu par Rasiligaoma le 02/01/2007 15:57
Fiffi
(
25/09/2006 17:24)
Amboa ! Velona ! à tes souhaits .
Iza no mba mahafantatra ny antony hilazana hoe [b]amboa , velona na (à tes souhaits)[/b](ho an'ny vazaha) rehefa mihevona ? Misaotra anareo :)
...
suite
répondu par Fiffi le 27/09/2006 18:24
Aino
(
25/09/2006 14:36)
Madrid contre Barça
ho anareo izay makafy foot, le 22 octobre Madrid Real- FC Barcelone...
suite
répondu par ronaldo09 le 10/11/2006 12:54
hery
(
25/09/2006 14:10)
Momba ilay email @namana.serasera.org
Ho an'ireo izay mangataka adiresy email @namana.serasera.org dia vakio tsara aloha ilay hoe inona no fepetra ilaina. Anisan'izany ny hoe
- Mpikambana ato amin'ny serasera nandritra ny efa-bolana (4 m...
suite
répondu par rinja le 17/02/2007 07:35
miantra
(
25/09/2006 13:57)
club sport ho an'ny ankizy kely
Mba misy club gasy ve ho an'ny ankizy kely (à partir de 4ans ) ohatra:
ohatra tennis, foot, judo, lomano....
Raha sendra misy , misy afaka manome ny coordonnées ve eto?
Misaotra mialoha....
suite
répondu par miantra le 26/09/2006 15:41
