Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
prime ( 28/09/2006 15:01)
Raha izany no nisy d ahoana re e?
http://fr.wikipedia.org/wiki/Plan_Madagascar Raha tanteraka izany d inona no mety mitranga @ izao fotoana? manao ahoana ny firenena malagasy? manankarena lavitra toy ny firenena anjakàn'ny jiosy r... tohiny
novalian'i prime ny 02/10/2006 11:10
akbaraly ( 28/09/2006 13:47)
Mirakitra ho tantara iny tany Maurice iny
Miala tsiny amin zay mpankafy ny finoana sy ny fivavahana fa lasa voasoratro tany ity resaka ity. Nihaona tany Maurice i Pierrot sy i Sophie Radidy, ihany koa olona 2 nanankarena talo tao Dago fa non... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:56
akbaraly ( 28/09/2006 13:40)
Manatantara iny tany Maurice iny
Nihaona tany Maurice i Pierrot Rajaonarivelo sy Sophie Ratsiraka. Tsy vitan izany ihany fa misy olona 2 nanankarena tao Dago nihaona taminy ihany koa ka nomeny vola hanomanana ny fahatongavany sy hano... tohiny
novalian'i prime ny 02/10/2006 13:11
little ( 28/09/2006 13:15)
partition magic!
Fampiasana azy amin'ny ambangovangony e! zay mahalala sy efa nampiasa! merci mialoha e ... tohiny
novalian'i fabio ny 13/10/2006 09:33
xxx ( 28/09/2006 09:56)
Mba mianara ihany e !
salut daholo ! Misy cousin-ko,niangavy ahy hitady vadt vazaha ho azy, (izy anefa tsy mahay miteny frantsy no tsy mahay manoratra frantsay,ary napetrany tamiko daholo ny rehetra momba azy, ary niten... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2006 17:35
robot ( 28/09/2006 09:55)
inona izany atao hoe:fitiavana fitiavana izany?
manao ahoana daholo isika rehetra eh! mba fantatrao tsara moa ny zvtr fonosin\'io teny kely io hoe: \" TIA\"? fitiavna zany no tiko horesahana eto an:D misy ny ol sasany manko tsy mahafantatra izay... tohiny
novalian'i cutie ny 03/10/2006 21:46
diamondra27 ( 28/09/2006 08:14)
iza no handimby
tsy hoe akory mirary zava-dratsy olona, fa noho ny zava-bitany sy ny soa azo taminy sy ny fahaizany dia lasa ny eritreritro hoe:iza no olona afaka handimby an'i Pr RATSIMAMANGA raha tonga ny fotoana ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/09/2006 08:58
Fiffi ( 28/09/2006 07:30)
Tsy vita dimy taona ny fampandrosoana.
Mipoitra tsikelikely ny vondron'olona na miankina amin'ny antoko na tsia, milaza fa hanohana tsy misy fepetra ny kandida Ravalomanana amin'ny 3 desambra ho avy izao, ka anisan'izany ny VTMMR (Vondro... tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 07:54
xxx ( 28/09/2006 00:10)
Mitady trano na hefitrano NY City!!!!
Mba saika hila fanampiana ry namana sy tapaka fa mafy ny ataky! Ny zavatra tadiaviko dia "information" momba ny trano hofaina, na hefitrano, na izay mety rehetra ao New-York, fa tsy maintsy makany ... tohiny
novalian'i dailynews ny 29/09/2006 13:48
fijo ( 27/09/2006 22:41)
"iza no nandoro ny rova?-ary iza no nandoro an'andafiavaratr
raha tsaroanareo,dia i zafy sy i radidy no nametraka ireo fanontaniana ireo tamin'ny fifidianana ho filohampirenena tamin'ny taona 1995.nanao resaka mivantana teo amin'ny TVM izy roalahy "mpifanandrin... tohiny
novalian'i belaza ny 14/10/2006 09:36
salmo ( 27/09/2006 17:04)
''SI'' Hasina Andriamanjato
inona no mahatonga ahy hiteny oe: Hasina fidiana... satria;.. tamin'androny sy ny fifandraisandavitra niavaka be ny tanora Malgache. ¿Tsy marina ve zany? ... tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2006 13:41
fasaly ( 27/09/2006 16:13)
émanaikitra"
Hono wa ry reto a! io manikitra hoho tsisy farany io va aretina sa fahazaran-dratsy, de inona no mahafaka anlay manikitra hoho???:roll::roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2006 22:48
xxx ( 27/09/2006 16:06)
Fitia adaladala
Sao de mba misy mahay ny tonon'io hira io. Misy hoe: Fitia adaladala Maro mpankahala Ny fitiavako anao ............ Parson Jacques ngamba no mihira an'io. Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/10/2006 13:28
fiderana ( 27/09/2006 15:35)
ilayna foana ny profil natsy misy sary aza........sa ahoana?
Miarahaba an-tsika rehetra, eto dia tsy mbola mitaky sary, fa na izany ary mba fenoy ny mombamomba anao rehetra, indrindra mitady namanana mahafinaritra ianao, fa tsy misy dia manaikitra loatra eto, ... tohiny
novalian'i fiderana ny 11/10/2006 12:09
tsimiandravola ( 27/09/2006 14:31)
REINVENTER L\'EGLISE
Miarahaba ny rehetra indray aloha fa efa ela izao no tsy teto.Indro misy toe-javatra tsy dia vaovao loatra fa izao fotsiny aho vao nahita azy,ka inona ary izany? -Misy pastera Amerikanna antsoina h... tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 06:17
vetsomiangola ( 27/09/2006 12:00)
hiandry anao njila
raha mba misy mitovy feeling amiko de mba omeo anio za reto a merci d'avance ... tohiny
novalian'i chipie1 ny 27/09/2006 14:36
nanatif6 ( 27/09/2006 10:43)
zà ry zareo mba mitady namana na vavy na lahy tsy maninona
(l)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/10/2006 17:32
nanatif6 ( 27/09/2006 10:41)
mitady namana
:D[b]Bold text[/b]... tohiny
novalian'i berika ny 03/11/2006 09:06
dolby ( 27/09/2006 07:35)
Dinika
Ary fa maninona no ela be vao afaka mijery ny dinika manokana e ? Efa ho herinandro izay mbola miandry foana ?... tohiny
novalian'i ANARIM ny 28/09/2006 06:42
soanja ( 27/09/2006 06:16)
Temoins de Jehovah
Misy mpanaraka an'io finoana io ve eto azafady? Tsy izany mantsy fa tena manitikitika ny saiko be ny te hahafantatra ny ahoana i Jesoa amin-dry zareo. Anjely tokoa ve Izy sa zah no nandray vilana aza... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 05:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.72