inona izany atao hoe:fitiavana fitiavana izany?

1. robot ( 28/09/2006 09:55)
manao ahoana daholo isika rehetra eh!
mba fantatrao tsara moa ny zvtr fonosin\'io teny kely io hoe: \" TIA\"?
fitiavna zany no tiko horesahana eto an:D
misy ny ol sasany manko tsy mahafantatra izay lazainy akory;
ohatra iray :
hoy aho hoe tiako ny henakisoa sy ny sisa eh zvtr zany io an;ny hevitr\'izany dia hoe ho an\'ny tenako no itiavako azy ireo
raha ny tokony ho izy sy fiteny angamba de hoe ankafiziko ;sitrako ;teliko io zvtr io:-$ fa tsy hoe :tiako(l)
le fomba fiteny zany no tsy mety eh!
tokony ho tohizako eto koa mo ny momba ny fitiavan\'i lahy ny vavy nefa aleoko anokafako lohahevitra hafa mintsy fa somary lava koa izy zay ;sady mbola eo ampandinihana azy zah zao
de mazotoa daholo ary aloha eh =D^:^^:^
novalian'i cutie ny 03/10/2006 21:46
2. booboo ( 28/09/2006 10:37)
fa maninona no
raha ny tokony ho izy sy fiteny angamba de hoe ankafiziko ;sitrako ;teliko io zvtr io fa tsy hoe :tiako
le fomba fiteny zany no tsy mety eh!


zà tia choco fa tsy hoe mankafy choco fotsiny raha any @ dikan'ilay voambolana no tianao tsindriana ny fampiasa azy.
3. pissoa ( 28/09/2006 10:49)
Dia lasa hoe zah sa mpankafy choco no mpankafy solo miral :roll::-D:-D:-D
4. Kamoufle ( 28/09/2006 12:00)
Ny ahy ny fantatro dia ny zavatra fonosin'ny NDAY
.Ilay atao ho TIA SY NDAY.
HAHAHHAA:lol::lol: que ç'est kon ça!!!
5. Kamoufle ( 28/09/2006 12:12)
Sikidin-dRahivina: raha tsy lahy, vavy

Aza mila voa tsy ary ohatra an-drahery, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary

Toy ny sikidy saka: ny fo iray ihany, fa ny loha no samy hafa

Sikidy soa tsy andihizana ra hery, sikidy ratsy tsy taniana ra loo

Manao zanaky ny mpisikidy ra hery ka tsy mba ho faty, na zanaky ny mpanefy ka tsy ho may
6. filozofy ( 28/09/2006 13:00)
kamoufle> mandalova indray any am site-nay raha mbola mahasahy fa aza eto no manao adin'ny kanosavavy:roll::roll::roll::roll:
7. Kamoufle ( 28/09/2006 13:22)
filozofy:

kamoufle> mandalova indray any am site-nay raha mbola mahasahy fa aza eto no manao adin'ny kanosavavy:roll::roll::roll::roll:

fa inona no site nao kay azafady

8. xxx ( 28/09/2006 14:09)
sady tena mandreraka mihintsy ny famalian'i kamoufle @ dinika rehetra ! de aza mody fanina eo fa haraho zay lazain'i filozofy io !
9. xxx ( 28/09/2006 14:23)
Kamoufle:

fa inona no site nao kay azafady


Voa tany marina izay kamoufle ka jenjina mody fanina beuhhh:-D:-D:-D:-D


10. xxx ( 28/09/2006 19:48)
jereo ary zany ! :wink:
11. gille ( 29/09/2006 15:31)
tsara ny mifankatia ry reto ah.na dia somary sorotra aza!
12. Fiffi ( 01/10/2006 20:29)
marina zany an!
13. andry112 ( 02/10/2006 15:13)
robot:

manao ahoana daholo isika rehetra eh!
mba fantatrao tsara moa ny zvtr fonosin\'io teny kely io hoe: \" TIA\"?
fitiavna zany no tiko horesahana eto an:D
misy ny ol sasany manko tsy mahafantatra izay lazainy akory;
ohatra iray :
hoy aho hoe tiako ny henakisoa sy ny sisa eh zvtr zany io an;ny hevitr\'izany dia hoe ho an\'ny tenako no itiavako azy ireo
raha ny tokony ho izy sy fiteny angamba de hoe ankafiziko ;sitrako ;teliko io zvtr io:-$ fa tsy hoe :tiako(l)
le fomba fiteny zany no tsy mety eh!
tokony ho tohizako eto koa mo ny momba ny fitiavan\'i lahy ny vavy nefa aleoko anokafako lohahevitra hafa mintsy fa somary lava koa izy zay ;sady mbola eo ampandinihana azy zah zao
de mazotoa daholo ary aloha eh =D^:^^:^



raha ny fahalalako azy ,ny Fitiavana dia ilay lalàna iray napetraky ny Zanahary hifehy izao tontolo izao dia ny erana tsy manampahataperana ,tsy fehezin'ny fotoana ary mahatonga hetsika iray tsy voahevitra eo amin'ny manan'aina...
marhiko fa fitiavana miaraka amin'ny "F" iofa tsy fitiavana"f".
14. ninih ( 03/10/2006 13:16)
:-w :-w :-w
15. robot ( 03/10/2006 16:56)
slt! dol:D
mialatsiny raha somary tsy namaly mintsy ela2 zay
fa somary tsy de niditra firy fa sahirana kely t@ asa eh
de ho anireo ol retra namaly sy zay mbola ho avy dia
tsotra fotsiny no tiko ho lazaina an
dia ny hoe tiavo @ fo ny ol izay tinao na ho tiavinao
fa tsy hoe refa miara matory fotsiny de hoe mifankatia zany zany ianareo roa ,nefa le izy tsy vokatry ny fo akory
azafady akia ninih ah kay ve ianao niandry eh^:^
16. cutie ( 03/10/2006 21:46)
tsotra fotsiny no tiko ho lazaina an
dia ny hoe tiavo @ fo ny ol izay tinao na ho tiavinao
fa tsy hoe refa miara matory fotsiny de hoe mifankatia zany zany ianareo roa ,nefa le izy tsy vokatry ny fo akory

ahona no ahafantarana we vokatry ny fo le fitiavana:roll::roll::roll::roll::lol::lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7378