''SI'' Hasina Andriamanjato

1. salmo ( 27/09/2006 17:04)
inona no mahatonga ahy hiteny oe: Hasina fidiana... satria;.. tamin'androny sy ny fifandraisandavitra niavaka be ny tanora Malgache. ¿Tsy marina ve zany?
novalian'i prime ny 10/10/2006 13:41
2. pissoa ( 27/09/2006 17:09)
Marina angamba fa ...

Angaha izy efa nirotsaka "ofisialy"? :roll:

Ary angaha efa nanomboka ny fampielezan-kevitra? :roll:
3. hery ( 27/09/2006 18:17)
Ny Hasina Andriamanjato hono hanohana an-dRavalomanana

Efa samy hanao hono ihany :-)
4. fijo ( 27/09/2006 21:41)
samia manohana izay tiany e.aoka fotsiny tsy hifanompa
5. papala ( 28/09/2006 12:24)
Fa angaha tanora ihany no jerena ? Fa ny zavatra rehetra eto Mada tsy maintsy hita avokoa ?
6. mandrindra ( 28/09/2006 13:39)
aleo aloha ho hita na handroso amin'ny fifannana i lery na tsia.
7. Hubert ( 28/09/2006 15:23)
Tsy aleo ve aloha hamita ny mandat-farany ny efa eo e! dia ho tohizan'izay handimby azy eo indray afaka dimy taona, dia isika ihany no hitsara izay ho solony eo amin'izay:wink:.
8. mandrindra ( 28/09/2006 15:28)
ny efa eo mbola mahazo maano mandat 2 ka.
9. fijo ( 28/09/2006 19:46)
kay ,tsy be loatra ve?
10. mandrindra ( 29/09/2006 07:44)
ka ny lalampanonerana dia milaza fa "rééligible 2 fois", izany hoe mandat 3 no azon'ny mpitondra atao
11. prime ( 29/09/2006 14:02)
Marina kosa aloha fa nahavita le rangahy iny t@ fotoanany... ary angamba izy no ministra ela indrindra teo amin\'ny toerana anankiray hatr@ izay nisian\'ny governemanta satria nandalo mandat 3 be izao izy (filoha samihafa) ary tsy niala teo raha tsy tonga ra8...
No sady nampiditra ny firenena voalohany koa t@ asa fampandrosoana ka lasa afaka mifaneraseara na d ny tany ambanivolo aza...
12. hery ( 29/09/2006 14:12)
Toa atahorako ho lany i leiry raha izany.
13. fijo ( 29/09/2006 22:03)
ka izao anie ry hery e.vazivazy ity nefa dinio ihany.
nanolotra vinavinan dalam panorenana ny FFKM.hoy ravlo ekeko io.....
ny fika dia izao.ekeko io,fa tsy amin'ity,fa lanio aloha aho,dia hovako ny lalana avy eo,ary dia hisy fepotoana vaovao hafa indray ahafahako milatsaka.hummmmmmm toa tsotra loatra le vazivaziko.toizo raprime fa ela no efa nanatsidika io vazivazy io koa
14. rakaroka ( 02/10/2006 12:26)
Samy manana ny fijeriny tokoa.Maro aloha ny olona tsapako miandrandra olom-baovao izay an!Ny tena nivaingana indrindra tamin'ny zava-bitany 'ngamba dé ny "chateau-ny"! Ahatarafana ny tendance "familiale plutot" fa tsy "nationale". Misy olona natao hitondra firenena. Misy natao hitondra "entreprise".
Misy ny fianankaviany!...
15. prime ( 02/10/2006 13:05)
fijo> ie fomba fiady io fa d sarotra ny inoana koa aloha hoe hisy hafa noho i Ra8 tafakatra eo...
rakaroka> rehefa tsy manana kandidà resahina d araho fotsiny fa izany feeling mialona ny mahavita izany efa lany andro... efa tenenina enao hoe lazao le kandidà lazainao fa raitra, toa fantasma no betsaka... ka d aleo hilatsaka izay manana chateau fa inona no olana e... ny vahoaka no aleo hisafidy...
16. raygasy ( 02/10/2006 13:27)
ok, marina zany e!ny vahoaka ihany no tompon'ny teny farany e!io anie milaza fa dadany avokoa zay tonga eo fa aleo aloha izay hampandroso ny Gasy no jerena sy tohanana e!dinio fotsiny ireny kabary tany New York ireny de aiza no misy antsika e!!!!!zay hita fa mavita ihany tohanana e!ary aoka tsy hanenina fa safidy io!
17. prime ( 02/10/2006 13:33)
izay mihitsy
18. raygasy ( 02/10/2006 14:12)
Ny zavatra tsara tokony hatao tafiditra ao antsain'ny Malagasy dia ny hevitry ny vato halatsaka 1 iny dia manova ny fihainana manotolo na iza lany eo na iza?satria safidy miafina ny fifidianana dia izy sy Andriamanitra no mifanohitra raha toa ka mivadika e!!!!ok
19. fijo ( 05/10/2006 23:03)
sady ity resaka chateau ity anie ry zalahy,ka tsotra e.izao isika vao mba hafaka manao izany,ka maninona moa raha mba misy mahavita e??????sa dia hanao toa ny taty europa koa hoe dorana sy ravana rehefa voahongana izay eo????efa hita ve fa nanimba zavatra izany aty dia hoatao koa?????????
20. prime ( 10/10/2006 13:41)
hevitra aloha ho'aho vao olona...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0565