zà ry zareo mba mitady namana na vavy na lahy tsy maninona

1. nanatif6 ( 27/09/2006 10:43)
(l)
novalian'i Fiffi ny 22/10/2006 17:32
2. vakiniadiana ( 27/09/2006 11:44)
Betsaka ato ka
3. heriaso ( 27/09/2006 12:43)
Ok ary e!omeko anao ve ny adresse ko dia any tohizana ny resaka?heriaso@yahoo.fr
zay ary fa dia miandry aho e
Bye
4. dailynews ( 27/09/2006 13:20)
tonga soa..mahatamana be eto.
5. fiderana ( 27/09/2006 15:24)
miarahaba anao ary ê!
izaho koa namana azo hiresahana tsara, fa izao mba fenoy ihany aloha ilay profil fa tsy fantatro ianao na vavy na lahy, nadia hoe namana mihitsy ary ê!
dia mazotoa fa mahafinaritra daholo ny namana eto.
6. Hubert ( 27/09/2006 15:30)
Salut!
Mirary anao hahita namana boubaka beuh!:D
7. Fiffi ( 27/09/2006 19:16)
de mazotoa mi-forum , de aza misalasala fa bdb ny namana eto .:)
8. fens ( 28/09/2006 04:35)
Betsaka ny namana ato fa de afaka manoratra aminay enao ary mazotoa hoy i Fiffi mi-forum fa za kousa miteny oe tandremo ny frôm fa maimbo ireny:

hahahahaha
9. gentleman ( 28/09/2006 10:44)
ahoana le oe mitady namabna hafa mihitsy
10. lune ( 28/09/2006 11:01)
miarahaba ny namana rehetra tsy ankanavaka,sambany toko za no mba miditra eto ary faly mifandray amin'ny namana rehetra indrindra ny vavy ok
ary misaotra mialo.
11. booboo ( 28/09/2006 11:08)
tonga soa ô
12. mandrindra ( 28/09/2006 14:45)
mazotoa miforum fa be namana ato ô
13. Fiffi ( 03/10/2006 10:58)
14. arson ( 04/10/2006 07:22)
o ry reto a!tonga anie de fo mena2 be no ataony ery ambony ery e! zany ve tsy midika anle fitiavanolondroa.
:-D:-D:-D:-D fa zao ko ny mahagaga e!ny momba2 azy tsy fenoiny tsara.na lahy izy na vavy.Raha le fitiavanolondroa no tadiaviny de hafa2 ihany an!:oops::oops::oops:
nanatif a:vazy2 daholo zany fa zao e! mba fenoy tsara mo le momba2 nao e!eto anie tsisy mahamenatra zany e! zvtra sur internet ity ve de atao ahamenatra sa menatra ny tenanao ianao.za ko te ho namanao be mihitsy anie !
15. mboho ( 06/10/2006 08:34)
ity aho raha mety aminao
16. Fiffi ( 09/10/2006 21:11)
Ny mombamomban'i nanatif6 aza tsy nofenohiny akory ! tsy fantatra na iza na iza ! na lahyna vavy , na antitra na tanora ! izy koa aza tsy hita intsony !
17. dylan007 ( 11/10/2006 07:53)
vao² be toa anao ny tenako dia afaka mifandray tsara ho namanao aho eh . akama bonne sady tsy izany koa ve mou no atao ato eh , mba ifampifandraisan\\\\\\\'ny samy malagasy . ok:-*
18. ploof ( 14/10/2006 16:49)
manao ahoana daholo, vao2 be mihitsy aho ka aza omena tsiny, mitady namana toa anareo koa aho saingy tena namana tsotra zao no tadiaviko, merci.:
19. Fiffi ( 14/10/2006 17:48)
de mazotoa mi-forum ! :)
20. tulipe ( 18/10/2006 10:29)
za ko mba mitady namana aiza nareo no mipetraka za aty mada tuléar au sud de madagascar , efa taty ve nareo

ampitao vaovao eeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3277