émanaikitra"

1. fasaly ( 27/09/2006 16:13)
Hono wa ry reto a! io manikitra hoho tsisy farany io va aretina sa fahazaran-dratsy, de inona no mahafaka anlay manikitra hoho???:roll::roll::roll::roll:
novalian'i fijo ny 03/11/2006 22:48
2. Fiffi ( 27/09/2006 18:15)
mety ho stress akia no mahatonga an'io an! Mety ho fahazaran-dratsy koa satria misy de tena efa mibontsina be ery ny ratsany alohan'ny hoho , misy manderà mihintsy .
Fa tena stress aloha no fahitako anireny an!
3. fasaly ( 27/09/2006 18:55)
ny hoho tsisy tsony amzany ry fiffi a! hihihi...karazana tic ngamba sa :roll:
4. Fiffi ( 27/09/2006 19:43)
fasaly: mety ho tic koa aloha le izy fa misy hoa tena stress . Fa tena mampijaly tena mihintsy le olona manao an'io an! ny mahagaga ahy de tsy marary ve izy ireny ? satria tena efa manderà mihintsy an!
5. fasaly ( 27/09/2006 19:50)
ié! tena ny hoho rehetra no lany amzany a! mety ho stresse kanefa mety tsy ho izay ......
6. fijo ( 27/09/2006 21:00)
raha mila izy dia homeko azy koa ny ahy ka
7. Fiffi ( 27/09/2006 21:17)
de hendahana ve ? :roll: misy mivarotra hoho ange eh!
8. colar ( 28/09/2006 04:03)
fa i fasaly v no manaikitra hoho sa ol hafa
9. ralos ( 28/09/2006 08:08)
ny ahy ny hoho lavabe fa mitady mpanaikitra :-D:-D:-D
10. miangalyandria ( 28/09/2006 13:18)
Nisy namako nanao an'io fa nila notsaboina mihitsy vao afaka ilay izy, nihinana fanafody dia nentina nasiana hoho amerikanina tany amin'ireny onglerie ireny ! Miasa saina sy miferin'aina amin'izay rehetra mety iferetan'aina no nahatonga an'ilay izy hono.
11. watafon ( 28/09/2006 15:38)
tsy aretina zany kosa io k ! TIC io k ! ohatran'ny fahazarana rehetra ihany ! azo hialàna izy k ! ary matetika rehefa somary maisa saina zay no manao azy io !
12. fasaly ( 28/09/2006 16:22)
colar: yes! izà manaikitra hoho:?:lol:
13. Fiffi ( 28/09/2006 20:27)
jereo ange ity eh! ay ! ay! ay ! tena mila tsy ho hisy intsony le hoho http://www.tasante.com/sous_rubrique/bien_etre/beaute/Pages/ongles.php
14. fijo ( 28/09/2006 21:18)
mety tsy ampy sakafo koa ko
15. watafon ( 29/09/2006 15:44)
zany v lesy ? tsy mahavoky anie le hoho e!
16. fasaly ( 29/09/2006 17:24)
wata: tsy mahavoky fa de misy de mi ronge mi ronge foana tsy misy hiafaràny an!:?
17. Fiffi ( 29/09/2006 18:03)
de marary.......
18. fijo ( 29/09/2006 21:02)
wata,ko tsy mahavoky anie fa manala le hanoanana e
19. fasaly ( 29/09/2006 21:46)
esory tsara klou ny tay -koho ary:?:-D:-D:-D:-D
20. titis ( 02/10/2006 23:14)
zah no tena mpanao an'io rehefa misy zavatra mahasorena ahy de vakaikitra tsirairay reo hohoko rehetra reo na koa stress araky ny filazan'i fasaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2326