émanaikitra"
1. fasaly
(
27/09/2006 16:13)
Hono wa ry reto a! io manikitra hoho tsisy farany io va aretina sa fahazaran-dratsy, de inona no mahafaka anlay manikitra hoho???:roll::roll::roll::roll:
répondu par fijo le 03/11/2006 22:48
2. Fiffi
(
27/09/2006 18:15)
mety ho stress akia no mahatonga an'io an! Mety ho fahazaran-dratsy koa satria misy de tena efa mibontsina be ery ny ratsany alohan'ny hoho , misy manderà mihintsy .
Fa tena stress aloha no fahitako anireny an!
Fa tena stress aloha no fahitako anireny an!
3. fasaly
(
27/09/2006 18:55)
ny hoho tsisy tsony amzany ry fiffi a! hihihi...karazana tic ngamba sa :roll:
4. Fiffi
(
27/09/2006 19:43)
fasaly: mety ho tic koa aloha le izy fa misy hoa tena stress . Fa tena mampijaly tena mihintsy le olona manao an'io an! ny mahagaga ahy de tsy marary ve izy ireny ? satria tena efa manderà mihintsy an!
5. fasaly
(
27/09/2006 19:50)
ié! tena ny hoho rehetra no lany amzany a! mety ho stresse kanefa mety tsy ho izay ......
10. miangalyandria
(
28/09/2006 13:18)
Nisy namako nanao an'io fa nila notsaboina mihitsy vao afaka ilay izy, nihinana fanafody dia nentina nasiana hoho amerikanina tany amin'ireny onglerie ireny ! Miasa saina sy miferin'aina amin'izay rehetra mety iferetan'aina no nahatonga an'ilay izy hono.
11. watafon
(
28/09/2006 15:38)
tsy aretina zany kosa io k ! TIC io k ! ohatran'ny fahazarana rehetra ihany ! azo hialàna izy k ! ary matetika rehefa somary maisa saina zay no manao azy io !
13. Fiffi
(
28/09/2006 20:27)
jereo ange ity eh! ay ! ay! ay ! tena mila tsy ho hisy intsony le hoho http://www.tasante.com/sous_rubrique/bien_etre/beaute/Pages/ongles.php
16. fasaly
(
29/09/2006 17:24)
wata: tsy mahavoky fa de misy de mi ronge mi ronge foana tsy misy hiafaràny an!:?
20. titis
(
02/10/2006 23:14)
zah no tena mpanao an'io rehefa misy zavatra mahasorena ahy de vakaikitra tsirairay reo hohoko rehetra reo na koa stress araky ny filazan'i fasaly.