émanaikitra"

21. watafon ( 04/10/2006 15:55)
titis, marina io , refa miasa saina vao tena tratran'io e!
22. fijo ( 05/10/2006 20:55)
aleo kosa io toa izay le manongo bolo kle,
fasaly an,ny tanako anie madio be e
23. fasaly ( 06/10/2006 06:08)
fijo :? ny ratsana mandehandeha iny ve ho azo antoka:roll::-D:-D:-D:-D
24. Fiffi ( 06/10/2006 07:11)
fa zah hoa nahafantatra ankizy manao an'io fa tena gravy be mihintsy an! natao daholo zao zavatra rehetra zao , nasiana vernis mangidy be sns...fa an3 ! tsy lasa an! tena nampalahelo be mihintsy ny nahazo ny tanany , nefa vao 6 taona fotsiny !
Nihafarany de namorona ny ratsany 1 , voatery nididina mihintsy , nalana ny hoho zay vao tonga saina de hatramin'zao tsy nihinana intsony !
25. fasaly ( 06/10/2006 18:35)
ka zay njinja nge no htaoko hoe ry fiffi hoe sao aretina lay manaikitra hoho e! zaza vao enitaona ve de mety hiasa saina sahady????:roll: karazana aretina ngamba aky lay izy:? zà klou manaikitra fa ny ahy fahazarana e! fa efa sendra nandray produit fanadiovana faranzay mahery de zdratsy tonge de manaikitra fa nananikitra tao ambava hatrany am tenda ny produit vao nihôkôka teo:-D:-D io fahazarandratsy io:?:x
26. Fiffi ( 07/10/2006 09:10)
fasaly: io aloha tsy mety angamba raha lazaina hoe tic ny nahazo azy an! nefa koa mbola zaza izy ka hisy blèm sahady ve ? fa mety haretina angamba fa tsy fantatra eh ?
27. fijo ( 12/10/2006 21:40)
sao dia mahita tsirony fotsny kosa le zaza?
28. Fiffi ( 16/10/2006 06:12)
tsirony inona akia ?
29. fijo ( 17/10/2006 21:32)
tsiron'ilay hoho ko
30. watafon ( 24/10/2006 07:01)
fijo: manende aiza hono ity tanan'ialahy lesy ? :-D:-D:-D:-D
31. Fiffi ( 29/10/2006 21:02)
fijo: hummmm ! misy tsirony koh ve ny hoho ? heu....hitandry io nolazain'i wata io ? natao taiza aloha le tanana ? :-D:-D
32. watafon ( 30/10/2006 07:40)
asa wa akia ry fiffi kou ! :-D:-D:-D
33. fijo ( 03/11/2006 22:48)
tao ampaosy ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0873