Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 29/09/2006 17:01)
Porc sauté
Ity mba misy resety vao nataoko ka tiako zaraina @ nareo de handramo fa tena :miam::miam::miam: -filet de porc -poivron -tongolo raviny -sakamalaho -coriandre -Tetehina manify ny hena de ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/10/2006 05:20
xxx ( 29/09/2006 14:17)
"ADMIN"
Naveriko eto le fanontaniako tatsy ambadika tatsy fa diso takelaka : Iza kay le hoe "ADMIN" eto am serasera i Hery ve sa olonkafa sa olona maromaro ? aza iomehezanareo ny fanontaniako. Misaotra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 05:57
xxx ( 29/09/2006 14:12)
"admin"
Iza kay le hoe "ADMIN" eto am serasera i Hery ve sa olonkafa sa olona maromaro ? aza iomehezanareo ny fanontaniako. merci... tohiny
tisera ( 29/09/2006 09:41)
schizophrène
Nijery ilay fandaharana momba an'io t@ Zone interdite-n'ny M6 aho dia mba te-hanontany marina ho an'izay tena mahafantatra hoe iona no tena mety mahatonga io satria matetika dia toa eo @ taonan'ny ado... tohiny
Kamoufle ( 29/09/2006 09:36)
Ny vehivavy sy ny lehilahy
Tsetsatsetsa tsy haritra ihany ny ahy , ka raha m isy afaka mamaly dia mety hahafaly ahy. Hafa mihitsy ny toebatan'ireto vehivavy ireto ,ary mahagaga ihany :diso tanteraka mihitsy ny fanasokajiana... tohiny
novalian'i ninih ny 02/10/2006 09:19
xxx ( 29/09/2006 07:44)
@rariny ve sa....?
zavatra tena nisy no hitako omaly Sendra tratra dihy tongotra kely aho omaly fa tsy nahita taxi-be!ny toerana misy anay moa dia eny Bevalala ka somary mandalo alaala vao tonga,taitra tapoka aho reh... tohiny
novalian'i pitramix ny 08/11/2006 23:19
Rainivao ( 29/09/2006 05:52)
Manao politika amin'ny fo no hitako lesoka amin-dRagasy
Tsapako hoe ny fo ny antsika Malagasy no entina manao politika fa tsy ny saina. Ny an-tsika gasy hevitra politika tsy mitovy dia tsy mifandevi-maty ny mpirahalahy, tsy mifam-piditra an-trano ny mpiha... tohiny
novalian'i Rainivao ny 06/10/2006 05:42
soanja ( 29/09/2006 05:14)
Radama I
Inona avy ny zavatra mba fantantsika momban'io Mpanjaka io? Mba zarao izay mba fantatrao momba azy azafady fa mahaliana ahy tanteraka mantsy izy raha samy mpanjaka. Misaotra mialoha nizara. ... tohiny
novalian'i vazimba1 ny 05/03/2016 00:56
razokybe ( 28/09/2006 23:35)
une malgache au front
http://militant-libre.over-blog.net/article-2932585.html la honte....!... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:51
Solitikabe ( 28/09/2006 20:24)
Fanontaniana eh
Nga Pierot afaka mivoaka an'i Frantsa eh? Sa niova indray ny fe-petra mikasika ireny mpitsoaponenana ireny.... tohiny
novalian'i prime ny 02/10/2006 12:34
Aino ( 28/09/2006 19:26)
Noely
Mbola tsy tonga ankory ny Noely dia efa mikorapaka sahady ny olona sasany ny @ resaka gadeaux!!... tohiny
novalian'i andry08 ny 30/09/2006 14:59
patrick2002 ( 28/09/2006 19:25)
perturbation d'election presidentielle en vue
Perturbation d'election presidentielle en vue diligenté par notre mere patrie ,[b]la france[/b]. Notre premier partenaire commercial, et premier bailleurs de fonds Raha mandinika ny raharaha politik... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:54
Aino ( 28/09/2006 19:25)
mba tsara ve sa?
mba anisany tiako hoa ny manao sport ka de tsy haiko laotra fa de tiako hatao dol izao rehetra izao!! ka mba tsara ve raha toaka 9h isank-erinandro no ora hanaovako sport? izany hoe vao hanomboka fa t... tohiny
novalian'i Aino ny 30/09/2006 14:44
Aino ( 28/09/2006 19:22)
tsy ampy torimaso
any ampianarana izany misy namana iray dia tsy haiko hoe variana mande mirevy ve lery ny alina ka tsy matory tsara fa dia matory ampitoherana faona ao ampianarana, ny maso @ izany vao maraina de efa t... tohiny
novalian'i mirana5 ny 31/01/2007 09:34
kiali ( 28/09/2006 18:42)
aiza tsoupou
mila an'i tsoupou aingankaingana ny forum fa tsy ampy blagy ny tanana ohh! hiangavina zay mahita azy ba ampita zao hafatra izao ! raha tsy mipoitra mintsy moa ranamana de anao fampilazana @ vatafandra... tohiny
novalian'i kala ny 03/10/2006 12:23
salmo ( 28/09/2006 18:16)
Universidad
Ny mpianatra! Hafa ihany le oe; mitondra kravaty ao ampianarana. Manelingelina sy mahakamo fa ôtrany mavesatra be amin'ny tenda. Raha hitany ny director anefa mety vohasazy ary tsy miditra ao ampia... tohiny
novalian'i Aino ny 04/10/2006 20:14
fanantenana2003 ( 28/09/2006 17:20)
sciatique
akoatran'ny repos au lit, ary ny sceance de kine , inona no fanafody haingana hanasitranana ity aretina dos ity ry zareo, 3 semaine d'arret nefa toa tsy misy vokany le izy plus 10 sceance de kine, iza... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2006 21:53
mijajika ( 28/09/2006 17:18)
fantatro fa samy hiteny ahy hoe diso avokoa ianatreo!nefa mb
(l)za dia efa manambady niteraka;tena niharitra ny tokatrano ary tena nanompo vady hoy ny fiteny teo@mpisipa ihany no tena nnahitako mamy be zany fa rehefa tena nivady dia tsy dia hitako loatra;lava b... tohiny
novalian'i robyh ny 06/11/2006 19:50
salmo ( 28/09/2006 16:28)
Marina ve?
Jereo ny http://www.youtube.com/watch?v=c8sYCh0yJJU ... tohiny
novalian'i prime ny 02/10/2006 13:10
diamondra27 ( 28/09/2006 16:28)
anjely
tohin'ny dinika soanja: lasa indray ny eritreritro rehefa namaly ny size an'i soanja, sao dia misy mahalala ny isan'ny anjely voateny ao @ baiboly? Misy firy karazana ny anjely? Inona no fant... tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 07:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9244