"admin"

1. xxx ( 29/09/2006 14:12)
Iza kay le hoe "ADMIN" eto am serasera i Hery ve sa olonkafa sa olona maromaro ? aza iomehezanareo ny fanontaniako.

merci
2. diamondra27 ( 12/11/2006 08:06)
jereo ao @ilay hoe: Fandraisana etsy à gauche ambanin'ny Fanoroam-pejy
Rehefa vita izay dia misay tabilao ao de tokony hahita hoe admin ianao sy hanaranan'olon-kafa oh hoe Angie, mumu, ...
Dia klik @ iny hoe admin iny fa sady hahita ny momba azy ianao no mahita ny sariny.

Fanontaniana:

inona no mahatonga anao hametraka io fanontaniana io. Raha personnel dia aza valiana

Merci
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825