Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 04/10/2006 08:52)
Rehafa mitantara hono
Mahavariana ahy ity fomba fihevitra ity hoe rehefa misy vehivavy hono mitantara amin'ny lehilahy iray namany na olom-patany ny fiainany momba ilay sipany na vadiny ka hoe tsy dia azoazony ilay sipany ... tohiny
novalian'i soanja ny 07/10/2006 23:33
Ralay ( 04/10/2006 06:10)
DSK va gagner
Rehefa vita ny coup de boule n'i Zidane dia ity indray ny an'ny DSK ka dia mazotoa mitelecharger daholo.:lol: http://dsk2007.net/TOUT-LE-MONDE-A-GAUCHE.html... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:36
lemenakely ( 04/10/2006 05:19)
Ireo anarana aéroport .......
Raha maharemarque isika rehetra ny ankabeazan'ny aéroport dia mitondra ny anaran'nireo filoha nitondra ny tany azy avy. Ohatra ny eto FRANTSA dia misy ny CDG na CHARLES DE GAULLE . Ny ao NEW YOR... tohiny
novalian'i tandry ny 09/11/2006 06:19
caprio ( 03/10/2006 23:21)
Fanasana
Maninona wa isika eto @serasera raha mba mifanasa misakafo,indrindra fa isika izay aty an-tany lavitra aty de ireo izay mba mifanakaiky dia mba mifanasa e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/10/2006 08:32
xxx ( 03/10/2006 22:57)
Lasa tahotra ve ny fitiavana?
EFa nahatsapa ve nareo hoe matahotra sao ho lasa amoureux aminareo ny olona iray satria nareo tsy afaka ny hitia azy satria efa voafatotra? Matahotra ny sentiment an'ilay olona ho voadona na voafitak... tohiny
novalian'i soanja ny 07/10/2006 12:30
salmo ( 03/10/2006 18:47)
nuestra musica
zah ilay manao beso midoboka be http://video.google.es/videoplay?docid=-4675803053680495892&q=malagasy ary zah koa aty spaine nefa tsy nasainy ireto akizy mba handihy @ piscine http://www.youtube.com... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/10/2006 20:30
lagoon ( 03/10/2006 16:30)
Pierrot sy ny Padesm
110 taona omaly ny vanin'andro nahalavo an'i Gasikara ary naha lasa zanatany tsotsoka an'i Madagasikara. Andro fahatsiaravona omaly,ary andro nahatsiaravona ny niambohoan'i Ranavalona 3. Nefa io and... tohiny
novalian'i Zina ny 06/10/2006 16:33
jentilisa ( 03/10/2006 15:15)
Mpitandrina(kristiana) 1 niresaka tamina tsy mpino 1
Ahitana zavatra be dia be hatrany rehefa ny kristiana no miresaka na mifandresy lahatra amin'ny tsy mpino fivavahana na inona na inona izay antsointsika hoe athée. Indraindray dia mifanery olona hit... tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 09:54
salmo ( 03/10/2006 13:45)
spaine Fiesta del futbol
Zah kou ti hanao ôtrizao any Mahamasina http://www.youtube.com/watch?v=X_-lbBQmsZ4&mode=related&search=... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 12/10/2006 08:08
salmo ( 03/10/2006 13:38)
¿Tinao ve ny mihira @ español aty misy Vazo clip sy karaoke?
ilay hira alou http://www.youtube.com/watch?v=WWXCLSd3bu8 rehefa avy eo dia hataovy karaoke http://www.youtube.com/watch?v=cCmulwLQxoY&mode=related&search=... tohiny
novalian'i rhvf ny 12/02/2007 14:03
Aino ( 03/10/2006 12:29)
tsiky de ampy
izaho mahita fa misy hireo olona tsy tia mijery ny sariko, sy tsy tia ahy, nefa tao vao maika lasa be dia be ny sary. asa zara aza aloha mba tsy niverina ilay taloha be vava sy mila ady hireny ko!!fa... tohiny
novalian'i Aino ny 10/10/2006 10:30
Fiffi ( 03/10/2006 11:50)
Pierrot Rajaonarivelo: Appel à M. Chirac.
[b]Miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy voadika @ teny Malagasy .[/b] M. Rajaonarivelo n’a cependant pas peur du sort que lui réserve le régime. «Mon inquiétude ne porte pas sur ma perso... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/10/2006 18:00
fraz ( 03/10/2006 11:10)
[Lalao] Manana olana be
Manana olana be izahay sy ra simplex (izay aloha no tratra izao) fa tena tsy mitazona connexion ilay ao @ lalao.serasera.org, isaky ny miova page dia voatery mamerina mampiditra login/pwd foana. Dia n... tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2006 12:10
Bakobako2 ( 03/10/2006 10:37)
Vazimba
Mba liana aho hoe: firy taona izao no niantsoana antsika hoe: Malagasy. Zay moa izany no efa fiantsoana antsika toa ny anarana nomeny r.a d ka na hoe i Donendrina aza rehefa misoratra any aminy soram... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 10/10/2006 17:49
diamondra27 ( 03/10/2006 10:25)
Bacc+5; né 1936
gaga aho ho'aho fa ohatran'ny olona manana bacc+5 na teraka t@ 1936 daholo ny ankamaroan'ny olona hitako @ momba azy. Mba tena miteny ny marina ve izy ireo sa ahoana ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i cutie ny 23/10/2006 17:51
flinde ( 03/10/2006 08:20)
Ampitampitao
REHEFA MIANTSO ANAO HIVAVAKA ANDRIAMANITRA DIA MIVAVAHA ! Efa nahatsiaro ho terem-panahy hivavaka ho an'olona iray ve ianao kanefa dia nosoratanao tao anaty lisitra fotsiny ny anarany ary hoy ianao ... tohiny
novalian'i prime ny 06/10/2006 11:14
hery ( 03/10/2006 07:35)
Encyclopedie malagasy
Mampahafantatra izay mbola tsy mahalala, ary mampatsiahy izay efa nahita... Misy encyclopédie malagasy izay azon'ny rehetra fenoina sy ampiana... ary natao amin'ny teny malagasy ranoray. [url]http:/... tohiny
leah ( 03/10/2006 03:44)
mbola tsara avy new york!
akory aby! leah no anarako ary zaho american. izao mipetraka aty etas unis, fa taloha zaho nipetraka tany madagasikara. Tany m/car, nampiasa niarak'aminy peace corps (am ville mananara nord), ary mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/12/2006 17:02
madazikart ( 03/10/2006 00:31)
Mahaleo
Manao ahoana daholo! Misy sary nalaina t@ fampisehoana nataon'ny tarika Mahaleo t@ asabotsy 30 septambra tetsy Corbeil eto ka dia mazotoa mijery! http://batoto.free.fr... tohiny
novalian'i cutie ny 29/10/2006 23:46
cutie ( 02/10/2006 22:36)
sao de mahaliana anareo
http://malagasyworld.org/ De mazotoa daholo mijerijery ao :P... tohiny
novalian'i cutie ny 27/12/2006 22:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5022