DSK va gagner

1. Ralay ( 04/10/2006 06:10)
Rehefa vita ny coup de boule n'i Zidane dia ity indray ny an'ny DSK ka dia mazotoa mitelecharger daholo.:lol:
http://dsk2007.net/TOUT-LE-MONDE-A-GAUCHE.html
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:36
2. jefra ( 04/10/2006 08:25)
Aiza ny artista gasy? Izay mahavita version R8 d tena hanankarena tampoka! Ohatra:
Ra8 bien aimé, Ra8 i va gagner, Voninahitsa a deconné, On l'a emprisonné, Pierrot s'est entaté, On l'a aussi coffré....
Ny droit d'auteur iny...ka ny film mahaleo aza tsy andoavana droit!
3. diamondra27 ( 04/10/2006 08:42)
jefra::-D:-D:-D
4. fijo ( 05/10/2006 21:39)
hitsakitsaka be io ao amin'ny PS io an
5. lagoon ( 05/10/2006 22:05)
Duel Jiosy izany @ 2nd tour ve??
Mety tsy ho zakan'ny tsotsoka io hevitra io an!!
6. fijo ( 05/10/2006 22:36)
i sarkox aloha tsy holasa eo mihintsy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0655