Encyclopedie malagasy

1. hery ( 03/10/2006 07:35)
Mampahafantatra izay mbola tsy mahalala, ary mampatsiahy izay efa nahita...
Misy encyclopédie malagasy izay azon'ny rehetra fenoina sy ampiana... ary natao amin'ny teny malagasy ranoray. http://mg.wikipedia.org

Mazotoa daholo
2. Simpona ( 03/10/2006 12:31)
Misaotra indrindra=D=D
3. soanja ( 03/10/2006 12:32)
Misaotra nampafantatra. Aleo zany jerena miandalana izay mba azonay atao ao koa. Lova soa ho an'ny taranaka tokoa io amiko.
4. pissoa ( 03/10/2006 18:32)
Dia mandraisa anjara (oops - zah nefa toa tsy mbola any akory :oops::-D ) fa manjary manontany tena ny namana gasy hoe Ilaina ve ny teny Gasy :wink:
5. lapino ( 04/10/2006 04:32)
pissoa, :-*

Mahafinaritra ny initiative nanokatra an'io ry zareo. Saingy zava-poana (chose vide :)) ireny raha tsy misy manoratra. Ary isika malagasy ihany no afaka hanoratra ao. :)
6. vakiniadiana ( 04/10/2006 05:39)
Misaotra betsaka fa mahafinaritra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8942