Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja
(
02/10/2006 21:13)
Mahavariana be mihitsy
Gaga mihitsy aho fa tsy maintsy nianatra an'ity tany ampianarana aho. Sambany hatramin'izay no nahafantarako fa nisy an'izao ny fiainana'ilay Jesoa Andriamanitro. Tsy dia maninona aloha fa mba te hiza...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 10:18
soanja
(
02/10/2006 21:09)
Mbola finoanoam-poana ihany hono
Mba nijery ilay tanana nahazatra any Dago tao amin'ny Google Earth hoa izahay. De rehefa tena manondro hoe sao de aty le izy? aiza ny tranon'ian sy ian de manondro le ecran eo aho. Tsy tratra fa nisy ...
tohiny
novalian'i Mandefitra ny 26/10/2006 14:51
xxx
(
02/10/2006 21:03)
Fanontaniana
"Atra no manome,de Izy koa no maka"
Ahona ny fandraisanareo an'io teny io?? Indraindray manko tena manahirana ny mionona @ teny io hoe in no antony sy tanjon'Atra raha maka olona mifanesisesy Izy?
...
tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 09:38
rainisoa
(
02/10/2006 17:20)
mitady namana mpiara mianatra taloha
mitady ny adresse na mail na tel an'i marie rolland,mpianatra tao @ lycée gallieni t@ 1985 ka h@ 1989,na fantatra koa @ anarana hoe lôla be membre ny groupe ivoara aho, mipetraka teny @ cité mandr...
tohiny
novalian'i paingotra ny 19/11/2006 08:58
salmo
(
02/10/2006 16:21)
¿nareo ve mifidifidy vazo rehefa mididtra boaty?
iza amin\'ireto no safidinao http://www.youtube.com/watch?v=ix2jcEOEcpk ary ny anakiray http://www.youtube.com/watch?v=XmITw1Iupqo ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 22/10/2006 19:23
bobone
(
02/10/2006 14:36)
mitandrema
Afo ny fitiavana ka raha miraparapa de may!
tahaka ny raozy mivelatra vao maraina , tsara , mahafatifaty; manitra , ka raha mahita izany ka tonga de mandray azy de tratran'ny tsilo noho izany de iza...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2006 11:48
soanja
(
02/10/2006 14:01)
Sinema "GOD"
Hivoaka tsy ho ela ilay film mitondra ny lohateny hoe GOD ka dia mazotoa daholo mijery fa ny tantaran'io rangahy amin'ny film io no nanoratra ny "The Conversation with God" dia mba ento eto ny hevitra...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/10/2006 15:17
fiderana
(
02/10/2006 13:44)
Resaka mpanofa trano sy tompon-trano
Inona daholo moa ny droit ny tompotrano raha handroaka mpanofan-trano izy nefa ilay mpanofa trano mahaloa ara-dalana ny hofan-trano hatrizay?, dia toy izany koa ny an'ilay mpanofan-trano inona no fiar...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:28
Fiffi
(
02/10/2006 13:36)
SUR LA PISTE DES CISTES
[b]Ary raha hiaraka hilalao kely indray isika ?[/b]
Ity zany misy site zay hahazahoantsika miaraka milalao ! ka raha efa vonona ianareo de hatomboka le izy ! Mila misoratra anarana aloha satria t...
tohiny
novalian'i tisera ny 05/10/2006 10:38
raygasy
(
02/10/2006 13:11)
Ny olona maimbo heloka
Tena asa ianareo raha mba maharitra ireny olona maibo helika ireny fa tena mandreraka be.Zao moa efa manomboka mafana ka tena misy toro helitra atolotro ity iza mila ilay fanafody sady mora no tsy sar...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/01/2007 05:49
cmbolatiana
(
02/10/2006 11:22)
tsy hainay ny hangina
Manao ahoana daholo ô
Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe "Tsy hainay ny hangina"ao amin'ny fihirana fanampiny reto izay mba manana fa mampientanentana be io hira io a
Misaotra mialoha
:wink:...
tohiny
novalian'i fiderana ny 06/10/2006 14:17
mimilove
(
02/10/2006 09:32)
Tsy azo atokisana ny lehilehy
Jme 2mand prq lè mec sont jams fidel:cry:
Dikany amin'ny teny malagasy malalaka.
Manontany tena aho hoe nahoana ny lehilahy no tsy azo isokisana mihitsy :cry:
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i kanto10 ny 27/10/2006 09:34
fiderana
(
02/10/2006 09:17)
lasany ny bison'oroka..........dia...................
Miarahaba anareo indray,
Lasa, lasany, lasany soa aman-tsara, lasany tsotra izao ilay bison'oroka:o.
ahoana hoy ianareo no nahatonga izany, izaho aloha tsy dia mahalala loatra ity hatao hoe bizon'or...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/11/2006 09:31
metisy
(
02/10/2006 09:03)
Hasina A.
Za mahita fa i Hasina Andriamanjato no azo lazaina fa mendrika ny ho lany filoham-pirenena amin'ireo izay nilaza hilatsaka, saingy toa voaloton'ilay hoe Andriamanjato izy am ankapobeany. Ahoana ny hev...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:57
hery
(
02/10/2006 08:47)
Oroka farany. Laurent Voulzy
Ary be mpitia be ilay hira frantsay hoe "Derniers baisers" an'i Laurent Voulzy. Tamin'ny voalohany nandrenesako azy herinandro vitsivitsy izay dia ohatran'ny Voulzique be zany :-p fa nony tena tapitra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 16:58
Fiffi
(
02/10/2006 08:11)
Manana "Guichet unique" vaovao .
Amin'ny alalan'ny fitsidihina ny tranonkalam-pifandraisana "www2.gaf.de/bpgrm", dia ho mora kokoa ho an'ireo maniry hampiasa vola sy hitrandraka ny harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara ny hahafa...
tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 07:52
xxx
(
02/10/2006 06:49)
PAZZAPA 4
PAZZAPA 4
Dia nobatain'i Firmin irery ny loka 100.000.000 fmg fa nikarama vary masaka izy telo mianadahy dia i TIAVINA MELKY ARY MIHAJA; FA DIA TSY MBA NISY AZO NOMENA AZY IREO VE NA DIA 10.000.000 F...
tohiny
novalian'i ttkd ny 25/10/2006 10:21
ravatorano
(
02/10/2006 06:16)
sarotra ny miteny na mananatra olona amizao
Gaga b ny nahita tovolahy nifamaly tamin ny olona lebebe iray omaly.Ny anton ilay fifamaliana izany lasa ady saritaka sy savorovoro b teo analakely dia izao : notenenin ilay razoky ilay zandrikely mba...
tohiny
novalian'i zo.miarintsoa ny 11/02/2016 11:21
ravatorano
(
02/10/2006 05:59)
ny fanamafisam-peo amin ny fampisehoana eto Dago
Nisy fampisehoana omaly teo amin ny gara Soarano ka nadraisan ireo isan ny kalaza amin ny gadona soft rock sy rock metal eto amin ny nanatà.
Ny tiana ho lazaina fotsiny dia tena tsy mendrika miitsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 09:40
soanja
(
02/10/2006 04:00)
Tsy zaka e!
Miantefa aminareo lehilahy ny fanontaniana fa tsy ferana koa ny hevitry ny vehivavy.
Inona marina no tena tsy zakanareo amin'ny toetran'ny vehivavy ka tena manelingelina anareo. Ary mety mitarika ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 31/12/2006 01:28
