Mahavariana be mihitsy

1. soanja ( 02/10/2006 21:13)
Gaga mihitsy aho fa tsy maintsy nianatra an'ity tany ampianarana aho. Sambany hatramin'izay no nahafantarako fa nisy an'izao ny fiainana'ilay Jesoa Andriamanitro. Tsy dia maninona aloha fa mba te hizara fosiny aho. Anjaranareo ny hino na tsia fa toa hitako mety hitombina ihany le izy. Misaotra Soanja.

http://reluctant-messenger.com/issa.htm
novalian'i prime ny 31/10/2006 10:18
2. Fiffi ( 02/10/2006 21:18)
soanja: misaotra nizara fa de ho jerena miadana aloha zany !
3. velonantoandro ( 02/10/2006 22:05)
soanja:

Gaga mihitsy aho fa tsy maintsy nianatra an'ity tany ampianarana aho. Sambany hatramin'izay no nahafantarako fa nisy an'izao ny fiainana'ilay Jesoa Andriamanitro. Tsy dia maninona aloha fa mba te hizara fosiny aho. Anjaranareo ny hino na tsia fa toa hitako mety hitombina ihany le izy. Misaotra Soanja.

http://reluctant-messenger.com/issa.htm



Je vous invite à bien réfléchir,car d'après un de mes amis très calé sur la question,on cherche depuis des siècles à combler les "chainons manquants",on est encore de nos jours,encore et toujours,en train de chercher les preuves de l'historicité de l'homme Jésus.

Puisqu'il y a un CRUEL vide biblique concernant la jeunesse Christique,eh bien il faut bien le COMBLER .

cf http://castelg.club.fr/gl43a.htm
4. hery ( 02/10/2006 22:18)
Fa nahoana no ezahina fenoina izay (heverintsika ho) banga? Nahoana no ezahina hampidirina ao amin'ny lojikantsika olombelona tsotra ny lojikan'ilay Andriamanitra tonga olombelona?

Ho ahy, tsy olako mihitsy na taiza izy no teraka na taiza, na taiza izy no nianatra sy nilalao, na taiza marina izy no nofantsihana ary na, ara-jeografika, taiza izy no nitsangana...

Fa ny hiaka ataoko dia hoe Maty izy ho ahy, Nitsangan-kovelona ho ahy, ary mbola hiverina indray ho ahy. :-)
5. velonantoandro ( 02/10/2006 22:47)
hery:

Fa nahoana no ezahina fenoina izay (heverintsika ho) banga?
oui moi aussi ,je me le suis posé cette question,et je trouvais la réponse=c'est très gênant pour les esprits critiques qu'on découvre "leur nudité",c'est pour ça qu'ils cherchent à combler les trous!
hery:
Nahoana no ezahina hampidirina ao amin'ny lojikantsika olombelona tsotra ny lojikan'ilay Andriamanitra tonga olombelona?
Parce que la logique du dieu fait homme étouffe la logique humaine.

hery:
Ho ahy, tsy olako mihitsy na taiza izy no teraka na taiza, na taiza izy no nianatra sy nilalao, na taiza marina izy no nofantsihana ary na, ara-jeografika, taiza izy no nitsangana...
On voit ici résumé le mal qui gangrène les mentalités des croyants,hery n'est pas le seul hélas!,c'est généralisé chez tous les croyants qui se respectent.Je tiens à vous dire que cet attitude est inqualifiablement bornée.On se demande vraiment s'il fallait que les croyants se scolarisent,poursuivent des études si,de toute façon,ils aboutissent à de tel résultat.Résultat qui consiste à fermer les yeux devant les éléments leur permettant de VOIR

hery:
Fa ny hiaka ataoko dia hoe Maty izy ho ahy, Nitsangan-kovelona ho ahy, ary mbola hiverina indray ho ahy.
Rien de concret,tout est rêve et vision.


6. dailynews ( 02/10/2006 23:13)
raha ny hevitro manokana dia matoa tsy nosoratana ny tantarany nandritra ireo taona ireo dia misy antony ao, ahoana raha ilay tantara izay voasoratra no jerena akaiky kokoa?
faharoa manaraka izany dia ny summary ihany no hitako dia novakiako ilay hoe: "From age thirteen to age twenty-nine, he was both a student and teacher of Buddhist and Hindu holy men"
mila mitandrina satria dia tadidio fa ny finoana ksristiana sy ny budista sy ny hindu dia tsy misy hifandraisany ary noho izany dia tsy hitako hoe inona no tokony hataon i Jesoa hampianatra azy ireo.
mety tsy ampy ny fanazavako fa izay aloha no vitako androany.
mitandrema amin'ny boky sy article tahaka itony.
7. lapino ( 03/10/2006 09:01)
velonantoandro < mba ataovy teny gasy moa e! ;)
8. kitjo ( 03/10/2006 09:12)
velo. za tssary mahay teny faran'tsy hay
9. nolalaina ( 03/10/2006 09:17)
Mba mangataka pandika-teny ré tompokôôôô!!! mamindrà fo @nay tsy mahay teny vahiny éééhh!! :cry: (aza mba zefa ôtr'ahy ihany oà ) :wink:
10. hery ( 03/10/2006 09:38)
Ngamba izay bornés ihany no manoratra teny gasy :-)

Misy lozika mety mahafeno ny nolazain'i velo ity

Tsy nisy Andrianampoinimerina satria tsy voalaza hoe oviana ary taiza no nivoaka (nandeha ni-kabone) izy.

11. Fiffi ( 03/10/2006 10:25)
hafahafa be aloha le lozikan'i velo eh!
12. vetsoko ( 03/10/2006 13:35)
ny fitadiavana logique sy ny vérité cachée rehetra momba an'i jesossy kristy dia mitarika any @ déroute isan-karazany satria vous allez vous retrouver devants des milliers d'hypothèses et d'analyses que ce soient théologiques ou scientifiques ou quoi d'autres !Io dia resaka FINOANA,fa tsy hoe démontrerko hoe misy io donc zay za vao mino,CONVICTION io,ary mila andramana,fa tsy hoe jerijereko avy ety ivelany aloha ny momba an'io dia avy eo ho hitako eo hoe hino za na tsy hino;
TSY RELIGION io fa finoana,tandremo tsara;misy ny mihevitra hoe kristianina, nefa izy tsy mino,izay le atao hoe religion,izany hoe appartenanace;misy ny silamo ,ary betsaka ,kanefa tsy mino;le mino hafa mihintsy
13. rakaroka ( 03/10/2006 15:25)
Ilay izy 'ngamba tsy hoe fitadiavana "logique", fa mba hoe: "Fantatro izay inoako! Ary ny tsy fahalalana sy ny finiana mikimpy eo anoloan'ny tokony ho fantatra no mametra ny "horizon"n'ny olona!
Tsy vaovao amiko ity, et "justement" izay mihitsy no nahatonga ahy niresadresaka Inde sy ny ny Bouddiste ireny!
'ngamba ny fijery gasy no manifikifika fahalalana fa ny "analyse"n'ny vazaha manao itony anie tsy misy hoe: "mistery izany zanako loatra e!"
Hoy aho anankam-po hoe :" raha mba fantatr'ireo hoe kristiana tokoa ny "ouverture et états d'éspritn'ilay Jesoa voatonony foana! tsy ho tery loatra ny fijery sy fihevitra!
14. rakaroka ( 03/10/2006 16:00)
Lay izy toa tsy tohininy loatra ary hajaina amin'ny finoany 'ngamba ny kristiana dé hangina aho, fa hevero anie rizareo Bouddhiste sahy miatrika "fahafatesana à n'importe quel moment"
manantanteraka ny présent-ny araka ny tokony ho izy , donc tsy misy tahotry ny ho faty loatra intsony aza satria efa vonona amin'izany hatrany! Ny "sujet" mbola mipetraka eto anefa tahaka izao: "Efa vonona tokoa ve isika" raha ho avy ny farany sns...Toa tsy ampy fiomanana sy fiatrehana izay tokony atrehina akory! Izany hono no manana an'i Jesoa ko. Asakasakao!...
15. prime ( 05/10/2006 10:37)
Hay ve matahotra fahafatesana indray izao no fiheveranareo ny mino an'i Kristy e... tena marina ny voalazan'i vetsoko... mora ny mitsara rehefa ety ivelany fa sarotra ny hiteny hoe tena mamy izy izany na mangidy raha tsy mihinana aloha...
"Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy." Salamo 34:8
16. soanja ( 23/10/2006 05:42)
Amiko aloha dia mila mamaky ilay boky nisoratan'ity ol ity mihitsy nareo vao afaka milaza izany hoe famenoana ny banga na tsia satria i Jesoa nandritra io fotoana io dia nitoriteny tamireo ol monk ireo fa tsy hoe nitoriana teny akory. Zany hoe na nandaitra tamreo le toriteny na tsia tsy arako.
Izay tokoa ny asany tamizay na tamizy mbola kely aza dia niezaka nandresy lahatra ny lohandohan'ny mpisorona sns tao anaty sinagoga ny momba ny ilay Andriamanitra Ray.
Ny baiboly dia namboarina na natambatra ho iray ary lasa baiboly efa taty afara elaben'ny nahafatesan'i Jesoa. Tsy midika akory izany fa tsy hanandanja ny baiboly saingy tadidio foana fa olombelona (Philosophes) sy mpandinika ny tenin'Atra no nanapakevitra ny hanatontosa azy ho iray sy ho masina ny teny ao anatiny. Ary mino isika. Zah mino koa. Fa tsy nataoko ho dogma kosa ny finoako hoe rehefa tsy hitako ao anaty baiboly de tsy fahamarinana izany. I Dalai Lama, i Mahatma Ghandi sns dia samy nilaza ny filazany momba ny atao hoe Peace sy Fitiavana ary fanetre-tena ary ny fitaizana ny fanahy (fahendrena amin'ny firahamiaina amin'ny hafa)sns amiko zavadehibe ireny fa tsy hoe rehefa tsy tao anaty baiboly dia tsy izy.Fa raha milaza kosa izy hoe izao no ataovy hoe Andriamanitrao de mahalala ny hinoako aho fa tsy ho voarebireby akory.
17. prime ( 24/10/2006 13:50)
Izaho indray aloha ry soanja dia anisan'ireo mino fa feno ny voalazan'ny baiboly raha ny tenin'Andriamanitra...
Marina kosa anefa fa tsy ampy ny ao raha raisina ara-tantara fotsiny, ary na ny mpanoratra tsi11 aza dia samy manana ny fomba nanambarany an'i Jesosy... fa ny tena olana dia ireny fahabangàna ara-tantara ireny no misy mameno amina fampianarana hafa izay tsy marim-pototra loatra na mifanohitra mihitsy aza amin'ny tenin'Andriamanitra... ohatra ny "théorie de l'incarnation", sy ny "théorie de la maîtrise de soie par le zen", sy ny maro "voyage astral", sy ny "concept du yin/yang" sy ny maro hafa...
D avy eo voizina ara-tantara fa Jesosy ihany no ao ambadik'ilay fampianarana satria Izy nandalo tary sy taroa nitondra izany fahendrena izany... somary hafahafa ihany izany...
18. soanja ( 24/10/2006 15:25)
prime:

Izaho indray aloha ry soanja dia anisan'ireo mino fa feno ny voalazan'ny baiboly raha ny tenin'Andriamanitra...
Marina kosa anefa fa tsy ampy ny ao raha raisina ara-tantara fotsiny, ary na ny mpanoratra tsi11 aza dia samy manana ny fomba nanambarany an'i Jesosy... fa ny tena olana dia ireny fahabangàna ara-tantara ireny no misy mameno amina fampianarana hafa izay tsy marim-pototra loatra na mifanohitra mihitsy aza amin'ny tenin'Andriamanitra... ohatra ny "théorie de l'incarnation", sy ny "théorie de la maîtrise de soie par le zen", sy ny maro "voyage astral", sy ny "concept du yin/yang" sy ny maro hafa...
D avy eo voizina ara-tantara fa Jesosy ihany no ao ambadik'ilay fampianarana satria Izy nandalo tary sy taroa nitondra izany fahendrena izany... somary hafahafa ihany izany...



inona no atao hoe marim-pototra? Zany hoe azo porofoina na misy zavatra tavela ahafahana milaza fa nisy ny zavatra iray ve no atao hoe marim-pototra sa azo refesina sns??

Ny fomba fijerin'ny olona di samaihafa daholo ka indrindra moa ny finoana. Fa saingy matetiak dia iray ihany ny base dia ny Peace and Love ho an'ny rehetra.

Nynoe incarnation sns dia tsy mari-potoatra satria tsy hitako oe ahoana ny hinoako azy. Fa raha ny Maitrise de soi kosa dia azo ampiharina tsara ary mandaiatra tanteraka. Ny voyage astral de tsy azo inona fa azo ampiaharina ary afaka mandeha tokoa ny eritreritra. Tsy misy fanompoana n'iza n'iza izany fa izany no atoa hoe Brain respiration ary mahasalama sy mahatanora ary mahatony. Tsy misy maharatsy azy.
Ny zavatra maharatsy dia ny zavatra manimba sy mitaky fiankinan-doha aminy. Rha ny ankoatr'izay dia mahasoa ny vatana sy fanahy. Ka azo atao tsara ny mapifandrindra azy amin'ny fairesahana amin'Andriamanitra. Finoana daholo ny base. Tsy misy izay mahalala ny any ankoatra fa izay hitantsika eto ihany favraha mbola message Love and Peace no entinao amin'ity fiainana ity dia mino aho fa tsy ho tezitra aminao Andriamanitra satria izay no hafany alohan'ny handeha izy.


19. prime ( 25/10/2006 12:58)
soanja> hihihihi... ilay nolazaiko io v no valianao lavab io?... misaotra...
Ny tiako lazaina ry soanja (tsy hoe diso akory ny favavahana hafa) fa mampijoro kosa ny ny tenin'Andriamanitra velona sy marina ary mahery dia ny voalaza ao amin'ny baiboly ihany aloha... Marina fa izay mitory "peace and love" dia mety ho tsara satria mitondra fifaliana angamba ho an'izay manaiky izany, fa Jesosy tsy misy ifandraisany @ izany loatra...
Ny "peace and love" dia concept vao2 nentin'ny olona leo fiadanana t@ fotoan'androny dia lasa nivadika filàna sy filibàna ara-nofo tanteraka niaraka t@ "hippies move", d nitarin'izy ireo hatrany @ teatra koa aza avy eo hoe "Jesus superstar"... Fa ilay Jesosy velona nefa dia tsy izany fa tena mifanohita amin'izany mihitsy aza...
20. soanja ( 25/10/2006 13:49)
Tsy misy ifandraisany amin'ny Fitoniana sy Fitivana ve Jesoa?? Mahavariana be zany ary sao le izy amin'ny teny Anglisy no mankarary maso an'i Prime? Ny hafatra napetrak'i Jesoa farany alohan'ny handeha izy dia hifankatiavantsika ka na ny fahavalonao aza tiavina amin'ny fo tokoa.
Resaka hippie zany hafa izany. Ampifangaroanao amin'ny resaka tantara aty Amerika le izy, zay no nahavoa azy. Aza mijery firenena rehefa mivavaka fa ny anao ihany jerena hoe misy ve Io fitiavana sy fahandrmpahalemana na fitoniana ao anaty io. Fa raha vao mitady ny olan'ny handinika ny hafa momba izay ianao de lasa mivily lalankafa ny fo sy ny saina ary matetika mitarika violence foana satria manana tendance hitsara ny hafa.
Zah mino fa le Jesoa olombelona no mbola hitako taratra amin'i Prime. Amiko anefa ary finoako dia efa tsy ollombelon aintsony izy fa efa Fanahy ao anatintsika ary izy no manaparitaka ilay Fitiavana izay hery mora azo nefa koa mora very.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829