Liste des messages

Liste des messages, inserés par raygasy, par ordre de date
raygasy ( 05/10/2006 16:39)
Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
Efa tonga aty New York ny tarika MAHALEO koa mba andao ry reto zay mba afaka hiaraka hanala azy any e!dia mba mikikika mihira eo e!....... suite
répondu par Fiffi le 18/10/2006 05:49
raygasy ( 02/10/2006 13:11)
Ny olona maimbo heloka
Tena asa ianareo raha mba maharitra ireny olona maibo helika ireny fa tena mandreraka be.Zao moa efa manomboka mafana ka tena misy toro helitra atolotro ity iza mila ilay fanafody sady mora no tsy sar... suite
répondu par niryna le 21/01/2007 05:49
raygasy ( 08/11/2005 09:18)
Ny atista gasy
Salut e!Mba mampalahelo reto ny nijery ilay "Iarivo mifety" a!mba ampio reto ny atista gasy fa efa mba mihezaka ny hanao ny tsara nge ry zareo e!oh ny ataon'i Andry kely HIRAH anie tsy dia ratsy e!... suite
répondu par fijo le 11/11/2005 20:39
raygasy ( 08/11/2005 09:12)
Ny artista malagasy
Salut daholo aloha e!ny mba fanetanana mba toiako atao ry reto dia zao a!aza mba mividy ireny cd amidy eny andalana ireny fa mampalahelo ny mahita ny artista atsika Gasy nefa tsy mba afaka mihaina fa ... suite
répondu par fijo le 09/11/2005 20:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007