Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO

1. raygasy ( 05/10/2006 16:39)
Efa tonga aty New York ny tarika MAHALEO koa mba andao ry reto zay mba afaka hiaraka hanala azy any e!dia mba mikikika mihira eo e!....
novalian'i Fiffi ny 18/10/2006 05:49
2. cutie ( 05/10/2006 16:49)
hay ve raygasy any NY e
Radem za vo tonga any :lol::lol::lol:
3. Fiffi ( 05/10/2006 17:00)
de mahazahoa fafinaretana fa tena milay be io an! :)
4. cutie ( 05/10/2006 17:01)
Za tsy mahay tononkira:-D:-D:-D:-D:oops::oops::oops:
5. Fiffi ( 05/10/2006 17:35)
cutie: na tsy mahay aza ndry tsy olana mihintsy zany satria sur écran géant ny tononkira de manaraka an'io fotsiny ndry kah! :)
6. cutie ( 05/10/2006 18:50)
Zany ve akia ry fiffi
Ho hita eo zany :lol::lol::lol:
7. chipie1 ( 05/10/2006 19:03)
cutie > angataho le hira i lendrema fa tsy nataony taty manko !! ouzy i chipie 1 :-D:-D:-Poe
8. cutie ( 05/10/2006 19:05)
chipie hihihi ok
9. Fiffi ( 05/10/2006 20:02)
chipie: le jomaka ! jomaka ! jomaka ! :-D:-D
Fa zah akia mba niandry an'le bon voyage sy bon courage fa :(
10. Fiffi ( 05/10/2006 20:03)
cutie , chipie: zah akia nanjary nahay ny hira'ny Mahaleo preske rehetra mihintsy zao an! :-D:-D:-D
11. cutie ( 05/10/2006 20:04)
fiffi hihiihi
mety hahay koa za zany ?:lol::lol::lol:
12. Fiffi ( 05/10/2006 21:09)
cutie: tondé mahay mihintsy ! tena sur io ! de lazao vao2 zah fa marina io an! hummmm :)
13. ninih ( 06/10/2006 12:33)
Fiffi: =D =D =D
fa ahoana no nahaizana le tononkira kay? be lotra marina e!
14. Fiffi ( 06/10/2006 20:48)
ninih: nandeha nijery ny concert-ny Mahaleo akia zah t@ Sabotsy heriny teo iny de tany no nahitako ny tononkiran'ny Mahaleo....bdb sady mihira koh ! fa tena nilay an! nataony karaoké sur écran géant akia an! :):-*:-*:-*
15. colar ( 08/10/2006 18:43)
mampiesona njay cutie zany an,hahahhahhaha
16. Fiffi ( 09/10/2006 21:43)
:roll:
17. cutie ( 10/10/2006 02:50)
Mpandefa : colar [ Valio ] 08-10-2006 20:43:01
Lohateny : Re : Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
mampiesona njay cutie zany an,hahahhahhaha

Ny tsy fitiavana no betsaka a:roll::roll::roll:
18. cutie ( 10/10/2006 02:51)
: Fiffi [ Valio ] 05-10-2006 23:09:21
Lohateny : Re : Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
cutie: tondé mahay mihintsy ! tena sur io ! de lazao vao2 zah fa marina io an! hummmm

tsy mbola nahay za :-D:-D:-D:-D
19. cutie ( 10/10/2006 02:52)
Mpandefa : chipie1 [ Valio ] 05-10-2006 21:03:38
Lohateny : Re : Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
cutie > angataho le hira i lendrema fa tsy nataony taty manko !! ouzy i chipie 1 oe

nataony akia, nitoto tany mitsy tao :-D:-D:-D
20. Fiffi ( 10/10/2006 18:13)
cutie: de nahay nanaraka an'le karaoké ve aloha ndry eh ? hummmm ! milay an! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0675