Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO

41. cutie ( 13/10/2006 14:47)
fiffi
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n45291edf995f4
42. Fiffi ( 13/10/2006 16:39)
cutie: misaotra akia an! :):-*:-*:-* fa tsy handeha @ io aloha zah satria tsy dia fantatro loatra le artista !
43. cutie ( 13/10/2006 22:30)
fiffi, za nefa tia lalatiana be mitsy :P
44. Fiffi ( 14/10/2006 08:31)
de ahoana aloha ? ho avy aty ndry zany @ herintaona hijery Mahaleo à l'olympia ? io kosa akia aloha tsy azo raténa mihintsy an! sady tsy hisy any an-toeran-kafa fa de io fotsiny !
45. cutie ( 14/10/2006 09:41)
fiffi non hihihihhihihi:lol:
46. Fiffi ( 14/10/2006 09:58)
domazy :(
47. booboo ( 14/10/2006 11:45)
Cutie > zà hijery Lalatiana rahalina o^oo^oo^o
48. cutie ( 14/10/2006 12:06)
booboo, alaivo video camera de alefaso aty amiko :lol::lol::lol:
49. cutie ( 14/10/2006 12:07)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-10-2006 11:58:45
Lohateny : Re : Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
domazy

efa hafa ny prog @ herintaona koa:lol:
50. Fiffi ( 14/10/2006 14:52)
cutie:
booboo, alaivo video camera de alefaso aty amiko :lol::lol::lol:
asa raha azo hatao io ? toa henoko hoe tsy azo hatao nefa aloha t@ Mahaleo karaoké iny betsaka hiany ny olona ni-filmé an! zah koa ary koh ! :-D:-D


51. cutie ( 14/10/2006 15:54)
fiffi
andefaso le t@ mahaleo aza za e :wink:
52. Fiffi ( 14/10/2006 17:40)
:(:( indrisy akia fa ni-filmé tokoa zah saingy....:(:(:( nifamadika ny casety de tsy nety nivoaka tao de haindry ny tohiny .......:(:(
53. cutie ( 14/10/2006 19:18)
:cry::cry::cry::cry:
54. Fiffi ( 14/10/2006 21:35)
sady tsy nahita olona mba afaka nanampy ahy mihintsy akia an ! :(:(:( fa le @ 2 juin aloha hataoko hummmmmm be mihintsy an ! :)
55. booboo ( 15/10/2006 10:35)
Cutie > tsy ni-filmer zà tany fa narary chien mort beee. fa tsara beeeeeeeeeeeeeeeee ny raha na izany aza o^oo^o. Namoaka CD "tsotra ihany" izy tany. :}:}
56. Fiffi ( 15/10/2006 13:47)
de nividy ve ndry ?:)
57. cutie ( 15/10/2006 15:43)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-10-2006 23:35:05
Lohateny : Re : Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
sady tsy nahita olona mba afaka nanampy ahy mihintsy akia an ! fa le @ 2 juin aloha hataoko hummmmmm be mihintsy an !

ok :lol::lol::lol::lol::lol:
58. cutie ( 15/10/2006 15:44)
: booboo [ Valio ] 15-10-2006 12:35:26
Lohateny : Re : Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
Cutie > tsy ni-filmer zà tany fa narary chien mort beee. fa tsara beeeeeeeeeeeeeeeee ny raha na izany aza . Namoaka CD "tsotra ihany" izy tany.

eny wa ry booboo, nahatsiaro an-jy mitsy za we any zay booboo mijery lalatiana , sambatra:lol::lol::lol:
59. booboo ( 15/10/2006 16:55)
Fiffi > ié, nividy :wink:
Cutie > sambatra mitsy zà omaly kah :-D:-P
60. Fiffi ( 15/10/2006 16:57)
booboo: :) heu...de mba hatsipazo kely aty zany hoe jerena ? :wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081