Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
67. booboo
(
15/10/2006 19:06)
Mbô marina mafy zà raha mahay ny fomba fandefasana an'ireo hira ireo any aminareooooo... Hazavao hoe dia andramako raha haiko :°)
70. booboo
(
15/10/2006 20:56)
andramako(tsy anio alina klou e:°)) dia rehefa tena tsy haiko miteny zà hoe tsy haiko ô :-D:-D
72. cutie
(
15/10/2006 22:34)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 15-10-2006 22:56:18
Lohateny : Re : Efa Tonga aty Ny Tarika MAHALEO
andramako(tsy anio alina klou e) dia rehefa tena tsy haiko miteny zà hoe tsy haiko ô
Miverina ery ambony
de manontany oul mahay njy ka, miala nenina alou zay vo miteny aty aminay we tsy haiko:-D:-D:-D
73. cutie
(
15/10/2006 22:35)
fiffi
mba henoy alou le hiran'i lalatiana "tsotra ihany" ao @rvg sao tsy tian-jy akory :)
mba henoy alou le hiran'i lalatiana "tsotra ihany" ao @rvg sao tsy tian-jy akory :)
