Ny olona maimbo heloka

1. raygasy ( 02/10/2006 13:11)
Tena asa ianareo raha mba maharitra ireny olona maibo helika ireny fa tena mandreraka be.Zao moa efa manomboka mafana ka tena misy toro helitra atolotro ity iza mila ilay fanafody sady mora no tsy sarotra ampiasana no maharitra 3j eo na dia tsy misasa ary e!
novalian'i niryna ny 21/01/2007 05:49
2. Fiffi ( 02/10/2006 13:40)
tena mandreraka be mihintsy aloha ireny an! sady raha mafana ny andro ka mandalo le olona misy fofona iny tena ...
3. xxx ( 02/10/2006 13:50)
Tsy alamo koa ve dia mandaitra sa ?
4. dailynews ( 02/10/2006 13:50)
raygasy a> iewww...na dia tsy misasa aza hoe????tokony misasa foana hoe kah....
apetraho eto ary izany hevitra izany e.
5. vale ( 02/10/2006 14:38)
raygasy: na dia tsy hisasa 3j aza?:roll::-D:-D:-D:-D:°)
hosorana citron na koa halamo rehefa avy mandro (raha mahavidy déo ve moa tsy vao may tsara?:roll:)zay ny fantako aloha an! fa io na tsy hasiana n'in2 koa aza nge rehefa misasa isan'andro tsy maimbo izany koh!!
6. felanawil ( 02/10/2006 16:16)
aiza le torohevitr'i raygasy e, ary mba gasygasy ve izy izany? fa tena mandreraka be marina ireny olon maimbo elika ireny a, indrindra ny vaza tena midonaka mitsy:oops:
7. tisera ( 03/10/2006 07:15)
ilay tsy misasa kosa angamba tsy mety fa io hakamoana misasa io no tena fositra mahatonga ny fofona é! ireo izay efa tsy afa-manoatra aza efa tsy fidiny. Fa ny vazaha maimbo helika aloha no tena masiso é! ohatry ny malany izany rizareo ....
8. mamybe ( 03/10/2006 08:20)
Ity misy solution mandra-piandry an'i raygasy e! http://www.e-sante.be/msn/article.asp?IDA=1130_839
9. tisera ( 03/10/2006 09:20)
mamybe : misaotra é!:D
10. mamybe ( 03/10/2006 12:15)
tisera> tsisy fisaorana e! DIa enga anie ka ho lasn'izay ny fofon-kelika rehetra :wink:
11. Aino ( 03/10/2006 12:25)
ye tena manjeraka mihintsy ny tokoa aloha hireny eh!! fa na misy koa aza ny misasa rehefa tena hamofona sy ho tsemboka izay izy de tena tsy misy hevitra ko!!
misy ny sasany mampiasa any le zavatra tsy mba ampamainbo azy nefa hataony ny ry zareo le fofona mahery be hireny dia avy eo efa ela ny ela de mifangaro ilay fofona roa.
12. HESHA ( 04/10/2006 10:05)
ny vaza mou zany tsy haiko, fa ny mpiasan ny ozinina zani no mba fantatro satria iainana andavanandro, ra vao tsi ampi rivotra mifamezivezi na de tsi mafana aza ni andro de efa ... drai drai drai
ni ankizivavi vitsi no tsi mahava-tena fa ni ankizilahi re tompoko o, mba entano ihany e
13. rabaradaka ( 04/10/2006 14:27)
Tsy hita raygasy fa menatra hono izy hilaza fa alamo dia mety. Oh lala ! Fa izao koa ny vahaolana : esorina daholo ny volon-kelika satria mitana fofona ny volo. Zay ny hevitro ry zalahy lava volon-kelika
14. Fiffi ( 04/10/2006 15:21)
rehefa madio tsara toa tsy misy an'zany kosa eh!
15. watafon ( 04/10/2006 15:49)
za mbola miandry izay lzain'i raygasy kalou !:-D
16. diamondra27 ( 04/10/2006 15:55)
fiffi: misy akia olona madio fa misy fofona a
17. fijo ( 05/10/2006 20:48)
alamo dia milamina io e.
18. rasoul ( 06/10/2006 09:54)
le sady maimbo helika no misy from sady maimbo vava no tena milay koooo=))=))=))=))=))
19. fijo ( 06/10/2006 21:49)
fa ny ahy le helika vao hanomboka maimbo iny tiako.
20. Fiffi ( 07/10/2006 09:05)
an :?: tianao :?: anjekaky ooo :{:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1193